Ravalomanana le perdant pleure sur son sort sur R.Fahazavana

1. ntss ( 10/10/2009 06:37)
Eiseeeeeeeeeeeee!!

Mapme beu, plus que ces yeux pour pleurer!
Qu'est ce qu'il croit? que le monde tourne autour de lui?
Non !!! La transition peut se passer de sa signature!!!
Méme SADEC n'est plus derrière lui.
NTSSOOOOO


:-D :-D :-D :-D :-D :-D
2. zakilinina ( 10/10/2009 07:42)
Tsy hitako izay mampihomehy amin'izany ry Ntss. Tsy ho filoha ara-dalàna velively akory ny mpanongam-panjakana. Raha tsy mandefitra io mpanongam-panjakana io dia tsy hilamina mihitsy akory ny tany sy ny fanjakana. Be loatra mantsy ny mpanohana ny ara-dalàna ary tadidio fa 3000 sisa no nanohana an'i Andry teny amin'ny kianjan'ny 13 mey izay ampian'ireo mpitady seza ankehitriny. Misy mahadiso an'io analiziko io ve ?
3. amfhaja ( 10/10/2009 08:31)
nitomany ahoana ary izy ?
lisany zany efa zatra an'ity mandainga sy manodidresaka ty ve
mbola tsy fay t@ tany new york ihany ve
4. ntss ( 10/10/2009 08:38)
>Zakilinina
Efa hadisoanareo hatramin'izay io misôzy TGV io na amin'ny isa io na amin'ny zavatra mety ho vitany, ko na ataoko hoe misy 1 000 000 isanandro ary ianareo ao amin'ny magro, maninona ianareo no malemy tsy mahavita ninoninona?
Satria fantatrareo fa feno TGV daholo ny Institution rehetra hatrany amin'ny madinika indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra. Raha manana miaramila ianareo maninona ra averinareo amin'ny Ravalomanana ny fitondrana, tsy afaka ianareo satria na "maro" aza dia "FAIBLE".
5. locl ( 10/10/2009 09:53)
Inona moa ry ntss no tadiavinao, guerre sa vahaolana? amiko ny mpandainga sy ny putchiste.

Ataony Ravalomanana marary andoha nareo fa ny greve tsy maintsy mitohy ihany.
6. xxx ( 10/10/2009 10:10)
Raha tena manana hery marina ity Marc ity dia na somary taratara ihany nedala vao mi-réagir (efa ela ihany mantsy izy no voaongana teo) na tsy mandaitra amin'ny Andry nirina izay fika ataon'ilery.

Na izany na tsy izany nefa dia (na putchiste io, na mpanonga-panjakana na boaikely na 3000 fotsiny ny mpanara-dia azy na hitohy ny magro,sns.........) dia ny raharaham-pirenena dia tsy mahandry an'izay tsy afaka intsony izao, rehefa tsy hanasonia i Marc, dia tsy maninona (ny CI efa tsy mankasitraka azy intsony + ny 3 mouvances izay efa hanaiky ny hanasonia), zarabean-dry zareo aza exclu sy isolé any afrika atsimo any i Marc.

7. zoam ( 10/10/2009 10:37)
tsy maintsy mbola hitohy io tantara ary @ izay fotoana izay vao tena hilamina
8. xxx ( 10/10/2009 11:13)
ntss:

Eiseeeeeeeeeeeee!!

Mapme beu, plus que ces yeux pour pleurer!
Qu'est ce qu'il croit? que le monde tourne autour de lui?
Non !!! La transition peut se passer de sa signature!!!
Méme SADEC n'est plus derrière lui.
NTSSOOOOO


:-D :-D :-D :-D :-D :-D


Ooouuuiiinnnn , ooouuuuiiinnn , ooouuuuuiiiiiinnnnn , oooouuuuuiiinnnnnn , ooouuuuuuuuuiiiiiiiiiinnnnnnnn !!!!
:snif: :snif: :snif: :snif:Njasssouu klouu fa bôla tsss afaka daôlou ny ranoumaaasssss !!!!! :idea:
9. ntss ( 10/10/2009 11:33)
ie amin'ny maha mpitolona TGV anay aloha de mankahery anareo MAGRO zahay, ny problème fotsiny de CAUSE PERDU sy HORS SUJET no hitolomanareo.

Hiady sa hifandamina? tsy aleonareo milamina de manomana ny fiverenan'i dadanareo sy ny fifidianana?
10. xxx ( 10/10/2009 11:54)
tsy ZAORIDIRAN'olona daholo akory ny olona eto ry ntsss ka hisaina AMBANY BE TOA ANaO ?RAHA NADRESY MARINA ENAO INONA NO BOLA WAWAWAW A NAO ETO FA TSY AVY DIA MANAO FETY ?
tsy mila RAJIOLAHY SARIBAKOLI'ny LAFRANTSA eto Mcar matoa enao bola miwawawawa eto dia bola tsy vita ny tantara ,HAVELAO ALOHA NY BASY RAHA misy SAINA .
tsy HITOVY NIVEAU AMIN'NY OLONA VEliVELY ny vendrana TIANAO HAKARINA jereo ty izy fa KILALAON'i joynadet HASAINA MITENY FRANTSaY DIA MITENY ASA RAHA BA AZONY DAOLO NY LAZAINY ?PIRE NOH NY TA@ANDRON'NY FAnJANAHATANY NY hanaovana'i joynadet azy ka izy harahanao ary moa DONDRINA VAO maika fa enao mapmé,mapalahelo fa voazanaka hatra^@LOHAMALEMINAREO.
HATAO PREZIDA VE ENAO RY DONDRINA ?eny tompoko !
iza ny anranao RADOMELINA tompoko !!!!!hihihihi ,taolana ny nify dia mihomehy ,aller havia ,eny tompoko ,havanana, eny tompoko ,ty tena DONDRINA hatra@tsinaimaintiny ,firy ny mola NOFOHANAo(ry dj,iray kilao tompoko !
Havelao ny basy raha MAHAVITA AZY RANTSSSS a,ANDEVON'ny tsotsoka manadrapahafatiny!!!!!!!!!!!!
11. terrywui ( 10/10/2009 12:01)
Ny vava be ra-xxx9 tsy mikaonty fa ny fahaizana sy ny loha ary ny hery sy ny politika ary ny taktika no miasa zao aa!! ny vava zany tsisy dikany fa au poubelle foan zan ,,,


----raha dondrona ny TGV ve de nahazo ny fanjakan'ny MAHAY nefa manana mpiambina mahery +500lahy !! hon hon hon hon !! ny teo antanana aza navotsitra ko ny ef azon'ol ve omena ndray !!
12. ntss ( 10/10/2009 12:07)
> xxx

misotroa lo rano kely fa sempotra beu

De refa mahazo aina de esory ny masque ra tsy mataotra TGV
13. terrywui ( 10/10/2009 12:14)
ntsss a!! io masque sy fomba fanoratr ilery tsy sahy andro fotsiny de ahitana ny maha travesti azy !! ha ha hon hon hon !!
14. zoam ( 10/10/2009 12:18)
marina ny an xxx mbola tsy naharesy matoa be vava eto ,torak'izany koa tgv
15. ndotofetsy ( 10/10/2009 12:57)
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
16. ntss ( 10/10/2009 13:35)
Mipoitra ho azy eny ny GTT Autruche e
Zoam = xxx9
17. mitapiwui ( 10/10/2009 13:49)
ntsss hon hon hon
18. xxx ( 10/10/2009 14:06)
mitapiwui:

ntsss hon hon hon



Aza mitshontshon- na tao ny sinoa very entana oa elah ry wuiwui !!arak'ny tenin'i pikatti zay !!! ah ah ah ah !! :-D :-D
19. dadabe ( 10/10/2009 14:28)
laisany letie mba misaina a!! (le mipetraka any frantsa a)

aza dia mnaratsy ny fifandraisan'i dago sy frantsa lotra raha mbola any frantsa no mipetraka, aleo aza mangina tsy mikozy fa potika eo ny ho avin'ialhy isany kle, rehefa mba tonga aty dago laisany dia tsy maninona miaraka mitolona manohatra la frantsa......sahala @ hoe zah tsy tia baolina nefa mandoa vola mijery baolina sady miaritra hatramin'ny farany na dia matory fotsiny eo @ tribune aza ntssss :-D
20. ntss ( 10/10/2009 14:53)
olon-kendry dadabe saingy nampalahelo fa tsy TGV
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0634