ohabolana na fitenenana
81. mishou
(
17/05/2005 23:14)
ilay mahia miankin-drindrina
hi hi hi hi faly be za fa mba nahay
tsy mahazo mimémé fa manokatra nify fotsiny an:°):°):°):°):°)
MATAVY
hi hi hi hi faly be za fa mba nahay
tsy mahazo mimémé fa manokatra nify fotsiny an:°):°):°):°):°)
MATAVY
82. sasa
(
18/05/2005 05:24)
voky maraina otran'ny trondro matavy
mety ve io ry mishou fa tena nitady fa tsy hahita za klé
antitraBold text
mety ve io ry mishou fa tena nitady fa tsy hahita za klé
antitraBold text
86. sasa
(
18/05/2005 11:25)
Toy ny lamban\\\'akoho ka faty no isarahana
Ny adalan\\\'ny olona hihomehezana fa ny adalan\\\'ny tena tafiana lamba
KIRARO
Ny adalan\\\'ny olona hihomehezana fa ny adalan\\\'ny tena tafiana lamba
KIRARO
91. lanto
(
19/05/2005 07:28)
omby hafa re ry dadbe a ! ohatra hoe lehibe tsy aman-tsaina ohatry ny omby :p
alefa ary apondra e!
alefa ary apondra e!
93. yonikafopl
(
19/05/2005 09:03)
hihihihih mifenty
tena tsy tadidiko fa atoroy we
maninn otran'ny sahobakaka ambody riana mou?
volo
tena tsy tadidiko fa atoroy we
maninn otran'ny sahobakaka ambody riana mou?
volo
96. sasa
(
19/05/2005 10:32)
yonika
Mitaintaina otran'ny sahobakaka ambody riana
Frera sonwin
Tsara tarehy petak'orona ka voatondro iray no tsy ampy
PATSA
Mitaintaina otran'ny sahobakaka ambody riana
Frera sonwin
Tsara tarehy petak'orona ka voatondro iray no tsy ampy
PATSA
98. Mifenty
(
19/05/2005 13:45)
Misy fomba fiteny misy hoe paingotra v kle
ay misy ty le.
toa ilay vao nahazo permis ka voapaingotry ny kisoa.
Fanjaitra
100. lanto
(
19/05/2005 14:38)
sarotra ho an'ny vodindrameva ny miditra amin'ny vodifanjaitra .....toa tsy izany fa aleo ovaina
Sarotra (ny laza adina) sahala amin'ny mitady fanjaitra latsaka anaty mololo :p
mololo ary e !
Sarotra (ny laza adina) sahala amin'ny mitady fanjaitra latsaka anaty mololo :p
mololo ary e !