Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ntss, milahatra araka ny daty
ntss ( 15/01/2010 09:39)
Tsy votsotra intsony io ry GTT a! In' koa ze Mokabe!!!
To hoe mamporisika ny tafika SADC i Mokabe hiditra eto? de an'in!!! Ko raha tsy ho vitan'izany izy ty ko, nga izy ity any zimbabwe? ze hihinanan'ny vahoaka n'la hanina aloha atao. O ry marary fo i... tohiny
novalian'i ifiona ny 16/01/2010 22:53
ntss ( 11/12/2009 08:07)
Tanora Gasy Vonona prét pour une autre année de crise
ze ataon'la eo ataon'la fa ny TGV lesy mijoro fona a... tohiny
novalian'i terrywiui ny 12/12/2009 11:12
ntss ( 06/11/2009 15:10)
refa ra8 no midontsana de bravo fona e!
:lol: ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/11/2009 23:07
ntss ( 29/10/2009 11:03)
Insulte de R8 à propos des membres du GIC, quel bourde
"Ce ne sont que des consultants de seconde zone, ils ne représentent pas la communauté international" (Ravalomanana sur Radio fahazavana Hier soir) Fa mba in moa no atout n ra8 no ahasahiany mila... tohiny
novalian'i terrywui ny 29/10/2009 12:45
ntss ( 17/10/2009 10:33)
Midontsana RAVALO, manao retour d'âge.
Eise!!!! Manao ohatry ny zazakely le midongy de mitrisitrisina am tany, tsy hita izay anaovana azy fa mapT hidaroka!!! Zany ve no mba filoha na i Andry ary lazaina fa zaza nefa tsy nanao izany.... tohiny
novalian'i locl ny 17/10/2009 13:05
ntss ( 15/10/2009 14:09)
TGV FOREVER
:D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D ... tohiny
novalian'i Papoose ny 15/10/2009 22:11
ntss ( 10/10/2009 06:37)
Ravalomanana le perdant pleure sur son sort sur R.Fahazavana
Eiseeeeeeeeeeeee!! Mapme beu, plus que ces yeux pour pleurer! Qu'est ce qu'il croit? que le monde tourne autour de lui? Non !!! La transition peut se passer de sa signature!!! Méme SADEC n'est ... tohiny
ntss ( 06/10/2009 10:14)
Inona fotsiny no nanalana an-dra8 ra tsy i Andry no Pdt
Aza mila vaniny ry Fetison sy ny GTT sy TIM sy O.M fa efa be loatra izay fandeferana natao anareo zay a! Rehefa hoe i Andry no Président n'ny Transition de aza asiana "Insinuation" tsony fa tsy ho ... tohiny
novalian'i Papoose ny 06/10/2009 17:19
ntss ( 02/10/2009 09:27)
i TGV ve no afabaraka sa i Madagasikara
Izahay mpanohana an'i Andry Rajoelina aloha am'zao dia tezitra mafy amin'ireo SADEC reo e! marina fa i Président Andry Rajoelina no tia ho alaim-baraka kanefa dia i Madagasikara iray manontolo mihits... tohiny
ntss ( 25/09/2009 07:59)
Rahariva i Andry Rajoelina no ho ekena fa Président
D'efa miomakomana ndray ry Hery sy ry Pikatti am mouchoir à jeter fa hitomanin'ny hatezerana nareo GTT sy Maputosite rariva a! Io njay lo de tsy maintsy asianay fitsenana makotrokotroka io Ito ... tohiny
novalian'i diloo ny 28/09/2009 01:20
ntss ( 21/09/2009 15:52)
Mahasosotra mitsy fa otran'zay mba i dada no lasa any NY
:-D :-D :-D Mangotovitsika sy be fialonana ry TIM sy GTT ato de mba may vava ery ry Hery sy Pikatti, Regarde la réalité en face lesy bandy fa ECHEC & MAT ela :-D :-D ... tohiny
novalian'i Papoose ny 24/09/2009 19:09
ntss ( 19/09/2009 10:43)
UA: Mampianatra Demokrasia ny Gasy -Hilatsaka i Wade am 2012
Tsy ny Demokrasia ao Afrika mitsy aloha no tena Demokrasia e, nefa zay no tian'ny légaliste atao eto. Jereo i Zimbabwe, de i Senegal i Wade efa antitra be iny de mbola hilatsaka ihany! sa ahoana ozy... tohiny
novalian'i milamm ny 20/09/2009 14:57
ntss ( 18/09/2009 15:50)
Manao be filaza ny légaliste f'ita eo ze apoakany rapitso
Io hariva io d'efa nalefa nody aloha daholo ny mpiasam-panjakana rehetra fa hisy fanafihana quartier androany alina! ... tohiny
novalian'i bazylou ny 20/09/2009 07:11
ntss ( 18/09/2009 15:40)
Manao be filaza ny légaliste f'ita eo ze apoakany rapitso
Io hariva io d'efa nalefa nody aloha daholo ny mpiasam-panjakana rehetra fa hisy fanafihana quartier androany alina! ... tohiny
ntss ( 15/09/2009 09:22)
Alliance contre nature des 3 mouvances : c normal ono e
Ny tantara tsy fanadino http://www.youtube.com/watch?v=I08RojzkCxc I Andry Rajoelina ihany oa no tsy mba nivadika tamin'ny vahoaka mpomba azy. f'anga moa? - Ny mpomba an'i Zefa tia an'i Radidy... tohiny
novalian'i xxx ny 17/09/2009 00:10
ntss ( 11/09/2009 08:02)
roahy hiverina any am magro any reo osy mainty reo!!
mba hoe haditra ono le legasite!!! odoie e! ndana miverina any am magro any fa tsy misy anareo eny ambohihatovo sy eny am 13 mai eny! ataovy mamay ry Lieutanat-Colonel Charles fa osy mainty very tom... tohiny
novalian'i pink ny 12/09/2009 12:52
ntss ( 26/08/2009 16:41)
Zoky Andry a! modia enao de ndao tohizina ny tetezamita
Tsy misy anjaran-dratsiraka sy ra8 tsony eto fa tohizo ny programanao sy ny tapaka tamin'ny assise. Tsy misy tombontsoa ho anao ny Maputo 2 fa aleo ija nona any. Tsika gasy mahay midebra fa tsy mila... tohiny
ntss ( 12/08/2009 10:19)
ny \"nous déclarons\" sy \"nous demandons\" no haharava ny tsena
Ny tena maharatsy be itony fifanarahana vita sonia itony dia ny tsy maintsy hanarahana antsakany sy andavany ny voarakitra ao anatiny. Raha sanatria nefa ka mahatsiaro ho maty antoka tampoka ny ankola... tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2009 20:42
ntss ( 10/08/2009 08:56)
L'unique règle en politique: ne tuez personne!!! le reste OK
Il n'y a pas de justice en politique. Le vol, Le détournement des biens publiques, L'emprisonnement sans motif valable, Le monopole économique; La corruption ... Il suffit juste de confesse... tohiny
novalian'i papala ny 10/08/2009 10:23
ntss ( 08/08/2009 08:19)
Manaova provision fa handamoaka i Maputo
Tsy hanome Amnistie an'i Ravalomanana na oviana na oviana i Andry Rajoelina. Raha manao forcing hiditra anefa i Ravalomanana de miandry azy ny tafika sy ireo rehetra efa tsy mila azy. Raha tsy taf... tohiny
novalian'i xxx ny 08/08/2009 20:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0186