Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Andribe, milahatra araka ny daty
Andribe ( 19/06/2009 09:46)
projet daewoo
Salama daholo ny mpisera Tena tsy azoko ry zareo aa angaha tsy resaka daewoo ito no nampipitika an i ra8 teo @ fitondrana. Sendra namaky infoline tao @ sobika aho dia nahita ito. 09H30 : La soci... tohiny
novalian'i fijo ny 19/06/2009 21:35
Andribe ( 04/04/2009 10:01)
iza zao no mbola ambasady gasy mbola miasa
iza zao no mbola ambasady miasa any ivelan i madagasikara. toa nisy maromaro ihany mantsy ireo voatsokan ny hat. Ary mbola accrédité ve izy ireo sa samy manao izay mahafinaritra ny fony koa. Ze mit... tohiny
novalian'i rakaroka ny 05/04/2009 16:03
Andribe ( 04/04/2009 10:01)
iza zao no mbola ambasady gasy mbola miasa
iza zao no mbola ambasady miasa any ivelan i madagasikara. toa nisy maromaro ihany mantsy ireo voatsokan ny hat. Ary mbola accrédité ve izy ireo sa samy manao izay mahafinaritra ny fony koa. Ze mit... tohiny
Andribe ( 04/04/2009 10:01)
iza zao no mbola ambasady gasy miasa
iza zao no mbola ambasady miasa any ivelan i madagasikara. toa nisy maromaro ihany mantsy ireo voatsokan ny hat. Ary mbola accrédité ve izy ireo sa samy manao izay mahafinaritra ny fony koa. Ze mit... tohiny
Andribe ( 28/03/2009 21:32)
Andribe mety ho prezida para hazard ihany koa
Raha izao no mitohy mety ho prezida ihany aho :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i fitia2006 ny 29/03/2009 09:23
Andribe ( 28/03/2009 19:43)
tsy mandeha tsony ny tvm par satelita
tena vita tanteraka ny tvma par satellite h@ nahatongavan i tgv nefa t@ nahateo an dra8 nandeha foana nga tsy ampy fanana lery handoavana an le izy kle sa niova ny frequence nisy leizy sa tsy haindry ... tohiny
novalian'i Noue ny 28/03/2009 20:45
Andribe ( 27/03/2009 20:21)
sao de tokony hividy tafika vaovao
Sao dia tokony hividy tafika vaovao fa efa lafo le tafika ankehitriny dia mety hitohy ny tolon ny olona eo ambohijatovo. I tgv mantsy efa nividy ny anazy sa kosa miakatra ny encere amizao :-D :-D ... tohiny
novalian'i Oay ny 28/03/2009 09:36
Andribe ( 27/03/2009 08:09)
efa lafo ve le avion kely iny ahafahana manao hopitaly
Efa lafo ve le avion fa mety mahita olona hividy azy aho bizina bizina paiement sur 199 ans :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 27/03/2009 09:10
Andribe ( 20/03/2009 21:48)
hilatsaka filoha aho
tena hilatsaka filoha aho ry zareo dia ny eto @ serasera no mpanohana i ra hery PM Noue mpanolotsaina manokana ; ra wiwi minisitrin ny fanoherana i fiona minisitrin ny raharahambahiny i taf... tohiny
novalian'i xxx ny 21/03/2009 00:58
Andribe ( 12/03/2009 09:15)
serasera malaza feno tsaho
Lasa malaza feno tsaho mihintsy eto @ serasera ary malaza misy manao resaka tsy matotra tsy hay tsony ny tena fandehany sa ve efa fomban ny gasy ny mpikorotana sy mpiatsaravelatsihy tahakizao :^) :^... tohiny
Andribe ( 09/03/2009 09:34)
ny andr avion ny an i andry tgv
Dia hono hoa ny vahoaka zany mandeha in mandeha tongotra dia raha miampita ranomasina iza no mande kokoa amireo raha mande avion miampita ranomasina ve?? raha mande tgv miditra ambany ranomasina v... tohiny
novalian'i ratavao ny 09/03/2009 10:47
Andribe ( 08/03/2009 12:17)
aiaza i andry tgv toa tsy hita tsony
nankaiza i boay kely sa bedy dia tsy nahazo gouter dia mbola midongy sa manomana zavatra ratsiratsy kokoa mangingina ratsy izy zany ao raha 8) 8) 8) ombay mitady izy fa mety lasa nanao fugue s... tohiny
novalian'i xxx ny 08/03/2009 16:57
Andribe ( 07/03/2009 11:54)
inona no hiseho raha samborina i tgv
Inona moa no miseho raha samborina i tgv noho ny korotana izay nataony esorina ve i ra8 raha toa ka tsy milamina ny firenena h@ rahoviana dia iza no handray andraikitra ny miaramila ve sa ny onu ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 23:38
Andribe ( 07/03/2009 07:58)
info fosika foana no eto
lasa info fosika sisa no eto @ serasera ka mampiala ny olona handeha any @ site hafa lasa manao resakovy daholo asa ny fijerinareo azy sady lasa be mpigafy :evil: :evil: ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 23:25
Andribe ( 05/03/2009 21:18)
tokony hanao jadona ra8 sy hery raha izao no mitohy
tokony hanao jadona i ra8 sy hery raha izao no mitohy samborina izay manakorotana sakanana izay manao copier coller fohanana ny fitokonana sakanana ny copier coller... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 21:35
Andribe ( 04/03/2009 20:54)
ahoana reo ndex tssss aza mizesta reo vonoina sa atao inona
aleo rangaha vonoina dahomo na atsipika any @ sisisny any aaaa aleo omena vola kely ra wiwiw de milamina :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
Andribe ( 04/03/2009 09:24)
ny tvm sy viva ve tena maneho ny hevibahoaka sa??
Ireo fihaino amanjery ireo ve tena maneho ny hevibahoaka sa arakarakin ny pression mahazo ny mpanoratra sy mpilaza na interetn izay matanjaka ao ihany no azo avoaka sa kosa lasa fifanasana vangy fotsi... tohiny
novalian'i Andribe ny 04/03/2009 14:06
Andribe ( 03/03/2009 22:27)
misy hitifitra vei tgv raha tsy misy oul eo alohany
Iza no hitifitra an i tgv raha tsy misy n dra wiwi eo alohany eo rehefa mikabary izy sa ve olona manao masque no ao ambadika ao ia tsy maintsy hafenina rehefa eo @ 13 mai =)) =)) =)) =)) =)) =))... tohiny
novalian'i essera ny 04/03/2009 06:13
Andribe ( 26/02/2009 21:24)
AVERINA HO MAIREI ANDRY TGV
Averina ho maire hono i Andry tgv dia tsy hitsaotsaona tsony fa mifona =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 27/02/2009 10:03
Andribe ( 24/02/2009 13:47)
STAR THB TSY HISY INTSONY NOHO NY SITUATION POLITIQUE
Hiala eto madagasikara ny THB satria tsy milamina ny politika malagasy. Hiala hifindra any Maurice izy efa voavarotra ny carte de production ary manomboka mandroso ireo usine vaovao any maurice. Hiena... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0254