hilatsaka filoha aho

1. Andribe ( 20/03/2009 21:48)
tena hilatsaka filoha aho ry zareo dia ny eto @ serasera no mpanohana
i ra hery PM
Noue mpanolotsaina manokana ;
ra wiwi minisitrin ny fanoherana
i fiona minisitrin ny raharahambahiny
i tafondro minisitrin ny miaramila
ny ministeran ny vola za ihany fa tsy azo asiana oul hafa sao misy manodina ankoatranahy
ny ministera ambony ravaina daholo

lasa zao rehefa midona @ rindrina mihemotra de ovaina ndray le pasy

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Mandoha vola ze te hilatsaka :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i xxx ny 21/03/2009 00:58
2. vilambava ( 20/03/2009 21:51)
Milatsaha fa ataovy lavalava ny tady ka rehefa misy alerte dia sintominay avy aty ambony haingana.
3. Noue ( 20/03/2009 21:51)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) izaho aloha avy dia miala eee !!! satria tsy manao politika sady tsy tia politika non demoktatika :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. Andribe ( 20/03/2009 22:06)
Noue mandoha vola koa ze mimeme eo an :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. xxx ( 21/03/2009 00:58)
tsy mila milatsaka aho fa efa ahy izao tontolo izaho , fidirambola efa karazan'ny 6

efa nalaiko daholo ny harena am-banin'ny tany sy ny ambonin'ny tany tandremo fa ho hataoko fanatitra


no miditra ato amiko donc ertreiritry petit poid ireo : :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0469