ho anareo mipetraka us
22. ikaretsaka
(
23/11/2006 18:03)
eeee... dia asaivo mioca 033 ry zala fa manahirana be
ny 033 koa manko afaka mandefa sms dia azo aty fa ny 032 tsy afaka
ny 033 koa manko afaka mandefa sms dia azo aty fa ny 032 tsy afaka
23. soanja
(
24/11/2006 01:58)
Dailynews niantso 032 aho androany an de nety tamin'ny Africa Special sady lavabe ny fotoana omeny. Any amin'ny mpivaroatra sno no misy azy fa tsy hitako ao amin'ny Net.
24. dailynews
(
24/11/2006 19:46)
ikaretsaka> mahazo koa ilay 032 raha sms kah..
soanja> $5 ve izany carte nahazo lava be izany? andraso mihitsy jereko izany sady ho any @ sinoa zahay zao...sady ho any @ mall ihany koa black friday hono e...hihihihi .... :D
soanja> $5 ve izany carte nahazo lava be izany? andraso mihitsy jereko izany sady ho any @ sinoa zahay zao...sady ho any @ mall ihany koa black friday hono e...hihihihi .... :D
25. zafimanj
(
26/11/2006 19:53)
Manao ahoana e.
Niantso orange za t@ ity herinandro ty fa tsy tafa. Celtel sy fixe ihany no azoko. Zcarolinas no fampiasako aty NC fa 21mn @ fixe de 18mn @ portable. Mba hanandrana io Crazy io koa za fa ohatry ny mahavoa. Aiza daholo moa isika miresaka io fa dia tena mitoka-monina ny aty Chapel Hill, NC. Efa nikaroka gasy hatraiza hatraiza aho fa tsy nahita. Toy izany koa fony za tany Egene, Oregon.
Gerald

26. Lalah
(
27/11/2006 19:03)
Za aloha mandefa sms fa tonga foana e, ny avy any koa voaray foana, na 032 io 033, ny ana zao 15 cent/ message raha vao international message fa ny local no free, rentable ihany aloha ilay izy e!fa io koa arakaraka ny company ampiasaina.
27. Zina
(
27/11/2006 19:17)
fa angaha ry zareo any Dago tsy manana telefona normal no cell phone doly?
29. Lalah
(
28/11/2006 14:49)
Tsy hoe tsy manana fixe ny any Mada, fa ndraindray koa ny olona mbola any ampandehanana nefa ianao aty mila miresaka maika ohatra, dia hiteny foana zany ve hoe "miandrasa ao antrano fa hiantso aho", ny olona koa fantatra fa samy manana ny mahasahirana azy. Sady ho ana manokana aloha tsy dia manao pro zany hoe hiantso fa rehefa te hiantso dia miantso, zay no hitako mahatsara ilay portable-portable!