Liste des messages

Liste des messages, inserés par sipagasy, par ordre de date
sipagasy ( 14/02/2009 08:54)
JT VENDREDI 13 FRANCE2 henoy anie e!
mitatitra fotsiny aho ann, henoy anie e! eo à faha 24min40sec eo ho eo no ahenoana azy. http://jt.france2.fr/20h/ . Mihainoa finaritra aza e! :-* (l) :-* ... suite
répondu par tovolahy007 le 15/02/2009 17:20
sipagasy ( 06/02/2009 11:45)
Arahaba i Aina :)
Tsy hay ny hanafina hafaliana @ izao nahatongavan'i Aina izao ry izy mivady koa dia miara-paly aminareo ny eto @ serasera e!!! Maroroa taiza ô! http://hery.blaogy.com/post/4/5976 Arahabaina i ... suite
répondu par fraj le 19/03/2009 13:50
sipagasy ( 17/01/2009 10:28)
Fandaharana TF1 talata 21/01/2009
Miarahaba, Ity indray fa voalahatra handeha ilay fandaharana tsy lasa t@ faran'ny taona teo e! Samia mitady vaha olana veh izany no teneniko ho famaranana sa inona reh e!!!!... suite
répondu par aikon le 21/02/2009 07:35
sipagasy ( 07/01/2009 00:14)
tongava maro moa e!
Miala tsiny fa @ tenin'ny mpampiatrano sa tompon-tany no marina kokoa.. Am-pifaliana hatrany anefa no anasana antsika ho tonga maro, euuhh nalaiko taryyyy e!! dia ampitaiko atyyy koa eh!!!! Koa to... suite
répondu par vahiny2004 le 28/01/2009 20:33
sipagasy ( 08/12/2008 11:16)
fandaharana TF1 talata 9/12/2008
Miarahaba e! Efa nampidiriko tao @ ilay resaka 'mpiandry' iny ihany moa izy ity fa dia aleo atao vao² ato e!!!!! Aza hadinoina aza ny mijery TF1 rahampitso 09/12/2008 manomboka 22h40 e!tsy dia el... suite
répondu par rurik le 26/12/2008 17:08
sipagasy ( 30/11/2008 21:51)
01/12.
Hainao veh io daty io? Maninona izy io hono?? Araka ny hita sy dradradradraina @ fahita lavitra dia andro iraisam-pirenena hiarovana @ SIDA izy io, koa aza manaiky ho tratry ny aretina fa io tsy ha... suite
répondu par fitiatantely le 02/12/2008 11:24
sipagasy ( 12/11/2008 18:06)
Mila vonjy!
Hafatra voaraiko ary ampitaiko amintsika toy ny mahazatra ihany! Mba isorohana ny tahaka izao moa dia tsy sasatra aho ny miteny hoe ny aina rey olona tsy mifametra koa aza atao antsirambina ny miso... suite
répondu par fijo le 14/11/2008 21:58
sipagasy ( 11/10/2008 06:36)
tohano fa antsika
Miarahaba Mba manainga antsika mpankafy ny mozika malagasy mba handray anjara hanohana ity mpiray tanindrazana amintsika ity ô! http://www.rfi.fr/concoursfr/articles/105/article_645.asp ndao... suite
sipagasy ( 09/08/2008 19:22)
MADAGASCAR sur M6 ce 09/08/08 à 20h50
Miarahaba e!!! Aza hadinoina fa hist fandaharana mikasika ny fivelaran'ny fizahan-tany any amintsika ao @ M6 ny alahady izao manomboka @ 20h50 ao anatin'ny fandaharana 'CAPITAL', dia rehefa avy mij... suite
répondu par malalany le 16/08/2008 14:21
sipagasy ( 02/07/2008 22:41)
AFAKA i Ramatoa Ingrid BETANCOURT
Miarahaba ny rehetra Tsy aritro ny hizara aminareo fa mba faly koa aho fa AFAKA ihany i Ingrid BETANCOURT rehefa avy notazomin'ny FARC taona maro....... Tsy mpanao gazety ny tena fa aleo aloha mbo... suite
répondu par tsimati le 05/07/2008 14:37
sipagasy ( 12/06/2008 19:40)
LAA 100 TAONA SAHADY!
Miarahaba ny rehetra, Lycée Andohalo Antananatovo, 100 taona nijoroana, namolavolana, ary koa nitaizana andian'olona maro. Sao mba isan'izany ianao?? Raha any an-toerana ianao dia tsarovy fa misy... suite
répondu par Rafahafahana le 06/07/2008 09:05
sipagasy ( 12/06/2008 16:48)
arendrina 2008
Indro fanasana voaray ho antsika avy aty avaratra e! Bonjour à tous Venez célébrer le 48è anniversaire de la FÊTE DE L'INDEPENDANCE MALAGASY Avec l'Association "GASY MI-1... suite
répondu par Belami le 13/06/2008 09:21
sipagasy ( 19/03/2008 09:27)
Ombay mitady, MAIKA BE
Indro zaraiko aminareo mailaka azoko ny 18/03/2008, koa raha misy mahalala ireo olona ireo reh, na ny havany dia aza misalasala miantso io N° tel io e! Misaotra ny rehetra, Mandria am-piadanana i... suite
répondu par ni81 le 07/06/2008 21:26
sipagasy ( 14/03/2008 22:03)
tratry ny fety dad'tou
Miarahaba ny tratry ny fety rehetra androany 15/03/08 e!!!!, ravatorano,..... sy izaho koa e! hihihi bizz aby e!!! :-*... suite
répondu par ikaretsaka le 15/03/2008 20:02
sipagasy ( 08/03/2008 09:01)
Vday, androntsika vehivavy
Miarahaba ny rehetra aloha tratry ny 8 mars, tsy androany ihany no tokony ho andro natokana ho antsika fa tokony ho isan'andro, nefa moa...... Indro misy zava-bita kely atolotra antsika @ izany, ts... suite
répondu par jogany le 09/03/2008 06:12
sipagasy ( 10/01/2008 20:07)
fiara mora indrindra!
Miarahaba ny rehetra! Indro misy rohy mety hahaliana ny maro fa dia ho mora tokoa moa izany e!!!! sady ny marque TATA efa tsy zoviana @ malagasy intsony @ ireo camion be mpitatitra entana ireo! ... suite
répondu par ikaretsaka le 16/01/2008 17:50
sipagasy ( 09/12/2007 09:10)
fanasana voaray! Mutuelle de Madagascar,
Asa raha mba hainareo ity fa tena manampy tokoa @ andro iray ann, sao mantsy ho tratry ny patsa 1 tsy omby vava isika indray andro any e!!! aleo misoroka dieny izao sady tena mirary ny latsak'emboka t... suite
répondu par fahamarinana le 10/12/2007 12:27
sipagasy ( 03/12/2007 20:47)
fampisehoana/filazana!
Miarahaba antsika Inty misy fanasana azo avy @ PMO (Pôle Musical d'Orgemont [b]93500[/b]) anasana antsika mpankafia mozika, hitantsika hiakatra an-tsehatra @ izany moa i SWP izay mpihiran'ny tari... suite
répondu par sipagasy le 04/12/2007 12:05
sipagasy ( 30/11/2007 16:39)
BOMBS
mmhh inona aza io ôôô Tongava ato dia ho hitanao e!!!! http://www.bestofmalagasyblogs.com/?page_id=30 Aza misalasala mampifaninana izay takelaka tianao e! na @ teny mahagasy na @ teny vahiny... suite
répondu par endrika01 le 09/12/2007 11:44
sipagasy ( 21/11/2007 18:28)
Fifaninanana blogy malagasy tsara indrindra!
Miarahaba Hisokatra tsy ho ela @ 24/11/2007 ho avy izao @ 17h ora/ora Madagasikara/ ny site ahafahana mifidy blog malagasy tsara indrindra ka aza misalasala manolotra izay blaogy hitanao fa mendrik... suite
répondu par news2dago le 18/01/2008 13:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0904