Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i petsambava, milahatra araka ny daty
petsambava
(
20/11/2006 22:54)
Milatsaka ihany milatsaka hatrany!...
Matetika dia mametraka tsy fidiny MPAMADIKA eo ambony seza ny tolom-bahoaka!.
Nihevitra ny vahoaka fa hiova tsara ny fiainana kanefa nony rava ilay fitondràna teo aloha nampijaly dia vao maika mih...
tohiny
novalian'i loik ny 21/11/2006 11:42
petsambava
(
12/11/2006 21:03)
HO ZAKANTSIKA IHANY VE NY 5 TAONA MANARAKA!
Ho zakantsika ihany ve ity fiovana ity
izao itsika gasy betsaka ny 4 mi
ny manana @ izany mihamanana ihany
dia ireo minisitra no voalohany @ izany
manaraka azy ireo ireo vahiny avy lavitra any
m...
tohiny
novalian'i akama2006 ny 14/11/2006 10:27
petsambava
(
12/11/2006 08:17)
Natomboka t@ fotoam-pivavahana ny an'i RA8.....
Ho an'izay mbola tsy mahalàla dia misokatra androany ny propagandy ka ny an'ingahy RAVALOMANANA dia natombony @ fotoam-pivavahana ao @ MAGRO ANKORONDRANO ...Ho an'izay tsy mbola mahalàla koa dia eto...
tohiny
novalian'i kitjo ny 13/11/2006 05:28
petsambava
(
19/10/2006 20:54)
TONGA INDRAY VE NY FOTOAM-PIFIDIANANA RY MPANAO POLITIKA AH!
Tonga ny fotoam-pifidianana dia hay ery ny maka ny fon'ny vahoaka .Firifiry aminareo ireo moa no tompona orin'asa raha mbà angatahana avance sahala @ ireny inona ireny vao azo ! nefa tonga ity ny fif...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 24/10/2006 06:32
petsambava
(
22/06/2006 08:50)
Aza mamarà!!!.......
Tsy tokony hisy himenomenona mihintsy ny gasy na 1 aza .Ny mpitondra mamarà.. Tonga teto ireo vahiny maro be .Asain 'ny mpitondra afenina ny mahantra rehetra fa mahamenatra . Mitaingina AIR FORCE 1 s...
tohiny
novalian'i marozevo ny 29/06/2006 14:24
petsambava
(
20/06/2006 15:36)
iza no ra8 ary iza no radeba ianareo 2 mitsangàna avokoa!
tsy misy izay tsy mahay iny hatsikan'i GABY RATSITO iny angamba!fa dia hovaiko kely e
-KOFFI ANNAN: iza no RA8?
-ra8:izaho tompoko
-K.A: ary iza no DEBA?
-deba:izaho tompoko
-K.A: ianareo 2 la...
tohiny
novalian'i marozevo ny 24/06/2006 08:54
petsambava
(
11/06/2006 18:39)
FA TANY MIADY VE I MADAGASIKARA?
Raha ny zava-misy hita ankehitriny aloha dia toy ny tany avy niady ny gasy ara-ékonomia ,tsy nisy bomba na fifampitifirana fa dia nopotehina t@ ambo-po pôlitika ny toe-karena malagasy.
EFA HITA IZA...
tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 12:28
petsambava
(
01/06/2006 07:13)
RY TANINDRAZANAY KARANA O!
Ry tanindrazanay karana o!
ry MADAGASIKARANAY sinoa
rehefa avy nandàlovan'ny valàla
dia mbola mijaly dia mijaly tokoa
tahionao ry zanahary
ity filoha ra8nay ity
hivarotra ny tanindrazana
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 16:33
petsambava
(
18/05/2006 09:25)
4*4 koa ho an'ny HCC?...
BOEING 737-300 ho an'ny president
136 4*4 ho an'ny députés
120 volkwagen BORA ho an'ny sénateurs
4*4 ho an'ny HCC na HAUTE COURS CONSTITUTIONNELLE
SEAT ho an'ny maire
FORD focus ho an'ny chef ...
tohiny
novalian'i arson ny 19/05/2006 07:42
petsambava
(
12/05/2006 12:20)
Latsaka an-kady....
1-Milatsaka ihany , milatsaka hatrany
ary tsy hita fototra ny hiafaràny
Izany no fiainana misy ankehitriny
GASIKARA fanjakàn'ny vahiny
raha vahiny hanavotra moa ka haninona
vao maika hanao an...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/05/2006 04:59
petsambava
(
11/05/2006 14:10)
io MISOLELAKA io e .....
Inona moa no atao hoe MISOLELAKA ?
Ny atao hoe misolelaka dia mitady 19 any @ lehibe e?
Atao izy io mbà hiarovana seza na hijapiana train .Maro no mpanao azy io hatrizay ary izay koa angamba no nah...
tohiny
novalian'i ravakamalala ny 22/05/2006 07:47
petsambava
(
10/05/2006 09:00)
Tout ce qui brille n'est pas de l'or....MARINA IZANY!!!!
TOUT CE QUI BRILLE N'EST PAS OR...banderole izay hita notazomin'olona tao MAHAJANGA izy io t@ ingahy J.CHIRAC nanao fitsidihana an'i MADAGASIKARA t@ jolay 2005.
http://www.madanight.com/madagascar-ph...
tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 18:13
petsambava
(
09/05/2006 18:40)
LENDREMA mbola ao foana !!!
1950-1982:LENDREMA maditra ! efa maty ka tsy nisy mpandevina, tao anaty vata-paty kesika.Ory vola ory harena.
http://www.madanight.com/madagascar-photo-32205.htm
1972-...:zanaky ndrema !zanaka joma...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/05/2006 03:40
petsambava
(
05/05/2006 21:04)
NY TENA MAHAVOA NY MPITONDRA MANDRAK'IZAO !
O! r'ireto ah ny tena marina dia izao ny fahavoazan'ny mpitondra rehetra mandrak'izao dia tsy manaiky sy mangataka fifonana @ vahoaka fa mampahantra,sady efa manitsaka no mbola tsy manao azafady!tsy m...
tohiny
novalian'i ragany ny 07/05/2006 13:44
petsambava
(
04/05/2006 07:08)
Lahatra,anjara...tsiny ,tody manao ahoana ankehitriny?
Eo @ fiaraha-monina malagasy indrindra fahiny dia nanan-danja tokoa ny atao hoe lahatra sy ny anjara : ny fahafatesana , ny fanambadiana...
Tsy latsak'izany koa ny tsiny sy ny tody henatra tokoa izan...
tohiny
novalian'i andriamananjara96 ny 29/10/2015 17:53
petsambava
(
02/05/2006 08:41)
Mbola niteniteny foana indray ny prezida...
Aprés tany Moramanga t@ 29 marsa izay nivadihany lela hoe ilaina indray ny fankalazàna ny 29 mars ,dia privatiséna ny JIRAMA.. Tsy izany mihintsy nefa no nolazainy tao MAHAJANGA raha nanao fitsidi...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2006 19:29
petsambava
(
30/04/2006 08:38)
Toa miverin-dàlana anie isika izany e!...
Raha ny zavatra hita sy tsapa dia toa miverin-dàlana mihintsy isika gasy na ara-pôlitika na ara-economie na toe-karena.
-Ara-pôlitika dia miverina ny jadona sy ny tsy refesi-mandidy ,raràna ny mp...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 03:42
petsambava
(
28/04/2006 07:43)
Aleo very tsikalakakam-pihavanana toy izay very .....
"Aleo very tsikalakalam-pihavanana toy izay very tsikalakalam-bola."Izany tokoa indrisy no zava-miseho ankehitriny matoa miady izao ny mpivady dia vola izay ,matoa ny mpanakanto misaraka dia ara-bola ...
tohiny
novalian'i vahatra22 ny 08/05/2006 13:58
petsambava
(
25/04/2006 19:56)
Hita sy tsapa fa miha roboka @ fisotroana toaka ny tanora!!
Zava-doza !!izay angamba no azo ilazàna azy ny fahitàna ireo tanora eto an-tanindrazana roboka @ fisotroana zava- mahamamo toy ny toaka sy ny labiera ...Inona no antony? ao ny tsy an'asa ,ao ny mana...
tohiny
novalian'i cutie ny 26/04/2006 10:36
petsambava
(
24/04/2006 13:47)
Raha mievona hono ny amérikanina.....
Raha mievona hono ny amerikanina ara-toe-karena dia voan'ny sery ny firenena ao europe sy ny Japon ny 1/3monde toy MADAGASCAR efa palu .
Ka raha @ izao choc petrolier izao tafakatra 71 dollar ny bari...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 24/04/2006 15:39
