Liste des messages
Liste des messages, inserés par locl, par ordre de date
locl
(
06/03/2012 10:10)
Mampalahelo
Mikomy ny miaramila fa mitady vola, hampiakarana ny karamany. Fa mba ahoana ireto olon-tsotra mivoaka ny trano isan'andro fa tsy misy mpiady izay mba ho fiakaran'ny karamany.
Fa aiza foana le fampana...
suite
répondu par rasomotra le 11/03/2012 09:39
locl
(
29/10/2011 20:59)
Fa dia inona loatra no tombotsoa very tao???
antara : « Omaly dia fantatra fa noraisin’A/toa Marius Fransmann teny amin’ny Hotel Colbert ny ankolafy Ravalomanana. Nandritra ny dinika dia nilaza ny fomba fijeriny mahakasika ny fizotry ny ...
suite
répondu par milamm le 31/10/2011 23:23
locl
(
28/10/2011 21:51)
Biriziky hono
ka dia io izany no nofidiana, ka raha ny fahalalako azy dia natolitr'i Zafy io kanefa toa olona niaraka taminy TGV tao ihany...
suite
répondu par rijadolly le 01/11/2011 09:56
locl
(
05/10/2011 13:01)
Dia nozarainy toy ny fananany ny zavatr'olona
Randriazanakolona Yvon dit Sareraka se dit prét à restituer la 4X4 Prado Toyota à l'Unicef, demain. Ce membre du CST d'annoncer que la voiture en question lui a été attribuée par la Présidence ...
suite
répondu par andrywui le 12/10/2011 11:30
locl
(
27/09/2011 19:52)
MPANGALATRA EEEEEE
Communiqué de l'Unicef qui réitère que l'octroi d'un fonds d'appui au secteur éducatif sera bloqué tant que les voitures 4x4 détournées par certains dignitaires de la hat ne sont pas restituée...
suite
répondu par bazylou le 28/09/2011 14:12
locl
(
04/02/2011 20:11)
Tsy raikitra indray le feuille de route an'i simao fa tsy nahazo validation ny UA sy ny SADC, inona indray no fika manaraka eo, mbola tsy ho voavaha ny krizy e!
Na Rajoelina miala na izy manaiky ny hi...
suite
répondu par locl le 05/02/2011 18:01
locl
(
02/12/2010 09:55)
HAT ve tena mahery?
Fa mieritreritra ve nareo HAT fa tena tsy maintsy ny sitraponareo no tsy maintsy tanterahana ao Madagascar ao e!
Vao avy namaky ny article taminy fanambarana nataon'ny chargé d'affaire USA aho io, ka...
suite
répondu par cyril le 03/12/2010 11:43
locl
(
23/10/2010 17:49)
AFABARAKA AFABARAKA
Za moa efa niteny hoe nanomboka ny cérémonie Francophonie eto Suisse, androany Jounal Télé Suisse Romande 19h30 izay mijery ao aminy site tsr journal 19h30.
Reportage Rajemison nanatrika ny céré...
suite
répondu par itaramasoandro le 24/10/2010 05:07
locl
(
22/10/2010 08:36)
Sommet Francophonie
Dia nanomboka efa 3 andro eto Suisse ny sommet ho anireo tany miteny Frantsay, ny nahalasa ny saina dia tokony tany Dago izy ity no natao satria i Dada Ravalomanana no nahazo izany taorin'ny tany CANA...
suite
répondu par fijo le 22/10/2010 19:34
locl
(
14/10/2010 09:00)
Loza ity fa efa milahatra aminy comorien, bravo HAT
Madagascar et les Comores parmi les pays les plus sévèrement menacés par la faim.
Ny référendum no mahamaika nefa ny olona menacé par la famine, tena tsara ny FAT...
suite
répondu par laotsy le 20/10/2010 17:58
locl
(
13/09/2010 19:45)
Tany Dago aho
Vao tonga taminy alakamisy teo aho, 3 semaines tany Dago.
Ny zava misy aloha dia tsorina fa dia tanana tsy misy lalàna intsony ao, samy manao izay saimpatany ny olona rehetra.
Ny Police sy Miaramila ...
suite
répondu par Miharena le 15/09/2010 14:32
locl
(
24/06/2010 09:22)
26juin
Ary ny Foza aty Suisse toa tsy sahy hanao fety e! Zay koa vonona hanome cadeau azy, fozaorana ao aminy Lac...
suite
répondu par pikatti le 24/06/2010 14:48
locl
(
03/06/2010 20:06)
Aiza indray wiwi
L’Union Européenne a suspendu officiellement son aide au développement à Madagascar, et c’est dommage car c’est encore le peuple qui va payer la facture ! La HAT va encore éructer qu’elle ...
suite
répondu par AndriambyII le 05/06/2010 12:51
locl
(
01/05/2010 10:30)
Sokafo ny ady hevitra
Ka inona moa izany no interet la France amin'izao fikatsohany raharaha izao? Sao dia tokona hapetraka any aminy toerana misy azy izy, dia ny hamahany aloha ny problème eto europe, ny tiako lazaina di...
suite
répondu par locl le 02/05/2010 11:47
locl
(
06/11/2009 20:55)
3 PRESIDENT ARY LE IZY
Dia 3 président izany no mitondra...
suite
répondu par terrywui le 07/11/2009 10:50
locl
(
21/10/2009 09:03)
ZERO FOANA NO AZO
Mitohy hatrany ny fahazoana naoty ZERO ho an'i HAT, izao indray ny "reporters sans frontières" no namely azy. Baraka etsy, baraka eroa, tena efa tsy olombelony amiko fa biby ireo.
Fa iaza ireo olo...
suite
répondu par swnan le 22/10/2009 13:02
locl
(
20/10/2009 13:46)
Tantely afa-drakotra
O ry zareo a! Jereo fa tantely afa-drakotra ange ny vola anaovan'ireto HAt azy ireto e! Jereo fa tsy mifanaraka @ rafitra fandaniambola ny dépenses ataon'ireo ministre.
Ny sasany miakatra be ny com...
suite
répondu par ifiona le 21/10/2009 17:14
locl
(
16/10/2009 14:34)
Izany ka lehilahy, REHEFA NON DE NON
On croyait que les carottes étaient cuites. Et bien non. On va encore assister à un rebondissement. Il viendra de Marc Ravalomanana. Il n'a pas encore récouru à sa botte secrète mais déjà tout ...
suite
répondu par fijo le 17/10/2009 20:05
locl
(
16/10/2009 09:12)
mba mety
Mba mahagaga ihany ny tena hevitr'ireto vahiny izy misorantena ho mandamina ny prbl ao Dago.
Raha ny tokony ho izy manko dia tokony ny samy Malagasy no mifamaly resaka. Gaga ihany ny tena raha mahi...
suite
répondu par Ratoa le 16/10/2009 20:15
locl
(
26/09/2009 20:15)
Manala-baraka ny rehetra
Dia izay moa izany ny fahafaham-baraka tany @ ONU, fa ny tena mbola mahamenatra dia nataon'ny France 24 titre mazava be ho hitan'ny tany aman-danitra ilay hoe: "Madagascar, Rajoelina interdit de tribu...
suite
répondu par pikatti le 28/09/2009 08:54
