ohabolana na fitenenana

261. ari.malala ( 30/06/2005 07:35)
tsy hoe omby mahia ve no fiteny ê! :)

mirotsarotsa ohatran'ny pataloha malalaka :-D :P

tonta
262. mandrindra ( 30/06/2005 15:18)
Ny fitiavana toy ny jiafotsy, rehefa vao mikasokasoka rehefa TONTA (tsy tadidiko intsony)


JONO
263. ralos ( 02/08/2005 08:31)
Ny fitiavana toy ny jiafotsy, vao, tsy ialan-kasokasoka, tonta,tsy ialan-romoromo

:D zay le izy e!
264. fijo ( 03/08/2005 04:44)
le hoe izay le izy toa tsy ahitana ko.
265. ralos ( 06/08/2005 17:17)
Zay le izy tahaka ny filazan'ny mpitantara valamaty

Sahona
266. lanto ( 06/08/2005 18:26)
Horakoraka ny an'ny sahona fa ny tsiboboka no tompon'ny rano :)


rano ary e !
267. ralos ( 07/08/2005 17:01)
Toy ny vary sy rano ka an-tsaha tsy mifanary an-tanàna tsy mifandao.


Tavimandry:twisted:
268. ralos ( 17/09/2005 16:18)
Aleo ovaina raha sarotra!(Diso mandefitra hoatra ny tavimandry ka ivalanan-drano mbola velon-kira):oops:

zavona!
269. chipie1 ( 19/09/2005 12:02)
torajavona be ny andro !

kilalao !
270. ralos ( 02/11/2005 08:08)
KILALAOn'ankizy eny Ambohitsitononina rehefa amin'ny andro diavolana.
Bold textBingo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102