ohabolana na fitenenana

1. lanto ( 12/05/2005 20:08)
Mbola vao nieritreritra zavatra ohatry le ankamantatr'i boboo io mihitsy aho, fa ohabolana kosa na fomba fiteny.

izao no fandehany : mametraka teny iray izay manomboka, dia mitady izay ohabolana mikasika na misy iny teny iny izay manaraka. Izay mahita de mametraka teny hafa indray. Tsy maninona ohabolana-tsinoa :)) aza fa mba ataovy anaty fonosana eo avy any ananona io. Dia aza asina hahahah sy hihihi be loatra moa na dia mampimé aza fa manjary tapaka le filinina e !

Raha tena tsy misy mahay mihitsy de....aleo miverina eo le nampitady mamaly azy sy manome teny hafa indray ?

Efa eto ihany aho dia izaho zany manao voalohany.


tsena
répondu par ralos le 02/11/2005 08:08
2. methode ( 12/05/2005 21:48)
Ity ary ny voalohany: Zaza voton'ananatra ka eny antsena avy no manao mbay lalana (Malagasy)
3. sipagasy ( 12/05/2005 22:30)
hiragasin'ambany tsena izay voa mangina

kitoza
4. yonikafopl ( 12/05/2005 23:20)
mateza roritina toy ny kitoza(malagasy)

[b][/tomanyb]
5. dadabe ( 13/05/2005 03:07)
alika tomany valala (malagasy )
tsy mahazo manao sinoa ve ry lanto ? =((

sigara
6. sasa ( 13/05/2005 04:58)
sitonina vao miha-fohy otran'ny sigara
mety ve io lety dadabe tena tsy mahay za klé
kibo
7. dadabe ( 13/05/2005 05:40)
ny kibo tsy mba lamosina
(sady manamaina ihany a :@ :@ :@ :@ )

Akondro
8. pika ( 13/05/2005 06:48)
tsy misy tia anaka ohatra ny akondro fa rehefa teraka anefa izy dia maty
sa akondro inona no tena tianao lazaina ??????? :
:-D :-D :-D
9. mamzelkely ( 13/05/2005 06:49)
tsy misy tanana tsy misy tongotra nefa mahavita judo ôtran'ny hoditr'akondro... :°) (mety ve ohabolana spécial mamzelkely)
vary
10. sasa ( 13/05/2005 06:59)
maha-mora noana otran'ny vary stock (malaza be io ohabolana io an)
lelo
11. pika ( 13/05/2005 07:06)
mivoaka miditra oh ny lelonjaza
vady
12. mamzelkely ( 13/05/2005 07:13)
mahazao vady iadanana!!(weeeee!!! nahita za!!!)
ondry
13. lanto ( 13/05/2005 08:58)
mamzelkely> io kosa ve dia ohabolana ?

Manaova mora toy ny ondry dia ho avy ny amboadia hanao anao indray mandrapaka :)) (frantsay)
Io no nadikako ny hoe : "Fais-toi mouton et le loup te mangera".



sahona ...
14. haingo23 ( 13/05/2005 09:11)
Malaza tsy ihinana hoatry ny vilian-tsahona


kapa....
15. pissoa ( 13/05/2005 10:34)
Aza atao fitia kapa, tiana ihany fa hitsakitsahina :wink:
Mety ve ! Tena tsy mahita aho.

kankana
16. sonwin ( 13/05/2005 10:43)
pissoa :wink:

Kankana kankana kankana kankana, kankana kankana be mitarozaka houa :@
Kankana kankana kankana kankana, mivarotra kankana ambakin'ny anjely a houa :@

VAROTRA
17. sasa ( 13/05/2005 11:10)
sonwin =))

varotra tsy raikitra tsy hatao maha-ratsy fihavanana

voky
18. lanto ( 13/05/2005 11:35)
Ny kibo voky hono tsy mba lamosina...oups tsy zay :p


Ny hendry mody voky fa ny adala manesika ihany.


valala....
19. majakely ( 13/05/2005 11:52)
valala iray az ho nhifanapahana!wééeeeeee!

senegaly
20. dadabe ( 13/05/2005 12:09)
senegaly mahazo baiko (sady mi maina klou fa tss :@ :@ )

Bozy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4635