ohabolana na fitenenana
104. pissoa
(
19/05/2005 23:25)
raha zaza no tsy hilalao, haingana ho tanora.
raha tanora no tsy ho jejo, malakia ho antitra.
raha antitra tsy hitantara angano ... (aleo tsy tohizana fa ...)
kary
raha tanora no tsy ho jejo, malakia ho antitra.
raha antitra tsy hitantara angano ... (aleo tsy tohizana fa ...)
kary
108. ari.malala
(
20/05/2005 09:50)
tsss! zay v ranga isak'izay miditra zavatra tsy hainay fôna no eo! :(
116. dadabe
(
20/05/2005 16:08)
alika ranga sofina ,mody tsy mihetsika nefa maheno :wink:
rambo
teny iray re sy dadabe a
Nahitsin'i lanto
rambo
teny iray re sy dadabe a
Nahitsin'i lanto
novalian'i dadabe ny 20/05/2005 19:53
119. sonwin
(
21/05/2005 09:23)
Miteny tsy afa-tsiny hono toa an-drafotsibe nitelina voamanga ka kendan'ny nasesiky ny tanany
FONDRO
FONDRO