ohabolana na fitenenana

221. rurik ( 30/05/2005 15:28)
saonjo iray loha saha ka tsy ilaozan\'ny iray amarara . loha\'sola
222. iartistika ( 30/05/2005 17:45)
sola mikàpa diavolana,ka tsy fantatra ny loha sola sy ny fitombenany


LELA
223. sasa ( 31/05/2005 04:38)
mivadibadika otran'ny LELA may

VOLO
224. rurik ( 31/05/2005 11:57)
trandraka antanimena ka ny VOLOtany no arahana. TONGOTRA
225. Mifenty ( 31/05/2005 12:34)
Mitsangatsangana hariva eny ambodin'Isotry ka jereo iany zé asiana ny tongotra.



SOFINA
226. sasa ( 31/05/2005 13:29)
bitro lava SOFINA
mirangaranga otran'ny SOFIN'alika

NIFY
227. iartistika ( 31/05/2005 17:38)
mitsikia fa taolana ny NIFY

LOHALIKA
228. sasa ( 01/06/2005 04:46)
manalasala otran'ny LOHALIK'alika

AKANJO
229. lanto ( 14/06/2005 16:47)
sasao ny akanjon'i sasa :(
230. sasa ( 15/06/2005 04:42)
lanto f'angaha ny akanjoko tsy misasa
di aiza akia le teny manaraka an
MANARAKA
231. dadabe ( 16/06/2005 04:37)
:°):°)
232. yonikafopl ( 16/06/2005 06:30)
Manarakaraka miraiki tapisaka otran'ny aloka

DONDRONA
233. lanto ( 16/06/2005 12:26)
sarotra be zany fa zahay dondrona :p

fetsy
234. yonikafopl ( 16/06/2005 23:36)
fetsifetsy otran'i lanto:-P

sompatra
235. dadabe ( 17/06/2005 04:46)
ie fetsy ohatran'i lanto:cry::cry:
236. yonikafopl ( 17/06/2005 05:45)
dadabe hahahahahahaha voafetsiny tao nga toi klee tsooooooooooooo, mamangy ny fahoriana de aza misosok'alahelo tsony:(
237. rurik ( 17/06/2005 08:12)
yonikafopl tohizako
mba SOPATRA ny vitana
MASAKA
238. lanto ( 17/06/2005 08:51)
Aza manao ramasabomanga ohatra an'i dadabe : mamy ny atsy fy ny aroa

rafy
239. rurik ( 17/06/2005 11:52)
lanto :°):°)aza mifandrafy fa samy......
MOZATRA
240. dadabe ( 18/06/2005 15:20)
lanto :wink:aza mba sipa manja sy mozatra tahaka an'i lanto(l) fa tena tsy misy ambara toi

rafy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3072