Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Papoose, milahatra araka ny daty
Papoose ( 14/07/2009 17:01)
Bibikely
Mahavariana ahy mihitsy ny mahatonga ny vazaha (indrindra fa vehivavy)hatahotra bibikely (vitsika, moka, sns) ....reny moa dia mampikikiaka koa!... tohiny
Papoose ( 03/04/2009 02:08)
gidro antitry ny serasera
sady mime rery za mamorona an'ity dinika ity!!! hoe misy koa ve ny dinosauren'ny serasera manao reapparition ohatran'ny le fomba filaza @ mpanao politika @zao??? dia manao fantomas? :-P :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 17/04/2009 02:10
Papoose ( 30/10/2008 23:38)
amoureux(se)
ahon no ahalalana hoe amoureux(se) aminao ny olona ray?... tohiny
Papoose ( 24/10/2008 20:31)
Fahatezerana
Inona no fomba tsara indrindra handanjalanjana ny hatezerana mba tsy hanimbana zvt na ny fifandraisana? raha tezitra @ olona? raha tezitra @ tena satria tsy mety zay atao?... tohiny
novalian'i Papoose ny 03/11/2008 22:45
Papoose ( 26/08/2008 10:25)
hodim-potsy
Sao de mba misy mahalala pommade na fanafody mety hahasitrana an'ireny?... tohiny
novalian'i lala9 ny 13/10/2011 08:59
Papoose ( 04/03/2008 05:28)
mosavy
somary nampieritreritra ahy! raha misy mpamosavy mandalo nefa ianao mivavaka ao an-trano, mbola andairan'ny mosavy ve ianao? ohatra hoe tsy afaka mihetsika na mangatsiaka tampoka na tsy fantro zay ... tohiny
Papoose ( 28/02/2008 06:35)
Ministera
Mahita @ vaovao foana za fa sahirana ny mpilalao gasy @ fandehanana @ comptetition internationale @ famatsiana ara-bola. ray zao le cas na equipe na boule dia manaraka ndray ty le equipe na box moa i... tohiny
Papoose ( 28/02/2008 06:22)
Fitsipika
tsy haiko na efa resaka efa nandeha tato na tsia, fa maninona kay ny nono no marary be rehefa alohan'ny ho tonga regles?... tohiny
novalian'i Papoose ny 16/03/2008 02:38
Papoose ( 26/02/2008 05:32)
aoka le!!
http://www.madanight.com/madagascar-photo-47393.htm tandremo rehefa mande soiree ka tratra ny ohatr'izao!:-D... tohiny
novalian'i Papoose ny 10/04/2008 02:15
Papoose ( 22/02/2008 18:18)
Dinika/hevitra vaovao
Mahalasa saina ahy dia mampanontany tena ahy hoe inona ary no zvt tena mbola tsy noresahina teto @ serasera mihitsy,betsaka ve?... tohiny
novalian'i Papoose ny 26/02/2008 12:52
Papoose ( 01/12/2007 18:27)
Henjana ndray ity!
http://www.dailymotion.com/search/gasy/video/x3mt67_femme-asiatique-soumise-realite-ou_animals Soa ihany eto Dago fa tsy misy an'izao!... tohiny
novalian'i Papoose ny 08/12/2007 20:14
Papoose ( 17/10/2007 21:07)
Ho an'izay XXX rehetra!
Za mahita fa klown be le manao xxx satria: -betsaka le mampiasa azy anebahana olona ato nefa dia kobo foana dia vao maika bobaka ny mankahala azy! -dia le misy milaza azy ho francs ran sy ran nefa v... tohiny
novalian'i mbaliana ny 30/10/2007 20:08
Papoose ( 22/09/2007 05:39)
Mahaliana!
[b]What if you spent one year following every rule in the Bible?[/b] Ahoana tokoa moa raha ianareo ireo manana addiction @ Baiboly ireo no tena manaraka ny isam-bolon-dalana voalaza ao anaty baibol... tohiny
novalian'i Papoose ny 29/09/2007 14:51
Papoose ( 22/09/2007 05:24)
anaran-toerana gasy!
Fa maninona marina angaha ny anarana toerana gasy no mamaritra toetra be? (toetran'ol na zvt) na koa manondro zvt! mba lasa ihany ny saiko! mandeha daholo ny loko, ny kely sy be, ny andro ao anatin... tohiny
novalian'i Papoose ny 10/10/2007 14:03
Papoose ( 05/09/2007 15:06)
Ka de........
ahoana moa zany eo anatrehan'ny fiangonana sy ny finoana ny firaisana ara-nofo alohan'ny fanambadiana?... tohiny
novalian'i Papoose ny 10/09/2007 06:49
Papoose ( 01/09/2007 16:54)
tsy hitako zay tombontsoa!
[url]http://www.youtube.com/watch?v=k1sR2fA2Yo0[/url]... tohiny
novalian'i booboo ny 03/09/2007 15:00
Papoose ( 01/09/2007 14:54)
Ghost
Isika Kristianina ve mino ny fisian'ny "Ghost?" Dia vokatry ny asan'ny demony ve izy ireny?... tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2007 22:09
Papoose ( 27/08/2007 08:57)
vavaka very maina?
Nitantara i "A" fa nisy zava-doza nampalahelo nahazo azy dia nivavaka mafy ho i "B."Rehefa tena vita ny fanadihadiana, hay kay lainga be daholo ity nahazo an'i "A." Vavaka very maina v ny an'i "B?" ... tohiny
novalian'i niryna ny 01/09/2007 15:21
Papoose ( 14/08/2007 22:47)
adama sy eva
Tsy haiko na efa resaka nandeha tato ity na tsia fa tsy azoko mihitsy dia anontaniako, dia tsy haiko koa na ato na tsia no tokony hametrahana azy! T@ herinandro zah nahita documetaire mikasika an'i... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2007 22:03
Papoose ( 12/12/2006 05:20)
Cousin-Cousine
Rehefa niaraka roa taona le bandy sy sipa vao nahakobo hoe hay mpihavana sady mpifampicousin-cousine? dia nanontany ahy le bandy hoe ahoana hono mbola tokony hiaraka v zareo sa tokony hisaraka?ahoana ... tohiny
novalian'i soanja ny 23/12/2006 23:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0281