ho anareo mipetraka us
1. dailynews
(
16/11/2006 17:26)
tsy fantatro nareo raha mahazo portable any dago fa izaho tsy mety mahazo portable mihitsy efa amam bolana izay raha mahaso dia tena rare be mihitsy fa kosa mahazo tel fixe foana. inona ny carte ampiasainareo ary mahazo tel portable ve nareo??
novalian'i dailynews ny 29/11/2006 00:41
3. Lejim
(
16/11/2006 17:51)
Zah mahazo foana (presque moa zany e). Mividy carte telephonique online zah fa tsy tadidiko akory ilay carte! Rehefa malalaka zah dia jereko indray ny anara'iny carte iny fa ndeha hianatra vetivety alou zah! :)
4. Lalah
(
16/11/2006 18:22)
Ity misy site, www.uniontelecard.com, dia misy eo ambanimbany eo hoe select Calling Destination, ampidiro Madagascar, dia misy karazany betsaka be ireo, fa ilay crazy USA io no mora indrindra $5 ny 40 min, ndraindray izy io tsy mahazo fa rare aloha eh! Ok! za aloha fa lasa ndray aho.
6. dailynews
(
16/11/2006 20:56)
lejim> dia miandry anao izany:wink:
lalaha> tsy nisokatra ilay izy:cry:
fiffi> asa aky, miovaova ihany ny fomba fiantsoako hafa tsy ny alina be any. andraso indray hiova hoe:idea:
misaotra anareo e, mbola miandry tohiny.
playhard africa no ampiasaiko ary 23 mn fotsiny fa tsara be izany ampiasain i lalah izany... izany izao no hitako be indrindra h@ izao aloha

7. xxx
(
17/11/2006 00:23)
ADC Africa io izao ohatra nampiasaiko t@ semaine ity fa nety tsara mihitsy!
Mandehana ao @ therichcom.com fa ao zah mividy! Maro isafidianana be ao fa mila mi-register fotsiny elah!
Mangataka credit card number izy io fa safe aloha izy io amiko jusque izao e!
Lejim
Mandehana ao @ therichcom.com fa ao zah mividy! Maro isafidianana be ao fa mila mi-register fotsiny elah!
Mangataka credit card number izy io fa safe aloha izy io amiko jusque izao e!
Lejim
8. soanja
(
17/11/2006 00:33)
Xme Africa aky ny ampisaiko ry Dailynews de nety omaly alina, ny maraian indray anef de hoe feno ny circuits. Ka asa na ahoana. zscomm.comm
9. xxx
(
17/11/2006 04:20)
Entrix africa mahazo 25mn ary tsy manala fee izy raha tsy efa niresaka ianao.Vidiana eny @ asiana food. Amin'ny 9:00 Am ka hatramin'ny 12:00 Pm ( central time)dia nahazo foana aho raha niantso any Dago. Mahereza e!
10. dailynews
(
17/11/2006 14:07)
misaotra betaka nareo rehetra biz biz be daholo :-*:-*:-*:-*
andraso inrday ary andramako izany.
andraso inrday ary andramako izany.
11. Lalah
(
17/11/2006 17:39)
http://www.uniontelecard.com/ andrao indray andeha hoe, tonga dia tadiavo fotsiny io raha mety aloha eh!
13. tovolahy007
(
18/11/2006 04:54)
PT1 AFRICA ny fampiasako 46 mn ny $10 fa zany hoe ry zareo ra tapahinao le phone de araky izay mn tavela ao iany no tavela izay no itiavako azy .Fa io zany ndraindray koa to atsy mahazo nefany ,ra MADACOM le phone de toa mahazo le izy fa ra hafa de toa tsy mahazo zany.De za koa refa maintso ao Tana ndraindray tsy mahazo fa nefany refa miantso any Ambatondrazaka de mahazo.Ka mety ndraindray ngambany saturer le ligne de nety tsy mahazo e
15. dailynews
(
20/11/2006 14:43)
misaotra ihany koa tovolahy007.
ny carte france ampiasaiko aloha ry bichette dia "all in one", raha mahazo fixe dia be dia be( tsy tadidiko hoe firy heures) fa raha portable dia 40 mn fotsiny. Mino aho fa mbola misy tsara lavitra any.

16. kitjo
(
20/11/2006 17:10)
manaona ny mampiasa skype?
avy aty manko mora be mande Dago...pc-to-phone!
avy aty manko mora be mande Dago...pc-to-phone!
18. nambina
(
22/11/2006 13:54)
dailynews a, jereo ity site ity fa manja b raha resaka calls - www.cheapestinternationalcalls.com
dia mazoto e!
dia mazoto e!
20. ikaretsaka
(
23/11/2006 17:45)
dailynews:
tsy fantatro nareo raha mahazo portable any dago fa izaho tsy mety mahazo portable mihitsy efa amam bolana izay raha mahaso dia tena rare be mihitsy fa kosa mahazo tel fixe foana. inona ny carte ampiasainareo ary mahazo tel portable ve nareo??
raha orange ilay antsoinao dia sarotra beeeeeee ny mahazo fa raha celtel mora ihany...
home africa ampiasaina