3 PRESIDENT ARY LE IZY
1. locl
(
06/11/2009 20:55)
Dia 3 président izany no mitondra
novalian'i terrywui ny 07/11/2009 10:50
4. ifiona
(
06/11/2009 21:21)
lé site GTT ts mety tafasokatra aty aminay mihitsy fa manao hoe ne peut pas ouvrir la page foana.
5. locl
(
06/11/2009 21:25)
Fa aiza ry ifiona e
izao ary:
Fetison, Rakotovahiny, Andry Rajoelina ny président, izany hoe ilay présidence collégiale no noraisina.
PM : Mangalaza
Efa milaza tsaho sahady i Andry Rajoelina hoe izy no tena président. En direct eto @ GTT io commentaire io

6. xxx
(
06/11/2009 22:08)
Tsy azoko mihintsy inty RA 8 inona ary no tsy nanekena an'i rajoelina depuis mars raha hanaiky toy izao ihany ,na prezida 3 io na 4 efa ao anatiny tgv ,tena fandaniampotoana fotsiny sady misy trahison ho an'i vahoaka ,tena tsy izy kosa izao,n'importe qui eny @ny arabe miaraka @basy sy tafondro izany dia mety ho lany prezida !!!
8. fijo
(
06/11/2009 23:05)
io ihany no vahaolana azo itokisana fa tsy miandany atsy sy eroa.tsy hafaka ny hanapakevitra irery eo i zazakely,ary tsy hafaka hiteny koa hoe "za no filoha"satria hiraisana ny fanaovana sonia izay tapahana rehetra.
ny mahagaga ahy dia ,efa tamin'ny 22h taty frantsa ny site GTT no namoaka io vaovao io,nefa ny midi sy epress efa amin'ny 23h50 vao mamoaka azy.
ny mahagaga ahy dia ,efa tamin'ny 22h taty frantsa ny site GTT no namoaka io vaovao io,nefa ny midi sy epress efa amin'ny 23h50 vao mamoaka azy.