Liste des messages
Liste des messages, inserés par sipagasy, par ordre de date
sipagasy
(
20/11/2007 18:08)
antso avo
Miarahaba e!
Ho an'Antanananrivo sy ny manodidina aza hadinoina fa hisy 'fampianarana mi-blaogy' maimaim-poana ny sabotsy ho avy izao (24/11/2007) ao @ TEKNET Isoraka manomboka @ 17h ka hatramin'ny...
suite
répondu par sipagasy le 21/11/2007 09:22
sipagasy
(
25/09/2007 08:42)
blanche
bonanif akia injy annnn
bizz be mahintsy akia kouuh, na dia any alavitss any aza akia tsy adino annn(l)(l)...
suite
répondu par sarobidy le 01/10/2007 14:43
sipagasy
(
21/09/2007 20:50)
Hanaiky ve ianareo?? :)
HItako tany ho any dia zaraiko e!!!
Ka raha hisaraka lava ve tsy aleo tonga dia CDD klehh hihihi, azo tohizana koa anie e!
http://fr.news.yahoo.com/ap/20070921/tod-insolite-rubrique-hebdomadaire-4...
suite
répondu par arialy le 13/11/2007 19:58
sipagasy
(
21/09/2007 19:22)
jereo e!
Salama aby e!!!
manasa antsika hiaraka hijery film ao @ FR3 e! ho avy tsy ho ela
http://www.croissance.com/tele.html...
suite
répondu par tywa68 le 22/09/2007 20:16
sipagasy
(
23/08/2007 19:05)
ampio hoe aho izahy mahay!
Miarahaba
Saika mba hanontany e! hoe inona moa ry ireto sa iza avy ny karazana site mety ahafahana manao, sy ahazahoana mandefa kadô any madagasikara, efa hitako teto ihany izy izay fa tsy tsaroak...
suite
répondu par lilinivo le 16/01/2008 09:36
sipagasy
(
01/05/2007 17:32)
pao
Miarahaba ny mpiangaly sakafo e!!!
Mba saika hanontany aho hoe ahoana kay ny fikarakarana ireny pao ireny fa tena manina aho izany e!!!!
Misaotra mialoha:-*...
suite
répondu par mandrindra le 16/05/2007 16:54
sipagasy
(
07/03/2007 23:49)
8 martsa
mmhh efa hitako hatraty indray ny hiteny hoe ka raha hangataka ny hitovy zo aminay dia hanao inona anefa??? hihihih, tsy eo indray ny fanontaniako @ ity taona ity fa ho antsika vehivavy hoe mahatsapa ...
suite
répondu par tywa68 le 08/03/2007 18:55
sipagasy
(
04/02/2007 16:51)
mahagaga tokoa
miala tsiny raha @ teny vahiny fa azo andramana @ fitenintsika ihany koa e!!!!! mahazahoa fafiny aza e!:!!!
Objet : calcul interessant ??
T'es-tu déjà demandé ce que voulait dire, se donner Ã...
suite
répondu par aigredoux le 13/02/2007 12:42
sipagasy
(
08/12/2006 19:54)
arahabaina Justin Vali / prix SACEM
Dia faly miarahaba anao ry JUSTIN VALI fa haiko ianao mpisera eto ihany ;-) t@ loka izay azonao omaly, nahazo ny:
Grand prix Palmares de la Sacem @ musique traditionelle tokoa mantsy izy omaly e! no...
suite
répondu par sipagasy le 15/12/2006 20:46
sipagasy
(
13/11/2006 21:14)
tany ho any
20 jours pour s'enrichir...
c'est le cadeau béni des dieux de la propagande électorale dont quelques prestataires en tireront un max de bénéfices : un seul mot d'ordre, être en bons termes avec ...
suite
répondu par degree le 17/11/2006 20:12
sipagasy
(
09/11/2006 08:20)
ttsy misokatra e! //"mpampianatra"
mmhhhhh Ho avy ny fifidianana marina ka mikoropaka ny hahazo vato ny TIM hihihihih nahanganana ny TIM fanabeazana..... ppfffffff.... eny e! mazotoa eo ihany aloha e!
article nalefa tao @ gazety...
suite
répondu par kitjo le 12/11/2006 17:41
sipagasy
(
17/10/2006 16:00)
fanasana
Bonjour ... Manao ahoana ...
Les Amis des Echos du Capricorne
ont le plaisir de vous convier à une rencontre-débat littéraire
avec le professeur Narivelo RAJAONARIMANANA
L...
suite
répondu par Fiffi le 20/10/2006 05:47
sipagasy
(
13/10/2006 07:38)
fangatahana fanampiana
Miarahaba ny rehetra e!
Mba manoratra ho antsika diaspora ny tenako fa misy izao toe-javatra izao e!
Misaotra mialoha ho an'ireo hanohana ny antso!
...
suite
répondu par xxx le 12/12/2006 14:48
sipagasy
(
23/07/2006 08:54)
karaoke hira malagasy
miarahaba ny rehetra,
mba saika hanotany aho aiza kay ny mety ahitako hira karaoké malagasy?? na tranonkala izany na fivarotana cd ihany koa,
misaotra mialoha...
suite
répondu par Fiffi le 31/07/2006 18:17
sipagasy
(
16/06/2006 15:44)
moka
manao ahoana daholo aloha e!
mba saika hanontany aho fa efa mafana indray moa izao ny andro aty frantsa ka miverina ihany koa ny moka sy ny bibikely isan-karazany, ny fanontaniako dia hoe: inona ...
suite
répondu par Fiffi le 22/06/2006 19:24
sipagasy
(
21/05/2006 13:04)
mampieritreritra annn
ialako tsiny fa @ teny frantsay izy ity e!, mazotoa mamaky daholo aza e!
C'est déjà l'application de "l'immigration choisie". Ce parquage d'êtres humains par d'autres êtres humains à un endr...
suite
répondu par Fiffi le 19/06/2006 04:33
sipagasy
(
08/05/2006 05:40)
Justin Vali
hisy fandaharana mikasika io Mpanakanto io ao @ tv:
* 09/05 ------ 4 ora tolak'andro na 16h -- FR3
* 11/05 ------ 4 ora maraina ------------- FR2
* 13/05 ------ 7 ora sy sasany ----------- TV5 mo...
suite
répondu par sipagasy le 01/06/2006 15:34
sipagasy
(
07/03/2006 18:52)
08/03/2006
miarahaba antsika vehivavy tratry ny daty malaza izany e! tsy hoe andro natokana tsy hanaovana raharaha akory izy itylolll :-D fa andro natokana hahatsiarovana ny 129 vavy tany amarika t@ 08/03/1948 t...
suite
répondu par sipagasy le 11/03/2006 07:47
sipagasy
(
11/12/2005 12:51)
aza misy bingo annnn mmmhhhhhh!!!!!!!
Indray andro hono tany @ faritr'Antsirabe iny, nisy mpizaha tany mena sofina izay mna nangataka ity tovolahy tomady no bikana ity, mpitarika pousy, mha hitondra azy ho eny an-tsena. Dia lasa hono ry z...
suite
répondu par Veloo le 23/12/2005 15:30
sipagasy
(
13/03/2005 10:05)
re RNS 2005
Miarahaba indray,
Lava loatra iray io dia naleoko nanokatra ity indray,
Ka ahoana tsara moa izany ny ho fihaonantsika any Vichy??? ilay ttsy fotsy t@ herintaona mantsy tsy dia nandaitra firy ako...
suite
répondu par fijo le 23/03/2005 22:37
