ohabolana na fitenenana

61. Mifenty ( 16/05/2005 08:51)


aza manao toy ny fivorian'ny alika ka OROkoro-pitombenana no betsaka.

:-D :-D :-D

takelaka
62. dadabe ( 16/05/2005 11:46)
:-@ tsy mahita lty a ,mety tsy ampy maina angamba zaho le :-w
63. pissoa ( 16/05/2005 16:25)
ny hiran'ny rakitra, jereo ao amin,ny bokin-kira takelaka 100
(tsy mahita tompoko)
64. lanto ( 16/05/2005 17:26)
dadabe> ndana atsy an'efitra fanamainana :))
Aleo soloina fa ela mifenty :


ravina

65. kinaoly ( 16/05/2005 20:41)
malaimisaraka toa salaka sy ravim-b** (ngo de bedy za ) :oops:
sobakaka
66. hery ( 16/05/2005 22:22)
Saobakaka ambodiriana ka ny eritreritra be dia be fa ny hozab... no tsy maharaka.

sola
67. Manon ( 17/05/2005 05:27)
:D zah tsy mahay ninn , ninn :D etou zah mianatsa :D
na dé tsy fatatsou lotsa aza dika fa mafinaritsa be:D
68. sasa ( 17/05/2005 05:37)
rasta ve niaraka ihany dia sola vao hifanary
Hery mety ve aloha io fa za kou tena mitady tsy hahay
omby
69. dadabe ( 17/05/2005 07:36)
tsy misy lehibe tahaka ny omby fa rehefa tsingala de jokona
lanto ao ve io klou e:D

KISOA
70. hery ( 17/05/2005 08:29)
Kely veta ohatran'ny kisoa gasin'Ambohimanarina :-)

Voatavo


71. mamzelkely ( 17/05/2005 08:47)
voatavo mota!!!:°)
Rano
72. yonikafopl ( 17/05/2005 09:38)
rano mandeha tsy tetezindoha

sa moa

rano mandeha tsy tetezindoto?

tean otraotranzay fa tsy tadidiko kle, tena efa very:( mba atoroy reto za an

valala
73. Mifenty ( 17/05/2005 10:11)

sopanga ve niaraka iany koa adrisa vao hifanary eh

valala ray aza ifanapahana

aza manao toy ny alika mitomany valala

ny valala mpiandry fasana


fanahy

Nahitsin'i lanto
novalian'i Mifenty ny 17/05/2005 10:17
74. majakely ( 17/05/2005 12:38)
-ny fanahy no maha-olona

-boka
75. pissoa ( 17/05/2005 13:41)
tafita vao rendrika otran'ny boka milomano!
boka miharo-poza ... manosika azy miverina (tsy haiko tsara ny tena marina amin'ilay fiteny fa heviny fotsiny io )

avokoa

Inn njay no nataon'i Mifenty teo ry i Lanto :roll:
76. Mifenty ( 17/05/2005 15:40)

tsy aiko le nanao matevina anle soratra ry pissoa a.

katsaka tsy aiko tsy aiko ka izay mivoaka babany avokoa.


lanitra
77. mirabel ( 17/05/2005 16:49)
tanora ratsy fihary ka antitra vao mitsipo-kitay
maro ny ho vadiana fa ny ho rafozanina no tsy misy
ny vava no tsy atao be hono ny hamerenana azy no sarotra
ny nenina tsy aloha hananatra fa aoriana handatsa
ny tody tsy misy fa ny atao no miverina
78. pissoa ( 17/05/2005 17:32)
mirabel, ary toa ts'hitako mihitsy le lanitra nefa fitenenana dimy ... :roll::roll:
mifenty, hay ve ... efa mahay am'zay zao?
any an-danitra any no fonenako! (tsy mahita misy lanitra aho ka)

vinanto
79. iartistika ( 17/05/2005 17:55)
mitonatonana ôtsan'ny vinanto tsy maharé fosa!!

LOHALIKA
80. lanto ( 17/05/2005 19:24)
manalasala ohatry ny lohalik'alika (asa raha mbola misy tohiny)


mahia
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4057