ohabolana na fitenenana

121. Mifenty ( 21/05/2005 10:32)


aza milahadahatra toa TAVOAHANGY tahaka ny sosialista e



akondro
122. iartistika ( 21/05/2005 12:33)
miandry asiana ôtsan'ny vatan'AKONDRO(le manao boxe io sao de ahitsy eo ndray)

ADY
123. mamzelkely ( 21/05/2005 13:50)
aôna mo le fiteny : ADY voay sy manba ny Kirijavola ka tonga de ny vômasony no pitsiriny... zay mo sa .. tsy tadidiko fa ôtraôtran'io zany e!!!:wink:

Voaloboka
124. sasa ( 21/05/2005 14:23)
lanto njy mampmé an
Izaho no foto-boaloboka ary ianareo no sampany
tena tsy mahita za klé
125. lanto ( 21/05/2005 15:23)
mamazelkely> ady vomanga kou !!! hihihi

sasa> aiza ny tohiny ? aleo asiko aloha é !


teny
126. pissoa ( 21/05/2005 16:10)
ny teny toy ny atody ka raha foy manan'elatra.

sampy
127. dadabe ( 21/05/2005 16:12)
izay tsy miteny ,volamena
ndry ry lanto masika sady mifosa anay sy bebe:-*

piso (saka fa tsy pissoa a:-D)
128. sonwin ( 21/05/2005 17:42)
pissoa> Tanala very sampy

Pissoa sahala amin'ny piso

TAFIKA
129. iartistika ( 21/05/2005 19:02)
miariary ôtsan'ny tafika andrefa-tanàna!!

HIRA
130. pissoa ( 21/05/2005 23:33)
asa atao an-kira toa vita tsy natao.

sonwin, mba azo asina fanazavana ve fa tsy hay we maninn ny Tanala very sampy?

dadabe, sonwin: tsy misy hifandraisany mihitsy ny Pissoa sy ny piso!

sanga
131. sonwin ( 22/05/2005 10:50)
pissoa>hors sizé za raha manazava eo ka IoI

Misandrata mba ho sangany

VOALAVO
132. yonikafopl ( 22/05/2005 10:53)
entiny amin'ny sangany.

lanto hihihi njy an

fara
133. pissoa ( 22/05/2005 16:13)
sonwin > tsy maty voalavo an-kibo

yonika > tsy mahita aho de averiko ho an'ny hafa ...

fara
134. lanto ( 22/05/2005 16:34)
Fara-vady anadahy
(io angamba entina ilazana hoe refa misara-bady, na tsisy maka vady ny vhv dia adidin'ny anadahy...)


fady
135. iartistika ( 22/05/2005 16:46)
tsy ny tany no FADY,fa ny vavam-bahoaka

VAVAKA
136. Mifenty ( 22/05/2005 17:45)


VAVAKa miamba amba nen'ny sasany ... mijery tovolahy sy tovo vavy mipozipozy sns sns.


voatabia
137. dadabe ( 22/05/2005 18:34)
zaytra mihinana salady de nanjary nihinana voatabia

Tongolo
138. lanto ( 22/05/2005 19:10)
dadabe sy mifenty hôro sizé be mihitsy !
Anareo ary ny sehatra e !=D
139. pissoa ( 23/05/2005 01:23)
reo ko de tsatsa fona ka !

tsy hay ndray le tongolo e!

tongolo
140. sasa ( 23/05/2005 04:43)
lanto azafady fa adino le mot teo ambany fa maika loatra
Misilatsilaka otran'ny tongolon'ambalavao
asa raha efa henonareo io fitenana io fa le mpikabary ireny no efa niteny an'izy io
MAIVANA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1573