ohabolana na fitenenana
245. mandrindra
(
21/06/2005 13:37)
ny andaniny tsy tia HAFANANA, ny ankilany tsy tia hatsiaka, koa mitadiava ny marimaritra iraisana.
VOANJO
VOANJO
246. rurik
(
21/06/2005 19:56)
toin'ny goaika mangalaboanjo ka izy mangalatra indray no avo vava=))=))
GISA
GISA
257. mandrindra
(
27/06/2005 09:08)
Ny fihavanana toy ny famoriana TAIN'OMBY, izay mahavezivezy no mahafeno harona aloha.
MATEVINA
MATEVINA
259. ari.malala
(
28/06/2005 14:52)
latsa no naika hoteneniko fa diso kay! zafady ê! :) tsy haiko le manify ô! :)