Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i notron, milahatra araka ny daty
notron
(
01/04/2014 07:16)
Naninona teto Madagasikara ny GICM
salama e!
Nandalo teto Madagasikara ny GICM (Groupe de Contact International pour Madagascar), izany hoe : ireo vondrona aty @ faritr'i Afrika (COMESA, COI, SADC, UA, sns..) izany hoe ireo rantsan...
tohiny
novalian'i vonynive ny 02/05/2014 06:24
notron
(
15/01/2009 09:45)
Iza no tena mpanohitra e?
Voalaza fa mpanohitra ny TGV
Diso io amiko fa izao no tena izy:
Ny TGV no mitondra eto Antananarivo fa ny TIM no mpanohitra!...
tohiny
novalian'i andrywui ny 20/01/2009 11:46
notron
(
18/10/2008 07:51)
Midika inona ny lokon'ny valan-drano?
slt dôly!
Indraindray fotsy tsy misy loko izy io.
Indraindray somary manao lokona dité.
Ao ny milaza fa rehafa misy loko dia midika ho salama satria mandeha ny loto.
Misy koa miteny fa ilay ts...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/10/2008 18:17
notron
(
10/10/2008 14:05)
Tany Bankôka hono izy e!
Tantara tena nisy ity ary marina fa somary namboarina kely mba hampihome.
Ezahako atao fohy sady mazava ary miady rima.
Tonga omaly avy any Bankôka
Fa hoe hiantsena sy hitsangatsagana
Ny aina...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 24/11/2008 12:35
notron
(
25/09/2008 14:17)
Ditra atao am-pahendrena ve no tsara sa...?
Mpifankatia izy roa kely na tsy mbola vita ninnin aza. Notezaina t@ fivavahana ihany koa ka mahalala tsara ny soratra masina.
Niaraka tany @ bal ary ry zareo ka tonga ilay hevitra hoe "tsy aleo v...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 14:54
notron
(
29/07/2008 09:52)
Nahoana no maty i Herizo Razafimahaleo?
Salama daholo!!
Araka ny efa fantatra sy voalaza atsy ambadika dia olona manam-pahaizana i Herizo Razafimahaleo. Tsy matahotra miteny ihany koa izy. Ary tsy irony olona miteniteny foana na mpanao b...
tohiny
novalian'i tataka ny 14/08/2008 17:39
notron
(
18/06/2008 09:28)
Hotely sa Sekoly ?
Miarahaba antsika rehatra indray ô!
Re fa ho ravaina ny EPP sy ny CEG Antanimbarinandriana ka hananganana Hotely iray lehibe ahitana hefitra 4.000 isa, handraisana ny fivorian'ny Firaisambe Afr...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 20/06/2008 12:47
notron
(
06/05/2008 09:06)
Feno ny kapoaka hoy ny Sefompokontany
Nanao valan-resaka ho an'ny mpanao gazety ny Sefokontany 192 eto Antananarivo Renivohitra ny Asabotsy lasa teo ka nilaza fa feno ny kapoaka satria tsy rarahian'ny Ben'ny Tanana, tsy nandray karama 5 v...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/05/2008 11:32
notron
(
14/02/2008 06:14)
Fotodrafitrasa hono e!!
Nitsidika ny tanànan'Ambohitsihita ny Filoha iray ka namantana avy hatrany t@ sekoly iray. Nametraka fanontaniana ny mpampianatra hoe: Milazà teny iray manomboka @ "a".
Tsy naharitra ny filoha ka n...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 23/02/2008 06:52
notron
(
01/10/2007 14:58)
Vahaolana tena tsy izy
Nentin'i dokotera tamin'ny fiaramanidina mba hafindra toerana ireto olona valo marary saina kaeo ka ilay neveriny ho mba manan-tsaina indrina no nataony mpanamory mpanampy.
Nikorontana be izy 7 lahy ...
tohiny
novalian'i Simpona ny 04/10/2007 15:37
notron
(
11/09/2007 10:42)
Mampalahelo ny ataon-dRasazy
Taloha ny olona rahefa miteraka dia mamonjy ny toera-piterahana. Angamba 1% raha be indrindra ny misy fahasarotany.
Tato ho ato anefa dia hita fa 50% n'ny olona miteraka dia tsy maintsy ho didina dah...
tohiny
novalian'i notron ny 13/09/2007 10:47
notron
(
23/09/2006 08:37)
Tsetsatsetsa tsy haritra
Fantatra fa :
- Cité : Ampefiloha
- Lycée LMA : Ampefiloha
- Radio Nationale : Anosy
- INSTAT : Anosy
- MININTER : Anosy
- MEN (MINESEB) : Anosy
- BANQUE MO...
tohiny
novalian'i ninih ny 25/09/2006 15:12
notron
(
23/09/2006 08:27)
Toro hevotra
Misy TORO HEVOTRA ity ka araho raha toa ka mety aminao:
Ho anao:
- Miasa mafy toy ny omby
- Miazakaza-dava toy ny alika
- Efa ho tafita vao miverina toy ny apondra
- Voatery mangata-dava toy ny s...
tohiny
novalian'i watafon ny 02/10/2006 10:19
notron
(
09/06/2006 10:43)
Fihaonana anaty fety masaka be ity
Salama éééééééééééééé!
Mba manana heritreritra aho raha mety ny mifampitaona ny 25 Jona hariva.
Hafinaritra izany mpinamana miara-mijery afomanga sady mtondra arendrina zany an!
Andra...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 23/06/2006 04:05
notron
(
01/02/2006 05:18)
Aza ratsy saina
Nampanao fifaninanana ho an'izay mahay mampiresaka indrindra ity fikambanana iray ka "Billet d'avion" sy "DVD" no loka ho an'izay mahazo voalohany.
Nahataitra ity tovovavy ankatoky ny fanambadiana io...
tohiny
novalian'i Veloo ny 15/02/2006 16:17
notron
(
13/01/2006 06:12)
Na marina aza dia tsy dia filaza loatra
Mpinamana be izy roa vavy ary mifampitantara ny momba azy rehetra fa tsy dia mifanafin-javatra loatra.
Avy niaraka t@ Razanbà ary ity iray ka vaky vava raha nitantara t@ ity namany hoe :
- Tsy ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/01/2006 18:11
notron
(
30/12/2005 12:08)
Mba toroy hevitra Ra-Jean eeeeee!
- Fa inona lesy ty mampitanondrika an'lah Ra-Jean?
- Za lesy mba te-hanao reveiô miaraka @ partenera fiksa a! Nefa za tsy manana sipa. Sahala @ mipitsipitsika daholo lesy ze sipa resahako a!
- Fa m...
tohiny
novalian'i Veloo ny 12/01/2006 19:08
notron
(
22/12/2005 05:53)
Inona marina moa ity kianjan'ny 13 Mai ity e?
Araka ny fandinihana (analyse) politika hatramizay dia io no Andriamanitra faharoan'ny mpanao politika malagasy. Satria nahoana? Izy no manome ary izy no maka. (mametraka sy manala ny mpitondra fanjak...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:35
notron
(
15/12/2005 06:42)
Fa xmas inona ary izany???
- Fa maninona lesy elà ry Lety no andro krisimasy zao nefa toa miantsena irery sady mototra beee??
- Maty lesy ny vadiko a!
- Ilay vadin'lah faharoa ve zany?
- Ie
- F'ahoana Lety eee? Tsy t@ heri...
tohiny
novalian'i Veloo ny 19/12/2005 15:53
notron
(
13/12/2005 07:03)
Monsieur Le Mafibe
- Bonzouro enao Mesie Le Mafibe
- Salut Zandrikely
- Enao hono refa tezitra de tena mamono mahafaty olona mihintsy an!
- Tsy voatery rehefa tezitra fa misy antony ka, ary tena matiko tsy misy raisi...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/12/2005 15:48
