ohabolana na fitenenana

141. yonikafopl ( 23/05/2005 06:22)
maivan-doha ohatran'i kotobekibo.

mahery
142. iartistika ( 23/05/2005 08:06)
trafo-kena ome-MAHERY,am-bava homana,am-po mieritreritra!

VOLO
143. mandrindra ( 23/05/2005 08:46)
Sady taviny no volony
pissoa dia io koa izany sahala amin'ilay hoe : ny teny toy ny tsinay raha rohitina mahafeno t..

VILANY
144. lanto ( 23/05/2005 09:17)
Izay akaiky vilany feno arina :))


vato

Nahitsin'i lanto
novalian'i lanto ny 23/05/2005 09:18
145. mandrindra ( 23/05/2005 09:25)
Vato nasondroty ny tany, izay adika ankehitriny hoe v... nasondrotry ny pô na jiro nasondrotry ny pôtô.

VADY
146. pissoa ( 23/05/2005 11:37)
misao-bady tanora ka manome zara ny hafa
(zany mou?)

ronono
147. mamzelkely ( 23/05/2005 11:54)
masika be ronono

Hasina
148. Mifenty ( 23/05/2005 12:54)


aza manala baraka ny hasin'ny fianakam's enao fa maditra tsy misy ilàna azy.


vorona
149. mandrindra ( 23/05/2005 13:14)
-fotokazo sy vorona koa izay manina manantona.
-vondrona tengenampody (vorona) tsy folaka fa milefitra
Dia misy koa ilay vorona be manan'elatra tsy todin'ny balaplesy.

VINTANA
150. sonwin ( 23/05/2005 14:35)
Vitam-boka no nahafaty ilay baolina

FINOANA
151. pissoa ( 23/05/2005 17:06)
F'angah le izy miteny fehezan-teny fotsiny e, sa oha-bolana na fomba fiteny malagasy!

sonwin, zako tsy mahita ...
152. iartistika ( 23/05/2005 17:11)

ny FINOANA no mahavonjy!!


SOAVALY
153. sasa ( 24/05/2005 04:45)
....... otran'ny soavaly tapa-kofehy
iartistika tena tsy tadidiko le eo aloha klé
TADIO
154. ari.malala ( 24/05/2005 09:21)
tsy mahita @ la tadio kle!

entana


155. lanto ( 24/05/2005 11:14)
ari.malala> ngah rehefa tsy mahay dia manova ?toa tsy izany nifanarahana teo :lol:

aleo fa valiko zany ny anjy e !


kely mavesatra phatry ny entam-bazaha.


noana
156. mandrindra ( 24/05/2005 12:46)
izay mamafy rivotra mijinja tadio
raha noana ny kibo mivezivezy ny fanahy

TOKY
157. ari.malala ( 24/05/2005 13:41)
lanto> miala tsiny ê! :)
Io kosa ndray mba haiko ka; ny Toky fitaka fa ny atao no hita.

Hazo
158. iartistika ( 24/05/2005 15:51)
miantehatra amin'ny HAZO boboka!!

VATO
159. Mifenty ( 24/05/2005 16:06)


Atody miady amam-BATO.

Izay mitambatra Vato, izay misaraka fasika

firaisan-kina no hery, izay misaraka de very.

Vy
160. mandrindra ( 24/05/2005 16:07)
Izay mitambatra vato, izay misaraka fasika

HIRA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3369