Liste des messages

Liste des messages, inserés par Mpanazava, par ordre de date
Mpanazava ( 30/05/2011 12:35)
ahoana no nampisy antsika?
Evolutionina (Mivoatra miandalana) ve sa noforonina. ... suite
répondu par Miharena le 08/06/2011 04:24
Mpanazava ( 27/05/2011 08:38)
Tafavoaka velona amin'ny andro farany.
"Maro no olona mino fa hifarana tsy ho ela ity tontolo ity. Mety ho tafavoaka velona amin'izany isika, ka hiaina amin'ny tany Paradisa? "Dieny tsy mbola mihatra ny didy (Mihelina toy ny akofa ny andr... suite
répondu par Miharena le 05/06/2011 17:32
Mpanazava ( 18/05/2011 15:19)
Ataovy fialofanao ny anaran'i Jehovah
EFA tratran’ny orana ve ianao, ka nitady fialofana teny ambany lavarangana? Mety ho voaro tsara ianao teo ambanin’izy io, satria orana fotsiny ilay izy. Tsy ho voaro kosa anefa ianao eo ambany... suite
répondu par Mpanazava le 27/05/2011 11:19
Mpanazava ( 17/05/2011 06:01)
HOAVY MAHAFINARITRA TSY HO ELA!
«Rehefa afaka kelikely, dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy. ... Fa ny mpandefitra kosa no handova ny tany, ka tena ho finaritra amin’ny fiadanam-be.»â€”SALAMO 37:10, 11. [img]h... suite
répondu par Mpanazava le 20/05/2011 11:40
Mpanazava ( 13/05/2011 12:48)
Ao Am-po ve ny Fanjakan'Andriamanitra?
«Ao am-pon’ny olona mankato ny Fanjakan’Andriamanitra», hoy ny Papa Benoît Faha-16 tao amin’ny bokiny hoe Jesoa avy any Nazareta (anglisy). Misy tokoa mihevitra fa ny Fanjakan’Andriamanit... suite
répondu par rijadolly le 01/06/2011 19:24
Mpanazava ( 19/09/2010 06:06)
Ahoana no hanampiana ny lehilahy na ny vehivavy ho vady mahafinaritra sy mahafampo?
"Mifalia amin'ny vadin'ny fahatanoranao" (Ohabolana 5:18) [img]http://img27.imageshack.us/img27/1220/coupledv.jpg[/img] [img]http://img85.imageshack.us/img85/1258/96017728.jpg[/img] Ma... suite
répondu par vonynive le 05/10/2010 11:39
Mpanazava ( 18/09/2010 19:37)
Fa nahoana? sarotra valina raha samy fanontaniana.
Fa de nahoana loatra re e!... Alahelo, fitarainana, fanaintanana, izany no azo amehezana ny manjo antsika rehetra rehefa sendra voina,na famoizana havana na namana akaiky sy ny maro hafa. Matetika is... suite
répondu par ouioui le 24/09/2010 09:28
Mpanazava ( 18/09/2010 19:07)
Ahoana no hanavahana ny tsara sy ny ratsy?
Jodie, agent immobilier, aide une femme à faire l’inventaire des biens de sa sÅ“ur décédée pour qu’elle les vende. Fouillant dans l’âtre d’une cheminée vétuste, il trouve deux viei... suite
répondu par vonynive le 05/10/2010 08:26
Mpanazava ( 28/08/2010 19:58)
Fitiavana hampahafantatra ny fahamarinana eran-tany
Tena tsy mora ny mampahafantatra ny fahamarinana noho ilay fahavalo ara-panahy i Satana manao izay ho hafany mampiasa izay eo ambany fahefany. [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=5VP2vQSQYYA[/yout... suite
répondu par ouioui le 08/09/2010 23:25
mpanazava ( 27/08/2010 17:28)
Filaharana
Matetika lazaina hoe sekta ny finoana iray izay miforona aty afara, sao dia mba misy mahafantatra sy mitanisa amin'ny ankapobeny ny filaharan'ny finoana misy azafady.... suite
répondu par daran le 01/09/2010 06:24
mpanazava ( 27/08/2010 13:32)
Konfesy
Ny konfesy dia filazana fahotana na fienken-keloka amin’olona iray na amin’olona maromaro: Mba mifanaraka amin’ny baiboly ve ny fampianaran’ny eglizy Katolika momba ny asa fivalozana sy ny k... suite
répondu par ouioui le 01/09/2010 23:17
mpanazava ( 27/08/2010 05:03)
Tsy Mahazo manambady ve ny mpitondra fivavahana?
Ny Papa Paoly Faha 6 no nanoratra ilay Sacerdotalis Cealibatus (Tokony ho mpitovo ny Pretra, 1967), ka nilaza fa fepetra takina amin’ny Pretra izany. Nihaiky koa anefa izy hoe:’ ny testameta vaov... suite
répondu par fijo le 09/09/2010 20:16
mpanazava ( 27/08/2010 05:02)
dimbin'ny Apostoly
Fotom_pinoana hoe manana mpandimby ireo Apostoly 12, ary avy amin’Andriamanitra ny fahefan’ireo mpandimby ireo. Lazain’ny eglizy Katolika fa dimbin’ny apostoly ny eveka, ary dimbin’I Peter a... suite
répondu par Miharena le 06/09/2010 06:58
mpanazava ( 07/08/2010 18:30)
Ohatra tsara azo tahafina amin'i Maria Renin'i Jesoa.
Raha vao miresaka an'i Maria dia ao antsaina avy hatrany ilay vehivavy nofidin'Andriamanitra sy nankasitrahany indrindra, izay niteraka an'i Jesosy. Misy Maria dimy hafa resahan'ny baiboly. Zanak'i He... suite
répondu par badluck le 21/08/2010 07:13
mpanazava ( 07/08/2010 18:07)
Manana fanahy tsy mety maty ve ianao?
Origine de Mythe concernant l'immortalité de l'âme: « Les premiers philosophes chrétiens adoptèrent le concept grec de l’immortalité de l’âme ; pour eux, l’âme était créée par ... suite
répondu par Miharena le 23/08/2010 08:49
mpanazava ( 06/08/2010 03:52)
Tokony hivavaka amin'i Marie Virijiny ve isika?
Anisan'ny fantatrin'ny olona maro i Marie, eny na dia ireo tsy Kristianina aza. Ny soratra masina nilaza fa nanome fahasoavana azy ny Andriamanitra mahery indrindra rehefa nifidy azy ho renin'ny Jesos... suite
répondu par mpisotrtoaka le 08/04/2015 15:31
mpanazava ( 20/07/2010 14:05)
Afaka mitory teny ve ny vehivavy?
Misy ny namako izay velon-taraina hoe:" Gaga sy tezitra aho satria tsy mbola misy fiovana foana, Mbola tsy tendrena ho mpitondra fivavahana foana ny vehivavy ato aminay". Fahatelo izay nisy olona nite... suite
répondu par soanja le 04/08/2010 18:05
Mpanazava ( 21/06/2010 06:23)
Mampiditra sary
Mba tiako ho fantatra hoe ahoana ny mampiditra sary anaty D. Dur ka tiana aseho amin'ny Dinika?.... suite
répondu par Mpanazava le 21/06/2010 08:25
Mpanazava ( 18/06/2010 08:45)
Eken'Andriamanitra ve ny style rehetra?
Hoy i Ratoa [quote] Jehovah iray ihany no ivavahantsika ary Kristy no mpanelanelana; saingy samy manana ny style-ny. [/quote] Eken'Andriamanitra ve ny style rehetra? Ny style eto dia azo atoa hoe fiv... suite
répondu par ouioui le 23/08/2010 19:49
Mpanazava ( 17/06/2010 05:36)
F'ahoana ireto mandehandeha TSIROAROA miseho mitory mitety tanàna ireto?
Toy izao no voalazan’ny Soratra masina mahakasika ny asa fitoriana. Hoy I Jesosy : «Tsy maintsy mitory ny vaovao tsara any amin’ny Tanana hafa koa aho , fa izany no NANIRAHANA ahy» (Lioka 4:43) ... suite
répondu par Miharena le 08/07/2010 13:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093