Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i dailynews, milahatra araka ny daty
dailynews
(
02/08/2006 16:05)
the devil wears prada
tsy ratsy ilay tantara ...
tohiny
novalian'i miantra ny 21/08/2006 21:16
dailynews
(
11/07/2006 18:19)
bevohoka
tsy maintsy mandrangorango foana ve rehefa bevohoka sa mba azo controler na ihany? ary tokony hoe ratsiana sakafo foana koa ve ? ...
tohiny
novalian'i mmimi ny 25/07/2006 09:38
dailynews
(
11/07/2006 17:13)
lasopy tongotr'omby
ahoana kay ry reto ny fahandroana izy io? misaotra ...
tohiny
novalian'i vale ny 19/07/2006 20:18
dailynews
(
05/07/2006 14:46)
film gasy tsara
inona ry reto no film gasy tsara fa te hanafatra aho, i solafaka sy i andredrabe efa hitako...tsy ratsy, iza koa no azo jerena hafa anefa tsy violent loatra ? efa hitako koa ilay nisy nanapadoha iry f...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 20/07/2015 15:19
dailynews
(
05/07/2006 14:44)
film gasy tsara
inona ry reto no film gasy tsara fa te hanafatra aho, i solafaka sy i andredrabe efa hitako...tsy ratsy, iza koa no azo jerena hafa anefa tsy violent loatra ? efa hitako koa ilay nisy nanapadoha iry f...
tohiny
novalian'i dailynews ny 05/07/2006 14:45
dailynews
(
05/07/2006 01:13)
olona mipetraka san diego , california
sao dia misy gasy io toerana io ? mba hilazao...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 10/07/2006 18:43
dailynews
(
01/07/2006 18:12)
click( adam sandler)
vao nijery an i click aho omaly, tsy ratsy saingy noheveriko ho nampihomehy h@ volaohany ka h@ farany. nisy lesona azo noraisina. a conseiller !...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 13/07/2006 05:30
dailynews
(
01/07/2006 17:54)
resa baolina
nareo ve aky tia mba manaraka baolina indrindra fa izao coupe du monde izao ? izaho ny coupe du monde ihany no mijery fa rehefa ankoatra izay dia tsy mijery akory. angamba ilay atmosfera fotsiny ihan...
tohiny
novalian'i booboo ny 03/07/2006 12:33
dailynews
(
27/06/2006 18:29)
hira ambondrona
raha mba misy manana ilay tonokira hoe tiako izy tiany aho an' ambondrona o! misaotra betsaka mialoha ...
tohiny
novalian'i dailynews ny 05/07/2006 14:42
