Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i notron, milahatra araka ny daty
notron ( 05/11/2005 08:55)
Vokatra ny karaoty
Tsara zezika ary tsara karakara ny karaoty ka vokatra tokoa. Nanapak'hevitra ary izy roa vavy fa hioty ny vokatra any an-tsaha miaraka @ angady sy ny harona. Vao nangady anefa ity iray dia nahita k... tohiny
novalian'i Veloo ny 20/11/2005 02:32
notron ( 28/10/2005 12:36)
Ha ha ha ha ha ha ha ha ha ha
:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/11/2005 21:39
notron ( 19/10/2005 13:32)
Taxi-brousse
Ilay taxi-brousse avy any Tamatave hono efa tonga teny Ambodivona vao fantatra fa latsaka tany Brickaville ny motera ee!... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 18:57
notron ( 15/10/2005 07:22)
Herizo Razafimahaleo
Voalaza fa sarotra ny fiainana. - Miakatra ny vidim-bary. - Miakatra ny saran-dalana. - Tsy tapitra ny déléstazy fa vao maika mitombo. - Soa ihany fa nisy ny Pazzapa nahafahan'ny olona nanary di... tohiny
novalian'i pika ny 19/10/2005 09:48
notron ( 15/10/2005 07:13)
Izy mitsam
Mpinamana be hono i Ranormal sy Rabaikal. Vadin'i Rabaikal mantsy ny anabavin'i Ranormal. Ranormal moa arak'izay anarany zay dia mpanara-dalàna. Rabaikal kosa dia basy vava arak'io anarany io. Ind... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:00
notron ( 12/09/2005 13:10)
Fandriampahalemana
Ao am-pianarana. - Hono ho aho ry Ikoto, avy aiza ny teny hoe FANDRIAMPAHALEMANA? - Ny niavian'io Ramose de avy @ FANDRIANA + LEMANA... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/09/2005 16:56
notron ( 08/08/2005 14:04)
Kilalaon-tsaina mahafinaritra indray ity
Nisy efa-dahy tena mpinamana be mihintsy, nandeha lakana niaraka izy ireo ka talohanan'ny nahatongavany t@ reo nosy kely telo mitovy antsoina hoe "iles magiques" dia nivadika ny lakana ka maty noho iz... tohiny
novalian'i Veloo ny 01/09/2005 17:21
notron ( 22/07/2005 14:45)
Atao @ tànana
Mba tsy hahalalàn'ny ankizy ny resaka dia nifanaraka isy mivady fa lazaina hoe [i][b]Manjaitra[/b][/i] rehefa hanao ilay fanaon'ny mpivady. - Ndao @ zay Ramatoa hanjaitra fa efa matory n ankizy a! ... tohiny
novalian'i Veloo ny 29/07/2005 18:09
notron ( 07/07/2005 09:33)
Daka tsitamaso
Tony tena zaza adala mihintsy!!!! Nanenina mihintsy za nividy iny kiraro boka anaovanao iny.!!!! Saka vao tapa-bolana ve ko dakana @ iny kiraro be iny? Aiza no tsy ho faty. Tssssss!!! Amizay any am... tohiny
notron ( 01/07/2005 13:16)
Sao de fetsy
Harivariva ny andro, manimanina ny Vadiny Rangahy. - Ndao @ zay Ramatoa fa tsy misy ankizy ange tsika androany e! - Tsy mila wa, za mbola reraka be avy naka kitay. ...Tonga ny maraina, - Tsy mba e... tohiny
novalian'i sasa ny 25/07/2005 04:48
notron ( 27/06/2005 09:41)
Mpamangy diso adiresy
Mpiaray tanàna ry Rakotobe sy sy Rakotokely ary tamboho iray ihany no mamefy ny tranony. Maty androany maraina ary ny vadin'i Rakotobe ka nifamezivezy teo an-tokontany ny mpamangy sy ny mpikarakara.... tohiny
novalian'i sasa ny 13/07/2005 04:47
notron ( 27/04/2005 16:17)
Karama varimasaka
Ny vary indray mihinana taloha dia vary maina somary natao maherihery mba hampateza an-kibo azy. Tsy mba lovia somary fisaka toy fampiasantsika ankehitriny ny taloha fa somary jobo ary mahazaka be. ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/05/2005 23:22
notron ( 14/04/2005 05:16)
Filazana tsy mandainga tao @ W.C.F.P
Peta-drindrina iray hita tao @ trano fivoahana na irony antsoina hoe kabiné tsy ankamerimerina (fosse perdue) irony, izay mivaky toy izao @ anaran'ny fahadiovana : [i]"Ho anao mavesatra entana, am... tohiny
novalian'i pissoa ny 17/04/2005 16:05
notron ( 14/03/2005 10:09)
Gasy vazaha mifamangy manjo
[i]Ny fomba, fomba gasy fa ny teny no nezahany natao teny frantsay araka ny fahaizany azy[/i] (Akory aby ianareo tompoko) - Comment allez vous tous? (Mamangy @ fahorina tompoko) - Vous visiton... tohiny
novalian'i dadabe ny 12/04/2005 15:29
notron ( 22/02/2005 07:58)
Aza manolana biby e!
- Fa nanin rankizy no maty ilay sakakely a? - Nampandroko izy. - Sakakely io ve de ampandroinao eeee! - Ka tsy ilay fampandrona azy ange no nahafaty azy e! - Fa ahoana??????????? - Natahorako tsy... tohiny
novalian'i cheboman ny 24/02/2005 13:47
notron ( 22/02/2005 07:54)
Bizina tsotsotra
- Salut lesy elah - aaaaa Raketrika marina, de in lesy no malaza. - Zao sahiran-dava zao lesy e! - Za lesy ôtrany hietsika kely fa misy bizina tsotsotra a! - In lesy? sao mahasoa ny namana. - Fo... tohiny
novalian'i welie ny 15/03/2005 17:37
notron ( 04/02/2005 10:06)
Miracle mon ami
Nisy takelaka iray nosoratako momba ilay antokom-pivavahana mahavita miracle fa na fiarakodia aza angatahina dia mety ho azo. Nisy namazivazy moa hoe kou manin rah rôplana no angatahina? (andramo e! ... tohiny
novalian'i felicia ny 11/04/2005 00:26
notron ( 26/01/2005 09:08)
Aza mba mandainga sao wain be
Naka dongon-tany kely izy roalahy rehefa avy nividy toaka botakely sy kitoza 5cm vita teti-pohy. Eo izy no voafidiny fa hisotrony azy. Somary narary kibo ilay Razoky ka te-handefa rivotra mafy. Ilay ... tohiny
novalian'i dadabe ny 12/04/2005 09:38
notron ( 05/01/2005 09:08)
Mbola sahy ve?
Ndao indray hifampiarahaba tratry ny taona @ faran\'ny volana Janoary na voalohandohan\'ny febroary eeeeeeeeee!... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/02/2005 10:15
notron ( 01/01/2005 05:44)
Mahaiza mi-chat
Fomba iray ahafhantsika miserasera eto ny resaka mivantana (chat). Maro ny namana mbola sahirana sy tsy mahazo loatra ny fombafomba sy ny zavatra miseho @ zany. Ho fanampiana azy ireny mihintsy no na... tohiny
novalian'i HeryLo ny 09/10/2005 04:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105