ohabolana na fitenenana
1. lanto
(
12/05/2005 20:08)
Mbola vao nieritreritra zavatra ohatry le ankamantatr'i boboo io mihitsy aho, fa ohabolana kosa na fomba fiteny.
izao no fandehany : mametraka teny iray izay manomboka, dia mitady izay ohabolana mikasika na misy iny teny iny izay manaraka. Izay mahita de mametraka teny hafa indray. Tsy maninona ohabolana-tsinoa :)) aza fa mba ataovy anaty fonosana eo avy any ananona io. Dia aza asina hahahah sy hihihi be loatra moa na dia mampimé aza fa manjary tapaka le filinina e !
Raha tena tsy misy mahay mihitsy de....aleo miverina eo le nampitady mamaly azy sy manome teny hafa indray ?
Efa eto ihany aho dia izaho zany manao voalohany.
tsena

novalian'i ralos ny 02/11/2005 08:08
2. methode
(
12/05/2005 21:48)
Ity ary ny voalohany: Zaza voton'ananatra ka eny antsena avy no manao mbay lalana (Malagasy)
8. pika
(
13/05/2005 06:48)
tsy misy tia anaka ohatra ny akondro fa rehefa teraka anefa izy dia maty
sa akondro inona no tena tianao lazaina ??????? :
:-D :-D :-D

9. mamzelkely
(
13/05/2005 06:49)
tsy misy tanana tsy misy tongotra nefa mahavita judo ôtran'ny hoditr'akondro... :°) (mety ve ohabolana spécial mamzelkely)
vary
vary
10. sasa
(
13/05/2005 06:59)
maha-mora noana otran'ny vary stock (malaza be io ohabolana io an)
lelo
lelo
13. lanto
(
13/05/2005 08:58)
mamzelkely> io kosa ve dia ohabolana ?
Manaova mora toy ny ondry dia ho avy ny amboadia hanao anao indray mandrapaka :)) (frantsay)
Io no nadikako ny hoe : "Fais-toi mouton et le loup te mangera".
sahona ...

15. pissoa
(
13/05/2005 10:34)
Aza atao fitia kapa, tiana ihany fa hitsakitsahina :wink:
Mety ve ! Tena tsy mahita aho.
kankana
Mety ve ! Tena tsy mahita aho.
kankana
16. sonwin
(
13/05/2005 10:43)
pissoa :wink:
Kankana kankana kankana kankana, kankana kankana be mitarozaka houa :@
Kankana kankana kankana kankana, mivarotra kankana ambakin'ny anjely a houa :@
VAROTRA

18. lanto
(
13/05/2005 11:35)
Ny kibo voky hono tsy mba lamosina...oups tsy zay :p
Ny hendry mody voky fa ny adala manesika ihany.
valala....