Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i dailynews, milahatra araka ny daty
dailynews ( 29/03/2008 22:09)
fiantsoana 34..ao mkara
mba inona ry reto ny carte telefonina azo hiantsoana nomerao manomboka 34..ao mkara avy eto usa? misaotra mialoha... tohiny
novalian'i dailynews ny 30/03/2008 21:49
dailynews ( 13/10/2007 17:42)
yahoo.malagasy
Sendra mba nandalo tao an eritreritro fotsiny ho anareo mahay manao web tahaka ny sobika, moov, madanight, radiomada.. afaka mifampiarahara amin i yahoo ve dia manokatra yahoo malagasy? toa betsaka n... tohiny
novalian'i Ruby ny 19/10/2007 00:42
dailynews ( 03/10/2007 13:39)
green card lottery
misokatra androany ny green card lottery- tsy misy vola aloa izany. http://travel.state.gov/visa/immigrants/types/types_1318.html... tohiny
novalian'i sarobidy ny 19/11/2007 06:30
dailynews ( 11/05/2007 19:46)
saka mitendry piano.
mahafinaritra ahy loatra fotsiny dia zaraiko. http://www.youtube.com/watch?v=TZ860P4iTaM&mode=related&search= http://www.youtube.com/watch?v=v0zgQAp7EYw&NR=1... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 03:57
dailynews ( 11/05/2007 16:56)
ambondrona
Iza kay no anaran ilay "lead singer" ilay tsara feo be ao amin ny tarika ambondrona iny? izy foana no tena mihira fa ny sisan izay ilay manarakaraka fotsiny ihany. ... tohiny
novalian'i mioucool ny 24/07/2007 11:33
dailynews ( 25/04/2007 16:38)
tilapia nahandro gasy
mba te hahandro an io aho anefa tsy mahay ka mila fanampiana. misaotra o... tohiny
novalian'i karinah ny 27/04/2007 08:04
dailynews ( 21/12/2006 01:11)
vavao tsara, vavao ratsy, vaovao tena ratsy
vaovao tsara: nahazo sms tany @ ilay malalany izy. vaovao ratsy: nilaza taminy ilay malalany fa hisaraka aminy vaovao tena ratsy: diso adiresy kay ilay sms. VT: nanao voyage afera niaraka t@ ch... tohiny
novalian'i aigredoux ny 12/01/2007 10:34
dailynews ( 07/12/2006 01:30)
marthe herve
Mba mangataka tel n io vehivahy io izay mitondra ny radio vaovao mahasoa ao tana raha misy mahafantatra. misaotra betsaka. ... tohiny
novalian'i biz ny 12/07/2016 19:28
dailynews ( 16/11/2006 17:26)
ho anareo mipetraka us
tsy fantatro nareo raha mahazo portable any dago fa izaho tsy mety mahazo portable mihitsy efa amam bolana izay raha mahaso dia tena rare be mihitsy fa kosa mahazo tel fixe foana. inona ny carte ampia... tohiny
novalian'i dailynews ny 29/11/2006 00:41
dailynews ( 02/11/2006 23:37)
sary tsy azo adika
hono hoa, mba variana kely fotsiny aho. raha mandoa vola be tahaka izao izay tratra mandika sary eto, dia mba ahoana kosa moa ireo olona izay hapetraky ry zareo eto ny sariny raha izany, sa tsy mani... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/11/2006 18:36
dailynews ( 27/10/2006 18:09)
assurance maladie
misy ve io asurance io eto madagasikara ary azo hitokisana ve ny fampiasana azy? ohatra: havana sa aro, tena manampy ve izy ireny? ... tohiny
novalian'i watafon ny 30/10/2006 07:26
dailynews ( 12/10/2006 17:37)
dinika fanampiny
inona koa ry reto no dinika azo ampiana eto? izaho izao mahita ohatra. satria fianakaviana tsy ho voatery any amin ny fanabeazana na fitiavana dia inona koa? -fianakaviana -boky(tsy ho voatery a... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/10/2006 08:29
dailynews ( 12/10/2006 13:38)
andefimandry
maninona ry reto ny vady no antsoina ihany koa hoe andefimandry? avy aiza io teny io sns...... tohiny
novalian'i raryjaz ny 23/11/2006 10:44
dailynews ( 05/10/2006 17:52)
atody
raha tia mihinana atody dia tsarovy fa hoy ny dokotera hoe atody dimy fara fahabetsany hono no azo hohanina anty herinandro fa raha mihoatra izay dia be loatra. ny cholesterole izay azo hohanina hon... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/11/2006 16:55
dailynews ( 01/10/2006 20:42)
tahaka ny rongony ve ny serasera
Izaho isanandro tsy maintsy mandalo eto farafaharatsiny telopolo minitra. fahendrena ve izany? sao dia tahaka ny rongony izy ity ny farany?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/10/2006 21:50
dailynews ( 20/09/2006 17:08)
ny fametrahana ny faingo
Raha afaka manaraka ity torohevitra maika be ity dia tsara fa raha tsia dia tsy maninona. Ny fampiasana faingo dia juste aorian ny teny, dia misoty indray izay vao manoratra, mila misy malalaka kely... tohiny
novalian'i lapino ny 23/09/2006 05:58
dailynews ( 15/09/2006 14:57)
misionera amerikana
marina ve iznay resaka hoe misionera amerikana izany voaraoka tao majunga raha nomena 48h monja hodiany any antanindrazany ? fa inona no nitranga ? ... tohiny
novalian'i dailynews ny 17/09/2006 21:10
dailynews ( 27/08/2006 03:31)
chicago, Il
handalo any chicago, Il izaho sy ny vadiko ny alakamisy izao....iza no mipetraka ao??mba mandalo fotsiny asa raha mety hahita namana ao ? iza no mahalala ?..talata aho vao afaka mijery internet indray... tohiny
novalian'i dailynews ny 10/10/2006 23:43
dailynews ( 22/08/2006 15:03)
fianarana informatika any fianarantsoa
misy neveu keliko izay te hianatra informatika any fianarantsoa ....ho anareo mahafanatra ny olona izay tafavoaka tao na mahalala ny fianarana ao inona ny hevitrareo ? nahita olona mantsy aho teto a... tohiny
novalian'i dailynews ny 23/08/2006 22:56
dailynews ( 08/08/2006 22:20)
trano aorina sa lotissemnt
iza no tsara trano aorin' ny tena manokana sa ny any amin ny lotissement no hahazoana kokoa ao tana ? ... tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 12:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0273