Tsy votsotra intsony io ry GTT a! In' koa ze Mokabe!!!
1. ntss
(
15/01/2010 09:39)
To hoe mamporisika ny tafika SADC i Mokabe hiditra eto? de an'in!!!
Ko raha tsy ho vitan'izany izy ty ko, nga izy ity any zimbabwe? ze hihinanan'ny vahoaka n'la hanina aloha atao.
O ry marary fo isany a! mba mahaiza manaiky fa resy e! de milamina isika sa tsy izany ry fiona sy ry rahery? :-D

novalian'i ifiona ny 16/01/2010 22:53
2. xxx3
(
15/01/2010 10:22)
ataovy ihany fa avokany ry zalahy eto indray ny sarin'ialahy fa ataovy :-D :-D :-D
3. hery
(
15/01/2010 11:06)
ntss> Tsy izahay no resy ka. Izahay milamina tsara ny fiainanay. Misakafo tsara foana hatrany na HAT no eo na tsy HAT. Tamin'ny andron-dRavalo dia tsy i Ravalo no namelona anay. Ary nony niongana i Ravalo dia tsy hoe izahay no tsy nahazo asa sy fivelomana. Izany hoe raha izahay dia tsy dia ivakianay loha mihitsy na Ravalo no teo na Radidy na TGV...
Saingy
Tsy izahay no resy fa ny vahoaka malagasy.
Toa miha mahantra andro aman'alina ilay vahoaka. Be loatra ny projets kanefa toa tsy natao akory.
Ni-wawawa t@ voalohany hoe Amidy ny Force One II dia hanamboarana hopitaly sns... aiza izany izao? Toa tsisy mpividy akory ilay Force One II? Satria noheverina fa hoe ny fisian'iny Force One II iny dia nahanoana ny Malagasy.
Ni-wawawa t@ voalohany hoe hahazo vary be dia be sy vola be avy any @ Arabie Saoudite... Nizesta ery nony nandalo tany ireny arabo ireny dia nandaniana vola mihitsy ny fampiantranoana azy. Aiza izany amin'izao?
Nizesta ery hoe tsy mila izay firenena hafa, kanefa amin'izao nony najanona ny AGOA dia tsisy n'inona n'inona azo omena ireo mpiasan'ny zones franches voatery nijanona tsy niasa...
Izao dia manamboatra vola sisa no azo atao... kanefa hisy lanjany ve ilay vola amboarina raha tsy mifanaraka amin'ny harin-karena akory?
Asakasakareo izay mbola mety fahanana lalitra lehiretsy.
Averiko ihany fa na i TGV aza no eo mandrapahafatiny, ny fiainanay tsy hiova satria tsy i TGV no mamelona anay... fa matoa izahay miteny dia ho an'ny vahoaka mijaly.

4. pikatti
(
15/01/2010 13:14)
Selon la ministre de la population, Nadine Ramaroson, il devient urgent de créer des emplois. Belle intention mais les investisseurs et les créateurs d’entreprises ne se précipiteront pas pour investir dans un climat aussi insécurisé et dans cette ambiance aussi délétère qu’incertaine. Cela s’appelle tout simplement la sécurité des investissements et ce n’est pas un IR (Impôt sur le revenu) qui passe de 24 à 23% cette année qui fera bousculer les investisseurs au portillon. Le décalage entre la volonté politique et les réalités sur le terrain se creuse davantage tous les jours.
TANANEWS
ntssssss tena mirediredy raha tsy olona hanary vola ve no hanao investissements @ io FATY lé

5. pikatti
(
15/01/2010 13:19)

ny samy hitler kely izany no hifapitady :-D :-D :-D :-D :-D :-D
afaka miteny daholo lesy ny pokna fa tsy MOKABE n'elah izany no mandidy ao
6. patrick2002
(
15/01/2010 18:32)
NY samy hitler no hifampiaro kah !
Hery : ny vahoaka malagasy tsy vao omaly no nahantra ,na izaho na ianao ,isika rehetra mi- forum ,mahita internet eto dia samy nihinana ary mbola hihinana, na iza nitondra na iza .
Tsy hisy fampandrosoana raha mbola hitohy ny fanakorotanana ,ny fampihorohorona ,ny fandranitana sy ny famelana halalaka ny SADC hitsbaka @ raharaha tokatranon y malagasy ,efa manao ny hataony ny fitondrana hamongorana anireny ary dia ho foana tsy ho ela izy ireny .
VIVE TGV

8. AndriambyII
(
16/01/2010 12:29)
Lohateny : Re : Tsy votsotra intsony io ry GTT a! In' koa ze Mokabe!!!
Itony no mba nianteheran-dry Radidy t@ izy teo @ fitondrana ka aiza no tsy hidingin-drambo ny sadec ,hiditra @ zavatra tsy tokony hidirany na dia kely aza !!Na izany aza dia mba nisy nety ihany ny nataon' i lery t@ nanaovany ny reforme agraire tany Zimbabwe ,n' empéche que c' est quelqu' un de lâche quelque part au fond de lui méme vis à vis de ses peuples d' origines européennes .

9. xxx3
(
16/01/2010 12:43)
[
,n' empéche que c' est quelqu' un de lâche quelque part au fond de lui méme vis à vis de ses peuples d' origines européennes .
[/quote]
:-D :-D :-D

10. fijo
(
16/01/2010 22:25)
tsy vao omaly ny malagasy no mahantra,fa izao vao tsy mahita hoanina intsony