ohabolana na fitenenana
164. sasa
(
25/05/2005 05:12)
Miala lena otran'ny mpamosotr'alika
tsy haiko na maina na lena fa izao aloha no fahaizako azy
FOTAKA
tsy haiko na maina na lena fa izao aloha no fahaizako azy
FOTAKA
167. sasa
(
25/05/2005 10:34)
Valiko doly izy 2 fa ny an'i Mamzelkely diso
Ny marina mitavozavoza tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra
Ny toky fitaka fa ny atao no hita
KOTROKA
Ny marina mitavozavoza tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra
Ny toky fitaka fa ny atao no hita
KOTROKA
169. Kintanakely
(
25/05/2005 13:53)
Mifenty> Tsy mahita ohabolana mikasika rahona lesy zah fa "sahona" no hitako a!
"Sahona nihanika riana (n-drano), ny eritreritra betsaka fa ny hoza-body no tsy maharaka"
"salàka"
"Sahona nihanika riana (n-drano), ny eritreritra betsaka fa ny hoza-body no tsy maharaka"
"salàka"
170. ari.malala
(
25/05/2005 15:00)
ny embona toy ny rahona mitatao (any anaty hira io raha tsy diso za :)
salaka : ny lainga toy ny salaka ka ny tompony oihany no afatony
vehivavy
salaka : ny lainga toy ny salaka ka ny tompony oihany no afatony
vehivavy
174. sasa
(
26/05/2005 04:27)
kintana manan-drambo
hi hi hi za tsy mahita fa ho an'izay miditra manaraka dia mba valio
o lety frera fa manin no atao sarotra be
OVY
hi hi hi za tsy mahita fa ho an'izay miditra manaraka dia mba valio
o lety frera fa manin no atao sarotra be
OVY
178. sasa
(
26/05/2005 10:07)
tsy fanao hono mandaka rindrina fa mahafaty ray be hoy ny Ntaolo
dadabe efa niova le fiteny izao
mazahoa vady ho totoina lesy e
TAVOAHANGY
dadabe efa niova le fiteny izao
mazahoa vady ho totoina lesy e
TAVOAHANGY