Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Zina, milahatra araka ny daty
Zina ( 11/05/2007 21:22)
Ny Fanahy Masina
Maninona isika no mila ny Fanahy Masina. Ny antony Ny Fanahy masina dia : - Manampy antsika hanana fiainana masina - Ilain-tsika @ ny vavaka ataon-tsika ary izy no manao intercession ho antsika... tohiny
novalian'i majesty ny 22/05/2007 09:56
Zina ( 22/03/2007 14:45)
Mosary
Izao no fotoana fahasoavana be izay omen'Andrimanitra antsika ka araroty: Amosa 8: 11,12 11 Indro, avy ny andro, hoy Jehovah Tompo, izay hanaterako mosary amin'ny tany, tsy fanirian-kanina anefa, na... tohiny
novalian'i prime ny 26/03/2007 14:29
Zina ( 05/03/2007 21:37)
Sary
Nahita ny sarin'i Mandrak t@ mbola kely aho dia lasa ny eritreritro oe ary maninn raha ny sary t@ bolakely daholo ndray no apetaka atsy @ sary atsy e? ny hevitrareo?????... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/03/2007 07:51
Zina ( 01/03/2007 17:27)
Ny finoana
Betsaka ny resaka itako ato ary ny rehetra dia milaza hoe: "Ny finoana ihany dia mahavita an’io" (ohatra)..- finoana, fianoana….Tsisy maha-ratsy anizan’izany akory tsara dia tsara mihitsy. N... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 13/03/2007 03:45
Zina ( 24/12/2006 03:18)
Adventista
Ity mba misy zavatra tiako lazaina kely Inona moa no atao oe Adventista? Izay rehetra miandry/mino ny fihavian'ny Jesosy Kristy fanindroany. Ka izay rehetra mino/miandry fa ho avy fanindroany i Jes... tohiny
Zina ( 24/12/2006 01:21)
Ny tenin'Andriamanitra
Ao Matio 4:4 dia milaza hoe: Tsy ny mofo ihany no hiveloman'ny olona fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan'Andrimanitra.= ny tenin'Andriamanitra. Ary ity ny zavatra azon-tsika rehefa manaraka izay... tohiny
novalian'i mycall ny 27/11/2014 14:04
Zina ( 23/09/2006 03:02)
Zava-baovao itako
ahona ny hevitrareo? http://www.mostamazingprophecies.com/portals/6/Catholic-Teachings.pdf... tohiny
novalian'i prime ny 08/11/2006 12:49
Zina ( 11/09/2006 21:31)
Dia maha ontsa mihitsy ndray ity
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=281934 ahona ny hevitrareo?... tohiny
novalian'i prime ny 03/11/2006 08:02
Zina ( 17/08/2006 13:38)
Fampaherezana ho antsika rehetra
ndeha hangataka an’i Jesosy isika mba hanao batisa antsika amin’ny Fanahy Masina satria ny vokatry ny Fanahy dia Fitiavana, Fifaliana,, fiadanana, fahalemem-panahy (Ga 5 :22). Ny fahatezerana sy... tohiny
novalian'i prime ny 25/08/2006 09:18
Zina ( 15/08/2006 17:46)
305 namono tena tao anatin'ny 6 mois any Dago
Ahona ny hevitrareo? Tena mahagaga ahy ilay izy... Mba vakio anie ity e http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=278135... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/08/2006 14:53
Zina ( 20/07/2006 20:35)
Internet any Dago
Mba omeo soso-kevitra aho ry reto iza no companie internet azo atokisana any Dago, dia iza companie fampidiranana telephone tsara any Dago eeee. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Zina ny 21/07/2006 12:10
Zina ( 18/07/2006 15:01)
Musulman hanao president any Dago
Mba ahona ny fihetsikareo amin'ity? Tena any Dago mihitsy ve io? amiko aloha dia mihevitra mihitsy zy zareo fa tsy mahavit'azy mihitsy ny malagasy e. Ary tena mahatezitra mihitsy ahona ary no hafak... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2006 22:49
Zina ( 23/06/2006 18:58)
Zay ve de rariny
Pierrot Rajaonarivelo. Une autre affaire de détournement de 198 milliards FMG 23-06-2006 / 09:13 Durant le face-à-face Sénat / Gouvernement d'avant-hier, Vaovao Benjamin, le président du groupe... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 12:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0356