refa ra8 no midontsana de bravo fona e!

1. ntss ( 06/11/2009 15:10)
:lol:
novalian'i fijo ny 06/11/2009 23:07
2. xxx ( 06/11/2009 15:16)
ny lakilé ny crise dada ihany no izy!
3. milamm ( 06/11/2009 15:56)
nena njay de zao miandry ny sifle ampitsaharany mpitsara lalao sisa de mifarana ny lalao,ny resy tsy akoraina ny maharesy tsy hobiana .ho anatra kosa ho an\'\'i lavanify ny sisa,simba tanteraka eo @ tany amamonina ny endrika politikany toy ny akoho tsy nahandry ny andro zoma ihany io...
tsy vita eo anefa ny olana fa izay vao tena ilaina fiarahamisalahy ny ialana @ krizy,anisany zany ny fampidirana malalaka ny mangarahara iarahany ankolafinkery rehetra manao sonia sy manaiky mba ampahafantarana ny rehetra ny fitondrana ny raharaham-panjakana ao @tsika(fampielezambaovao ofisialy tsy feheziny vondron\'antoko fotsiny)oh @ zany ny fampahalalana ny tolokevitra ifandaminany ireo mpitarika antoko mikasika ny famatsiambola @ tsenambarotra,ao amintsika sy ny any ivelany.In oh.ny proposition-ny frantsay atolony an-dravalo
4. Papoose ( 06/11/2009 16:18)
ny ahy dia enga fotsiny anie ka mba samy hanaiky sy hanatateraka zay vao sonia eo fa tsy hisy haningana ndray rehefa tsy nahazo tombontsoa na mihevitra ho kely nohon'ny any sasany ny interets-ny
5. pimaso ( 06/11/2009 16:55)
RA8 TO LIVE FOREVER
;-)
;-)
;-)
6. bazylou ( 06/11/2009 17:38)
le8nareo efa resy sy lany daty e, ny anay tgv, tgv hatrany, merci baba :* :*
7. Papoose ( 06/11/2009 18:32)
pimaso:

RA8 TO LIVE FOREVER
;-)
;-)
;-)



izy anie ho velona foana mandram-pahafatiny e :roll: :lol:
8. xxx ( 06/11/2009 18:37)
dada ihany wa no izy raha hiala @ crise
alefa dada a!!!
9. xxx ( 06/11/2009 18:51)
xxx:

dada ihany wa no izy raha hiala @ crise
alefa dada a!!!



tena vendrana mihintsy, fa angaha i dadanareo na i vendrana no hanala ny crise, ndeha aloha mianatra fa tssss! :-D
10. Papoose ( 06/11/2009 20:07)
zay ity vao hoe hiandry mana milatsaka avy any ankoatra! :lol:
11. fijo ( 06/11/2009 20:35)
efa mahay politika mihintsy ity zaza ity an
12. Papoose ( 06/11/2009 23:01)
aoka marina fijo a :-D
13. fijo ( 06/11/2009 23:07)
tena kozy e,sa hoe misy zaza be koa ao amin'y HAT ao de mifandray soa ny feeling????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0692