ohabolana na fitenenana

201. iartistika ( 28/05/2005 09:49)
ny soa sy ny KANTO,ho anao..

MAINTY
202. dadabe ( 28/05/2005 10:47)
ela nihatezana ka mainty volondoha

fotsy
203. iartistika ( 28/05/2005 11:04)
mitolo-tena sahala am lolo FOTSY


MANGA
204. lanto ( 28/05/2005 12:18)
......ohatry ny lali-mnga ? :( tsy haiko :p
205. mirabel ( 28/05/2005 15:16)
raha tiana ny vady ny rafozana tsinjovi-mandeha
miantehitra @ hazo boboka
mitsipa-daka-nitàna
mitonatonana ohatra ny vinanto tsy mahare fosa
ny rindrina aza hono manan-tsofina
206. pissoa ( 28/05/2005 16:07)
Inn ndray zao no ataoko ...
misy tsy mamaky fitsipika ka ...
averiko kely eto le fitsipika:

izao no fandehany : mametraka teny iray izay manomboka, dia mitady izay ohabolana mikasika na misy iny teny iny izay manaraka. Izay mahita de mametraka teny hafa indray. Tsy maninona ohabolana-tsinoa ) aza fa mba ataovy anaty fonosana eo avy any ananona io. Dia aza asina hahahah sy hihihi be loatra moa na dia mampimé aza fa manjary tapaka le filinina e !


kitay
207. dadabe ( 28/05/2005 18:20)
vitsika momba kitay

donto

Miandry an'i dadabe hamaly a tsisy mahita ô !

Nahitsin'i lanto
novalian'i dadabe ny 29/05/2005 14:16
208. dadabe ( 29/05/2005 15:05)
zah tsy kopy le
fa ahoana zany lanto a:-w
209. Mifenty ( 29/05/2005 15:30)
Aza mba DONTO iany hoà, fa ra mba DONTO misaina mou haninona?!!!


VOLON-TRATRA
210. iartistika ( 29/05/2005 19:26)
VOLON-TRATRA mifanenjika ze tonga aloha volom-mpilahiana!!!!!


LOHA
211. dadabe ( 30/05/2005 04:56)
ahitsin'i lanto lah androany le:{
212. sasa ( 30/05/2005 05:06)
dadabe tsy nahitsiny kan
rasta ve niaraka ihany dia sola LOHA vao hifanary
VAVA
213. iartistika ( 30/05/2005 07:55)
patsa iray tsy omby VAVA


TAOLANA
214. rurik ( 30/05/2005 08:52)
aleveno aho haka ny taolako taloha. maso
215. lanto ( 30/05/2005 08:55)
ny an'i rurik ankamantatra :)



Volana imaso tsy mba kilema

handrina
216. rurik ( 30/05/2005 09:18)
lanto ka tsy haiko tsinona ko lol

sa ny handrina tsy naniry volo henatr\'olona mety ve??
217. hery ( 30/05/2005 09:19)
miharihary ohatran'ny vay an-kandrina

volombava
218. sasa ( 30/05/2005 11:01)
fotsy sasaka otran'ny volombavan'ny Ntaolo
MASOANDRO
219. ari.malala ( 30/05/2005 12:28)
masoandro mody no mampalahelo

trano
220. lanto ( 30/05/2005 14:48)
Trano atsimo sy avaratra ka izay didi-maharary :p

Saha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.134