Liste des messages
Liste des messages, inserés par sipagasy, par ordre de date
sipagasy
(
06/02/2015 19:13)
mofomamy tsotra kely
atody 8
siramamy 8 sotro
lafarinina 8 sotro
ampiarahana ny atody sy ny siramamy dia kapohana handroatra tsara mihintsy, lasa rena mitombo be izy io, azo atao au bain marie kely aza raha manam-potoana...
suite
répondu par Fiffi le 08/02/2015 09:37
sipagasy
(
13/11/2013 10:56)
toko saplet
miarahaba
hono hoa e! ahoana tsara moa ny fampiasa iny saplet iny rehefa mivavaka? arahaba ry Maria in 10 dia Rainay izay any an-danitra in 1 dia inona ihany koa?
misaotra mialoha e!...
suite
répondu par Nehemiah le 22/11/2013 14:55
sipagasy
(
30/03/2013 11:19)
poulet KFC
Miarahaba,
saika hanontany hoe ahoana kay ny fanaovana ireny poulet mikarepoka tsara any à KFC ireny nefa dia moelleux tsara ery ny ao anatiny, efa nanandrana ihany aho nanao azy à pate à beignet ...
suite
répondu par vazivazo le 19/06/2014 11:01
sipagasy
(
06/11/2012 18:35)
zana-dandy
Hono hoa ry zareo an, aiza no mety ahitana zana-dandy aty Frantsa e!!! dia inona ny anarany kay?? tena manina an'ilay izy mendimendy iny aho izany e!!!!...
suite
répondu par ral_ le 04/12/2012 17:14
sipagasy
(
15/09/2012 19:41)
afa-baraka ry reto annn
dia malahelo tokoa aho mizara ity seho iray ity aminareo, fa akory atao, misy nilaza ahy fa namana ato @ ity vohikanatsika ity hono io olona nahavita habibiana io, misy afaka milaza ny solonanarany ve...
suite
répondu par sahia le 23/05/2014 06:52
sipagasy
(
31/12/2011 09:11)
Arahaba
Miarahaba ny namana rehetra ary miarahaba manokana an'i Hery ihany koa tratry ny tsingerin-taona nahaterahana androany, ho ambinin-java manasatra anie dia mba ho tratra antitra hiaraka hiriaria @ vady...
suite
répondu par hery le 03/01/2012 08:38
sipagasy
(
24/10/2011 11:23)
SERASER'ALINA 3
Amim-pifaliana hatrany no anasana ny be sy ny maro @ fihaonana izay hatao
ny 03 Desambra 2011 ho avy izao. Izay hatao ao @ trano fisakafoanana ao @ 3 Place de la République 93400 Saint Ouen, metro l...
suite
répondu par raozigasy le 02/12/2011 00:17
sipagasy
(
02/06/2011 16:19)
mitady an'i NOLROS / baryton
Miarahaba ny rehetra
teto à serasera no nahafantarako an'ilay mpanakanto 'Nolros' izay, raha tsy diso ny fitadidiko dia any Soisa any izy no monina, ny fanontaniako dia hoe sao misy mahalala azy ian...
suite
sipagasy
(
25/07/2010 10:26)
Migraine
Miarahaba
Iza kay no mparary an-doha lava ato?? dia ahoana/inona ny fanafana ataonareo??...
suite
répondu par Ratoa le 19/08/2010 22:45
sipagasy
(
24/04/2010 17:12)
tohano fa antsika
mba mametraka kely ato aho fa mahasoa e! taizao @ isany ny taranaka fara aman-dimby hisolo antsika ety an-tany e!!
http://vakanala.org/
tsindrio ilay bokotra hoe : vote
...
suite
sipagasy
(
24/04/2010 17:10)
tohano fa antsika e!
mba mizara aho fa hitako fa mahasoa e!
http://vakanala.org/
misy hoe vote pour ao dia mba tsindritsindrio ao ô!...
suite
répondu par soanja le 29/04/2010 01:20
sipagasy
(
23/03/2010 17:14)
les parents les plus stricts du monde
mmhh fa hono hoa e!! fa ahoana marina ity mitaiza sy manabe ity e!!! inona ny fombanareo avy kay?, ahoana ny fitaizanareo ny zanakareo??
http://tele.premiere.fr/News-Tele/Les-Parents-les-plus-str...
suite
répondu par onah le 30/11/2010 12:42
sipagasy
(
23/01/2010 18:41)
maccaron
Miarahaba
Sao misy mahay ireny maccaron tahaka ny any Madagasikara ireny kay e!!! ilay ohatran'ny misy tantely sy voana sesame ireny miaraka @ ilay ohatran'ny pate caca pigeon nefa mamy ilay izy e!...
suite
répondu par lemurbaby le 07/04/2010 21:44
sipagasy
(
15/12/2009 17:47)
vita ihany e!!!!!
Miarahaba ny rehetra
Efa nisy siosion-dresaka ihany moa izany fa hoe vita ny DVD serasera izay mirakitra ny fety sy fihaonana nandritra izay 10 taona nijoroany izany, hita ao anatin'io kapila manje...
suite
répondu par ravatorano le 31/12/2009 13:36
sipagasy
(
27/10/2009 19:04)
tontolo iainana
Miarahaba e!
Mampita hafatra aho ary manasa izay ho afaka e!
Dans le cadre de la Semaine de la Solidarité Internationale, l'association ENVIE à le plaisir de vous présenter ses actions so...
suite
répondu par kotobekibo le 01/11/2009 22:55
sipagasy
(
27/08/2009 13:25)
ATRAKAO NY LOHA ANIO 27/08/2009 ô!
miala tsiny fa kamo beh zah handika azy à tenintsika ann
Atrakao ny loha androany alina ô!!: Cela n'arrive qu'une fois dans sa vie DATE A RETENIR : 27 Aout 2009 DEUX LUNES DANS LE CIEL Ce 27 aout...
suite
répondu par AndriambyII le 28/08/2009 11:50
sipagasy
(
25/08/2009 20:48)
mahaiza mitaiza e!
Mba nitsangatsangana teny ànet aho dia nahita ity http://fr.news.yahoo.com/55/20090825/tod-un-enfant-de-5-ans-cambriole-son-jar-17baed7.html dia onena fotsiny hoe dia tsy ampy kilalao hono izy dia i...
suite
répondu par soanja le 28/08/2009 14:45
sipagasy
(
17/03/2009 17:54)
RNS NANTES 2009
Miarahaba,
Amin-kafaliana hatrany no iarahabana ny rehetra, araka ny efa hain\'ny be sy ny maro dia any Nantes no hatao ny RNS @ ity taona ity, nahazo \'stand\' ho @ izany isika \'serasera.org\' k...
suite
répondu par sipagasy le 15/04/2009 18:01
sipagasy
(
08/03/2009 12:03)
8 Martsa, arahaba
Miarahaba antsika vehivavy tratry ny andro androany indray e!!!!
indro teny kely e!!! nindramiko, si hira ihany koa:
http://www.dailymotion.com/user/nante9/video/x8kqm8_ramatoa-et-ramose-de-lime...
suite
répondu par sitlo le 08/03/2009 21:44
sipagasy
(
01/03/2009 07:27)
Mba fantatrao veh??
VAROTRA TANINDRAZANA - HARENA AN-KIBON'NY TANY NATAO
VARO-BOBA
Uranium, diamants, or, émeraude, rubis, nickel, cobalt, ...
Daewoo no hitan'ny gasy hatrizao fa ny explorations
kanadiana, s...
suite
répondu par sipagasy le 06/03/2009 14:24
