Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Andribe, milahatra araka ny daty
Andribe
(
22/02/2009 18:06)
dinik i ra8 sy andry ary ffkm tsisy 1 ora akory
tsy nisy 1 ora akory no nidiran dra 8 de nipitsika lery fa lasa resajaza le izy hono. nahazo felaka tao i andry tgv de hoe mifona aho mifona aho tonton fa tsy hanao tsony. :-D :-D :-D :-D :-D :-...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/02/2009 09:35
Andribe
(
20/02/2009 09:05)
FITAOVANA VAOVAO HAMPIPARITAHAN NY MPIVORIVORY
Tong ny fitaovana vaovao hanaparitahana ny mpivorivory. Hay kay bala caoutchou sy basy rano le izy. Fa mety mahery be ny tosika :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 10:27
Andribe
(
20/02/2009 07:22)
GOVERNEMANTA VAOVAO
hanangana governemanta vaovao etsy @ 13 mai koa hono ra8 :^) :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i ratavao ny 20/02/2009 10:20
Andribe
(
19/02/2009 22:27)
MIREVY BE KAY LE DIVAN I ANDRY SADY TIA THB ANN
KAYY milay ee sady docile be an fa mety dilan ny sasany izy raha izao no mitohy an mody mikozy milamina be :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 20/02/2009 15:58
Andribe
(
19/02/2009 09:34)
Radio malagasy ahalalana mivantana ny vaovao eto madagasikar
arahaba
mms://radio.lequotidien.mg/mada
Io dia lien coller na eo @ barre d'adresse ahafahanao mihaino ny radio mivantana eto madagasikara. Mamoha ny windows media auto izy handefa ny radio
Miha...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 05:55
Andribe
(
18/02/2009 13:56)
MARINA VE FA 70 ISA NO NANARAKA AN I ANDRY TGV
Toa olona 7 isa hono sisa no nilahatra nanaraka an i andry tgv testy mahamasina mba omeo sary hoe hijerevana izany olona 70 izany 8) 8) 8) 8) . Ataovy serieux le izy waaa aleo za no han...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 18/02/2009 22:12
Andribe
(
18/02/2009 09:24)
MBOLA AFAKA MILATSAKA FILOHA VE RA8
Arahaba
Mbola afaka hilatsaka filoha ve ra8 rehefa vita ny mandat sa hovainy indray ny constitution ahafahany milatsaka. Dia raha tsy afaka milatsaka intsony izy inona no mety hiandry azy...
tohiny
novalian'i karandoha ny 18/02/2009 13:48
Andribe
(
16/02/2009 22:34)
tsy hita indray i roindefot@ nakana ministera sa lasa nirevy
tsy hita taratra daholo ireo ministra sa mikaroka ny handraisambola fa efa akaiky ny faran ny volana 8) 8) 8) 8) 8) ahoana ndray iny olona mba nahay niresaka t@ ilay maramila mpigidra teo anala...
tohiny
novalian'i rataxx ny 17/02/2009 06:35
Andribe
(
16/02/2009 22:03)
AZA DIA AVELA IRERY I ANDRY SY RAVALO NA DIA IRERY MAZA
Aza avela irey anie izy ireo na dia diso aza ny lalana anrahiny satria tsy ny vahoaka kely izay voahangony no afaka hanampy azy @ ireo vahoaka malagasy 18 foko 8) 8) 8) ...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:30
Andribe
(
16/02/2009 09:23)
LASA KAMO MIASA NY MALAGASY KA MILA DIDY JADONA
Raha ny fahitako azy dia lasa kamo ary tena kamo tokoa ny malagasy satria tsy mety misy hiasa intsony fa ilaozana migrevy atsy sy aroa. Tokony ilay miaramila NANOME BAIKO hitifitra tetsy ambotsirohitr...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 11:05
Andribe
(
16/02/2009 07:58)
RAHA TSY VOAHONGANA RA8 INONA NO SEZA OMENA AN I ANDRY TGV
Efa manomboka mihena toy ny fen antitra ny mpanaraka an i andry tgv. Mety hisy petition ho an i andry hoe averina ho maire izy na atao premier ministre ahoana ny hevitrin ny mpisera i andriwi aloha ef...
tohiny
novalian'i belaza ny 16/02/2009 14:12
Andribe
(
11/02/2009 23:37)
HO AVY IDEBA ARY VONOA HIGADRA
Ho avy eto madagasikara hono i deba ary vonona higadra satria hitolona an i andry tgv izy rehefa tafiditra eny koa lery fa lanin i andry tgv nividianana platine de dj ny fananany :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i madamakely ny 12/02/2009 08:30
Andribe
(
10/02/2009 13:39)
TGV Tena Gay Vizana
TGV Hay ve hono izany ny dikany e pedaka zany no betsaka ao satria mandefa vazon ny Gay lery :^) :^) :^) :^) :^) Tena Gay vizana...
tohiny
novalian'i Andribe ny 10/02/2009 19:32
Andribe
(
07/02/2009 20:26)
governemanta faha 3
Ho avy koa izahay hamono olona zany dia lasa prezida hanakarama artista etsy @ 13 mai dia hiantso vahoaka hanao autoproclamation amizay izahay no governemanta fahatelo Avy eo makany @ mairie de eny @ ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 08/02/2009 15:01
Andribe
(
01/02/2009 22:27)
VOLA BE ANATY VATA NO NOFISIN I RA8 SY ANDRY
Tena hafahafa revy ry zalahy tsy mitovy mihintsy irony vazaha
hafahafa revy letsy ra lery mihevitra fa tena be mpitia
mieritreritra le fananambe be anaty vata i ra8 y andry
mivadika orera h@ sofer...
tohiny
novalian'i ndenn ny 02/02/2009 21:10
