Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i locl, milahatra araka ny daty
locl ( 15/09/2009 18:36)
Mba miovà ry TGV a!
Na inona na inona fanazavana dia ny responsable t@ iny zavatra omal iny dia ny HAT, nahoana moa ireo vahoaka ireo no sakanana tsy hiditra ao Ambohijatovo. Tsy ho voasakanareo intsony ange io tolona io... tohiny
novalian'i Banndi ny 16/09/2009 14:56
locl ( 13/09/2009 12:00)
Misaotra ny GTT
Dia maneho fisaorana feno anareo GTT t@ fihetsehana nataonareo omaly e! Teny enin-kaja sy voninahitra hianareo. Nareo no tena Malagasy sahy mijoro @ fahamarinana, mino sy matoky aho fa tonga ao antso... tohiny
locl ( 11/09/2009 21:37)
Ho vonoina daholo ve ny vahoaka e?
Dia ho vonoina tsy misy intsony ve ny vahoaka noho ny affaire petrole la France e! f'angaha hanafosafo canon foana ry Andry sy Monja? Ma mieritrereta nareo TGV ireo sao dia hianareo no hianjeran'ny... tohiny
novalian'i fijo ny 12/09/2009 20:03
locl ( 08/09/2009 20:29)
Tena mazana ve ny HAT???
Ils (les dirigeants de la SADC) rejettent la décision unilatérale prise à Madagascar », a déclaré Joaquim Chissano à l’agence Reuters, se référant aux dirigeants de la Communauté de dé... tohiny
novalian'i dadabe ny 09/09/2009 05:28
locl ( 02/09/2009 16:12)
place des nations
Hanao fihetsiketsehana eo @ place des nations unies ao Geneve ny Malagasy eto Suisse, koa dia manainga ny mpisera avy eto schweiz izany ho avy marobe. Indrindra amin'izao didoha ataon'ny TGV izao. ... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/09/2009 21:16
locl ( 18/08/2009 20:02)
Président neutre no tokony hitondra
Izaho manokana dia mihevitra fa tokony ho neutre ny olona mitondra ny tetezamita, izany hoe ny président sy ny vice-président. Ny praiministra 3 no hifanjarana. ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:28
locl ( 07/08/2009 15:10)
Regard déterminé de Rav8
Rehefa nandinika ilay regard Rav8 aho, dia hitako fa tena feno fanantenana izy ary tena sahy mijoro fa azy ny fitondrana, ary tsy nandainga izy raha nilaza fa naongana. Ny journal aty europe koa "Le T... tohiny
novalian'i Hinagasy ny 10/08/2009 03:18
locl ( 29/07/2009 09:25)
NGAO DE EFA TENA MITAPY NY HAT
Voici que l’un des sujets de dissertation aux épreuves de malagasy du Bepc portait sur la Transition, étape politique actuelle de Madagascar : » Misy ezaka ataon’ny fitondrana tetezamita ham... tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2009 19:07
locl ( 24/07/2009 19:43)
Io indray no tapaka
Communiqué de la réunion consultative sur la situation à Madagascar Submitted by fanovana on Friday, 24 July 2009No Comment Addis Abeba, 22 juillet 2009 1. A l’initiative du Président de la... tohiny
novalian'i essera ny 27/07/2009 12:23
locl ( 23/07/2009 12:45)
MBA MAHALALA MENATRA NAREO TGV
« Attentats a la Bombe » avec lance-roquettes et armes lourdes ? « Attentats à la bombe » avec lance-roquettes et armes lourdes ? Voilà donc la dernière trouvaille de ce régime ill... tohiny
locl ( 21/07/2009 19:02)
NDRAY ITY LAINGANAREO RY HAT
LAINGA BE, TENA EFA TSY MATAHOTRA NY AVO INTSONY, ARY TENA EFA LANY FANAHY HENATRA RY ZAREO IREO. DIA ASAINA MIHORAKORAKA AMINY LAINGA ETO INDRAY RY MPOMBA TGV, MAMPALEHELO NAREO IREO FA REHEFA ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:20
locl ( 11/07/2009 11:56)
Nankaiza nankaiza
Nankaiza nankaiza ry TGViste tety fa toa ny TIM sisa mijoro eto. Voan'ny bala tany Bruxelle ve ka dia mbola fanina ka misafidy ny mangina??? Angamba fotoana tokony hisainana amin'izy izao an! Ts... tohiny
locl ( 01/07/2009 18:19)
Mary fo be ny TGV
Tena hita be hoe marary fo daholo ny tariky ry TGV fa dia mihorakoraka mafy ery rehefa tsy nasaina tany @ fivoriana. Matoa hianareo tsy nasaina dia mazava be fa tsy reconnu sady jiolahimboto ka tsy... tohiny
novalian'i fijo ny 02/07/2009 21:33
locl ( 30/06/2009 20:19)
Izao no santionany asan'ny HAT.
izao no santinony zava-bita, tohizo ihany fa tsara an La chute continue dangereusement pour Madagascar Madagascar est en train de perdre les avantages commerciaux dont il bénéficiait jusqu’à ... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/07/2009 17:36
locl ( 29/06/2009 11:12)
essera,andrywi sy ry tgviste, fa toa mbola i dada ihany
Fa toa mbola i Dada foana hoy aho no voaasa e! Fa aiza le DJ kely fa ny mamahany lainga ihany no mba hainy. Pretoria, 28 June 2009 H.E. Marc Ravalomanana, President of the Republic of Madag... tohiny
novalian'i fanou14 ny 01/07/2009 07:44
locl ( 24/06/2009 16:00)
ho an'reo mpandainga
Amin'izao fetim-pirenena ho an'ny Malagasy mitady fahafahana izao dia tokony hanao fanovàna isika eto @ serasera, ka ireo izay mpandainga toa an'i "essera", "andrwi" sy ny sisa dia tokony hahatsapa t... tohiny
novalian'i essera ny 25/06/2009 05:26
locl ( 20/06/2009 14:56)
Hamaly kely an'ilay hoe tsy afaka miditra ny SADC
ARTICLE 7 DEPLOYMENT OF SADCBRIG | DEPLOIEMENT DE LA SADCBRIG 1. The SADCBRIG shall only be deployed on the authority of the SADC Summit. La SADCBRIG sera uniquement déployée sous l’... tohiny
novalian'i xxx ny 21/06/2009 15:36
locl ( 20/06/2009 11:05)
MADAGASCAR - SADEC
Iza ilay niteny hoe tsy thème intsony Madagascar, ka io izy io, tao @ France 24 à 13h no nisy io vaovao io. Les pays donateurs ont exhorté jeudi les adversaires politiques malgaches à reprendre... tohiny
novalian'i halloween ny 20/06/2009 17:13
locl ( 19/06/2009 19:18)
Mba inona no tena hevitry ny HAT
Nahita ity article ity aho dia mba manontany tena hoe ho aiza ny HAT???inona no tiany hatao, mahono ny Malagasy????? Tout le monde sait actuellement que le régime putchiste a des problèmes d’ar... tohiny
novalian'i xxx ny 22/06/2009 21:11
locl ( 18/06/2009 19:01)
Io izao no malaza
OMMUNIQUÉ DE PRESSE PRÉSIDENCE DE LA RÉPUBLIQUE DE MADAGASCAR Prétoria, 18 le 2009 juin J'applaudis la décision de la SADC de convoquer un sommet extraordinaire samedi 20 juin dans le b... tohiny
novalian'i fijo ny 19/06/2009 21:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0283