Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i benasy, milahatra araka ny daty
benasy
(
19/05/2009 08:25)
Mpanao gazety
Tsara, mety, azo ilazàna ny fihetsiky ny mpanao gazety malagasy nitaky fahalalahana !
Koa mahereza ianareo, amin'ny fahalalahana efa tokony ho anareo rahateo.
Mahereza mifofotra amin'ny fitaizàn...
tohiny
novalian'i milamm ny 04/06/2009 22:10
benasy
(
11/05/2009 14:51)
Magicien
Lors d'une soirée un homme accoste une belle jeune femme et lui propose un dernier verre chez lui, il insiste en lui précisant qu'il est magicien et qu'il lui montrera un tour de magie.
Arrivés c...
tohiny
novalian'i accolade ny 18/05/2009 09:14
benasy
(
09/05/2009 06:19)
HAFATRA IHANY...
Fantatro ise,
Mba hamotehana ny maha isika, dia fitaovana noheveriny hahomby nampisain’ny vazaha ny ribany sy foto-pisainany; nasesika teto amintsika.
Ka indro niodina nanaraka ny fomban-tany...
tohiny
novalian'i benasy ny 19/05/2009 08:05
benasy
(
23/04/2009 10:10)
CLIP METALLICA
Salut daholo !
Mba hiangavy izay manana clip Metallica sur scene, ankoatra ilay "clif 'em all" iny.... Mba izarao ny namana e !
Merci... !...
tohiny
novalian'i benasy ny 25/04/2009 05:07
benasy
(
21/04/2009 10:22)
Mahagaga anao ve ?????
...de nombreux crânes présentant des trous circulaires sur leur superficie font penser à certains chercheurs que quelqu'un, quelques milliers d'années auparavant, utilisait une sorte de project...
tohiny
novalian'i rhina ny 17/09/2009 11:49
benasy
(
21/04/2009 10:09)
Mila ezaka tena goavana dia goavana
Tsy hitsara aho, fa milaza ny zava-misy sy hitako fotsiny....Misy gazety sy mpanao gazety eto amintsika, tena tsy mahalala akory ny "nuances" sy ny mety ho vokatry ny zavatra lazainy.... Efa misy hita...
tohiny
novalian'i accolade ny 29/04/2009 10:11
benasy
(
16/03/2009 10:25)
JE REVE D’ UNE FEMME
JE REVE D’ UNE FEMME
Je rêve d’une femme qui soit ma complice
A qui je puisse dire chaque ombre de mon cœur
Qui puisse sans reprocher me faire le sacrifice
De tout le necessaire pour fai...
tohiny
novalian'i andry2503 ny 24/10/2013 11:41
benasy
(
13/03/2009 14:25)
HAINTENY SY RIBA MALAGASY
Ho an'i Hery Mpiandraikitra ny serasera
Miarahaba anao ampanajana ny tenako.
Hitako ato amin’ny namana.serasera avokoa ny lafin-kevitra maro mahasoa.
Fa mba tiako havoitra etoana kosa, ny h...
tohiny
benasy
(
10/03/2009 09:30)
MIALA SAKANA - ADOLAN-TSENTO
Mba hisorohana ny tsy fetezan-javatra kely, mety hanohintohina ny fihevitry ny hafa anefa ; dia heveriko ho adidy ny manamarika etoana : fa toa tsy mety loatra ny fampiasana ilay hoe : « [b]adolantse...
tohiny
novalian'i benasy ny 14/03/2009 08:01
benasy
(
21/02/2009 06:28)
MATOKIA FA MARINA IZANY
Izaho manome toky anareo, ary tsy misy ahiana ny amin’izany!
Fa isika vahoaka eto, mifandramatra, mila hifamono mihitsy…… Ireo roalahy ireo,
mody mitarika antsika amin’izao sy izaroa !
...
tohiny
novalian'i benasy ny 23/02/2009 10:15
benasy
(
17/02/2009 09:57)
ity no tsotra sady haingana nefa mahomby!
Izaho manome toky anareo, ary tsy misy ahiana ny amin’izany!
Fa isika vahoaka eto, mifandramatra, mila hifamono mihitsy…… Ireo roalahy ireo,
mody mitarika antsika amin’izao sy izaroa !
...
tohiny
novalian'i benasy ny 18/02/2009 11:08
benasy
(
16/01/2009 11:26)
vehivavy saro-piaro diso tafahoatra...
Eny é! tena iniako atao ato mihitsy ity hevitro ity, satria aminareo vehivavy no mety ahitako ny tena marina!!!!!
Saropiaro diso tafahoatra ilay sipa miaraka amiko ( efa miray trano izahay !)
-Taf...
tohiny
novalian'i teety ny 17/10/2013 18:46
benasy
(
16/01/2009 11:01)
Hors-sujet(s)
Betsaka ny lohahevitra miseho eto @ serasera no tsy tonga amin'ilay tanjona niheveran'ny mpamorona azy ( tsy nahazoam-bokany mihitsy indraindray ) fa lasa hors-sujet(s) ny mpamaly....!!! na zary sagis...
tohiny
novalian'i Papoose ny 29/01/2009 22:01
benasy
(
13/01/2009 13:54)
Sô misy mhalala ny momba ity hain-teny politika ity nareo
Malala a ! Tiako ho tretrika ianao mba hitretrehako koa….
Malala a ! Diso fantatrao aho, ka aza odiana tsy hita re ny amiko.
Tsapako anie fa te-homba ahy ianao ! Eny na tsy ianao ianao aza…. S...
tohiny
novalian'i Zozoro ny 13/01/2009 17:55
benasy
(
13/01/2009 13:47)
Sao mba misy mahalala ny momba ity hain-teny politika ity !
Malala a ! Tiako ho tretrika ianao mba hitretrehako koa….
Malala a ! Diso fantatrao aho, ka aza odiana tsy hita re ny amiko.
Tsapako anie fa te-homba ahy ianao ! Eny na tsy ianao ianao aza…. S...
tohiny
novalian'i lupe ny 19/01/2009 13:13
benasy
(
09/01/2009 09:28)
Tretrika
Malala a ! Tiako ho tretrika ianao mba hitretrehako koa….
Malala a ! Diso fantatrao aho, ka aza odiana tsy hita re ny amiko.
Tsapako anie fa te-homba ahy ianao ! Eny na tsy ianao ianao aza, sain...
tohiny
novalian'i Zozoro ny 14/01/2009 19:12
benasy
(
05/01/2009 14:43)
ZANATANY , ZANATSAINA
ZANATANY ANGLISY SY ZANATANY FRANTSAY
Moa ve tsikaritrao fa ireo zanatany Anglisy no matetika misongadina kokoa manoloana ireo zanatany Frantsay : indrindra eo amin’ny lafiny , toe-karena, sosial...
tohiny
novalian'i benasy ny 15/01/2009 11:11
benasy
(
23/12/2008 07:13)
Iza no mahalala ?
Hevitra tena tian'ilay ohabolana holazaina
"Trafonkena ome-mahery, ambava homana, am-po mieritreritra."
- Mahery (tsy masaka tsara? na tsy nadrahoina mihitsy) ve ilay trafony ?
- Sa ny fomba fanol...
tohiny
novalian'i benasy ny 14/01/2009 11:25
benasy
(
18/12/2008 08:52)
HAFATRA VITSIVITSY……
HAFATRA VITSIVITSY……AZO ATAO TONON-KIRA.
Fantatro ise,
Tsy iza fa i Dada fola-damosina sy i Neny nampinono no nikolokoloan’ise. Nitaiza sady nanabe, nikikitra nampianatra an’ise!
Ts...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/12/2008 10:30
benasy
(
18/12/2008 08:43)
Ho an’i Maman sy Pàpà !
Ho an’i Maman sy Pàpà !
Mba afarako kely ange Maman, ilay namnao mpitondra divay iny, lazao fa mila vitsivitsy izahay, ho ampiasaina amin’ny fanasàna ny Alahady izao.
Fety mantsy io ho f...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 27/12/2008 06:15
