ohabolana na fitenenana

41. dadabe ( 14/05/2005 11:23)
nofafaiko fa dadabe kosa tsssssssssssssssssssss

Nahitsin'i lanto
novalian'i dadabe ny 14/05/2005 11:48
42. welie ( 14/05/2005 12:35)
dadabe> tsatsa njay an! Hihihihihi...

rivotra??? euh.....
43. mishou ( 14/05/2005 13:45)
isaky ny miditra aho de tsy mahita mihitsy fa za angamba metisy gasy fa tsy mahay ohabolana mihitsy, le haiko tsy mipoitra eto mihitsy konkoa

angamba izao : mandefa rivotra tsy tana hon tsy mahabe fahotana fa règlement n'ny fahasalamana hi hi hi , mitovy @ le parasy io, fa tsy mahay e

:-P :-P :-P :-P

saribakoly
44. iartistika ( 14/05/2005 14:48)
miketoketoka ôtsan'ny saribakolin'ny ntaolo!!

MOFO
45. dadabe ( 14/05/2005 16:34)
dray marina ?????lanto kosa e ,marina anie iny e :D

mofon'i gerb'or,sady tsara no dor !(mety ve io lanto ?) :wink:

MOFO GASY
io njay ary e
46. pissoa ( 14/05/2005 18:09)
dadabe, Hitako ianao teny Analakely, tamin'ny fito maraina kely, mody nandatsaka taratasy, nefa nitsindroka mofo gasy.

Nahita aho !!! :roll: :roll:

fiara karetsaka
47. lanto ( 14/05/2005 22:48)
pissoa> valio na soloy fa tsy mahita zahay :) afa-po !
48. mishou ( 14/05/2005 23:20)
lanto> angamba izao mety hoe fiara karetsaka tsentsina ohantran'ny boatina sardina hi hihi hi

seza
49. Mifenty ( 15/05/2005 08:33)

ilay boka mitaingin-tseza mananasy. hihihi
sa aona cly? hihi


bozy
50. lanto ( 15/05/2005 09:30)
Aleo ovaina ny fitsipika :

-tsy azo atao anaran-tsamirery
-tsy azo atao teny vahiny,teny vao nohagasiana na anarana milina snsss...(ordi, tele, trakitera sns....)
-tsy azo atao ny mimémé fa tsy ato amin'ny hatsikana sy lalao isika

:)


Lasa ary :


vary
51. dadabe ( 15/05/2005 09:47)
hoy i lanto
"tsy azo atao ny mimemeh fa tsy ato @hatsikana sy lalao isika" :twisted: :twisted: fa aiza indray no misy anao zany ?
tsss :-w
aleo klou valiana ihany ka
vary sy rano ,antsaha tsy mifanary ,ambilany mbola miaraka :@ :@ :@ :@ :@ (tsy mimemeh io fa mimaina a,sa tsy azo atao ko ny mimaina le?)

fary
52. iartistika ( 15/05/2005 09:52)
toy ny fary lava vany ,ka tsy lany hamamiana...

RINDRINA
53. dadabe ( 15/05/2005 10:02)
ny rindrina aza manatsofina

sakamalaho :@
54. pissoa ( 15/05/2005 10:41)
sakamalaho sy avozo, ka samy manana ny hanitra ho azy.

vomanga
55. iartistika ( 15/05/2005 10:45)
rà razana tsy hitahy mifoaza,hiady vomanga..

SETROKA
56. sonwin ( 15/05/2005 10:53)
Avo dingana sahala amin-dry zareo be setroka :@ :@

MATOTOA
57. mishou ( 15/05/2005 21:18)
mitsingevangevana ohatran'ny matotoa

Lanto> de ahoana koa izany tsy mahazo mimeme zany nefa za te himeme be mihitsy, nefa ange manao abdo ho azy za e, za tsy tia manamaina fa aleo mba hitrange lela fotsiny ary e

:-P :-P :-P :-P :-P

sa ity no tian'i lanto :p :p :p :p :p :p :p
aza tezitra fa tsy mahazo tezitra ato an 8-) 8-) 8-) 8-) 8-) 8-)


MANAMAINA
58. lanto ( 16/05/2005 04:43)
Tanora nana-mando ka antitra vao manamaina ohatra an'i dadabe !

(tsy mimémé an !)


hazo
59. dadabe ( 16/05/2005 06:30)
:@ :@ ekena
ny hazo no vanoko lakana ny tany naniriany no tsara :miam:

vazo (hira) :@
60. iartistika ( 16/05/2005 08:11)
asa arahan-KIRA,hono tô vita tsy natao

ORONA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3462