Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i petsambava, milahatra araka ny daty
petsambava
(
22/04/2006 05:59)
tafakatra 780.000fmg ny frais de visa ao @ consulat...
tafakatra 780.000fmg izany hoe 35euros à 60 euros ny frais de visa espace shengen rehetra
jereo ao @ wanadoo.mg...
tohiny
novalian'i Lalah ny 01/05/2006 23:43
petsambava
(
19/04/2006 21:33)
BD gasy t@ taona 80-90 nahafinaritra tokoa!!
Asa raha mbà nisy nahatadidy isika fa na mafy aza ny fiainana teto MADAGASIKARA t@ ireny dia mbà nisy an'ireny bande dessinées gasy ireny kosa mbà nahaliana isan'ireny ohatra :KODITRA ,BENANDRO ,T...
tohiny
novalian'i 9318tae ny 22/09/2015 08:18
petsambava
(
18/04/2006 09:54)
calcul mitombina ity
asa izay mba mahay mathématique e
ity izany ilay probléme
calculez
(x-TIM)+(y-AREMA)=???...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 04:23
petsambava
(
13/04/2006 14:37)
hita sy tsapa fa miha lalina ny hantsana mampisaraka ny ....
hita sy tsapa ankehitriny fa mihalalina hatrany ny hantsana mampisaraka an-dRalita sy Ratrema eto @ tanàna e....
Ny an-dRalita ny anio tadiavina ,ny ampitso tadiavina,ny fisotron'i Ralita na kawat...
tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 13:37
petsambava
(
12/04/2006 19:15)
manomé ohatra ratsy @ vahoaka ny mpitondra !!!
Raha ny zavatra hita mandrak'ankehitriny aloha raha aty MADAGASIKARA dia ny mpitondra mihintsy no manome môdely ratsy ka mahatonga ny halatra etsy écolage eroa didi-antsy ,fitiavan-kely ,....Tsy ho ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/04/2006 06:36
petsambava
(
10/04/2006 17:16)
aiza moa no tsy hisy ny accidents e!!!
hita @ gazety androany(10 avril 2006) fa nisy loza tany @ làlana ho any diégo ka ohatran'zao ve no atao TSY MAHAGAGA!!!:?::?:
http://www.01madagascar.net/images/news/gf/018-route-10.jpg
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2006 11:54
petsambava
(
05/04/2006 20:55)
AH LES MPANERA.......
TSY MISY ASA RATSY hoy ny fiteny fa mbà manana tsikera kely @ ireo mpanéra e surtout eny @ station taxi-brousse.Tany TAMATAVE no niseho ilay zavatra ho any FOULPOINTE vao niala ny taxi brousse avy T...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/11/2006 23:29
petsambava
(
04/04/2006 16:13)
dinosaures pôlitiques mbà aoka izay!!!!
MILA RIVOTRA VAOVAO MIHINTSY GASIKARA!!!...izay no fahitàko azy raha ny zavatra hita sy tsapa @ izao fotoana izao .Be loatra ny mpamadika palitao bodiarimanga ihany no mangaro...Tsy mitsinjo afatsy n...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/05/2006 15:22
petsambava
(
03/04/2006 21:18)
Fa ny malagasy miafy...sady mangasiasy..
Mampalahelo mihintsy ny gasy kely anaovan'ireo karàna azy .Tsy hanonona ny anaran'ilay karàna aho fa olo-malàza ka sao hanahirana eto fa dia mampalahelo ny hanaovany an'ity saoferany ,tsy manana to...
tohiny
novalian'i cabot ny 13/11/2006 22:23
petsambava
(
03/04/2006 19:37)
fonjan'ANTANIMORA mampalahelo tokoa!!!
Asa mbà mangataka ny webmaster ao @ dinika rehetra asiana hoe: tsy rariny, satria amiko raha eto @ tanàna fotsiny dia be no zavatra mbola tsy rariny .Isan'izany ny manjo ireo gadra ao ANTANIMORA iza...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/04/2006 03:29
