Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ntss, milahatra araka ny daty
ntss ( 07/08/2009 13:53)
Jereo ny sarin-dra8 mangata-maso amin'i tgv
Eo mo zandry kely mba omeo amnistie a!!! S'il te plaiiiiiiiit ntsoo to mampalahelo ty izy. Ataovy mamay ry zandry fa io no namono antsika a!! ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/08/2009 21:29
ntss ( 06/08/2009 11:54)
Misaora ana fa reto misy site ahafahana maka lojika gratos
softmaroc: manao insription lo de mampiditra adiresy mail de zay avaxhome: tsy mila manao inscription fa tonga mitady de mahita :-* ... tohiny
novalian'i xxx ny 06/08/2009 12:27
ntss ( 06/08/2009 11:34)
maputo ve? dakar ihany io no miverina.
Asa na adinontsika sahady ilay tam taona 2002, nalefa tany Dakar ny Candidat roalahy mba hifampidinika sy hiombona. Nisy tokoa ny zavatra vita sonia izay nifanarahan'ny roa tonta saingy... Nentina... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2009 20:44
ntss ( 03/08/2009 16:47)
Arema sy Tim bras dessous contre Rajoelina
F'anga mo zany no nifanarahana! To adino sahady ny fanenjehana ny arema sy ny tsy fitiavana an-dRatsiraka refa hiady amin-dRajoelina!! Tsy adalan'ny Zafy nga no mande "solo" miady ho anazy samy irer... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:27
ntss ( 28/07/2009 16:49)
Foza orana enao sa Osy mainty
Raha mankato tsy ankisalasalana ny fitondrana tetezamita ianao de foza zany, fa raha miziriziry am fanerenana an'dra8 enao de Osy mainty. Ka in no tianao iantsoana anao Fozaorana sa Osymainty? :... tohiny
novalian'i fijo ny 28/07/2009 22:39
ntss ( 11/06/2009 17:05)
O ry osy mainty รด aiza ian ra bain e
Ataovy tonga eo ny comesa n'ny lisany ry osimainty fa zahay de vonona hanao volontaire mitsy hitam-basy. Sady zao no conseil ko aminareo e Tsisy tolona mandresy ao anatin'ny fahendrena sy ara-dalana... tohiny
novalian'i essera ny 12/06/2009 14:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117