Fa maninona....

61. pissoa ( 05/01/2005 17:20)
Sali an,
Izaho aloha vehivavy an, saingy miombon-kevitra amin-dry zalahy aho ... indrindra fa le oe cause sy effet io.
Ny fototry ny olana de izao:
1- diso fiantefa ny balan\'ny sipa matetika. Tsy ilay ideal ao an-tsainy no tonga fa zavatra hafa, de lasa amin\'izay izy mitaraina.
2-Aza tezitra amiko ny vehivavy an!Za mantsy tsy mba nanana namana vehivavy hatrizay, de ny fanaonay taloha le mampiresaka sipa any anaty bus, na tao amin\'ny Bibliotheque teny Ankatso, misy ten mandalo de miaikitra ny sipa ... :lol:
62. ikaretsaka ( 05/01/2005 20:32)
izay zany... misaotra nizara fa io toetra 1 io zao izay vao fantatro
63. fijo ( 05/01/2005 22:57)
izay le sipa.blema lava
64. watafon ( 06/01/2005 05:22)
misaotra anao ry pissoa an ! ianao zany zao mahafantatra ary mahatakatra tsara ny eritreritry ny bandy pikôty e ? ny ahy indray d zao e : tsorina ny marina refa hikôty hoe za zao na zao ka refa mahasahy izy d miditra refa tsia moa d zay zany !
65. pitchou ( 06/01/2005 17:22)
ka tsyt voatery ho otran\'i pissoa hoe mandalo d raikitra daholo ange ny sipa e!
inona no probleman\'ny bandy rehefa te-hikoty ka miraikitra otran\'izany le sipa? nga tsy zay akory no notadiaviny ko eo vao kenda sokin\'ny nahiny? mbola vao mba izay aza fa ... :twisted:
66. pissoa ( 06/01/2005 19:24)
watafon: tsia an! tsy mahalala fika-na kofa izany aho. Tsy misy lalana io no fiheverako azy, sady izaho anie tsy niteny hoe \'nikoty\' e! \'nampiresaka\' hoy aho. Hahahah

pitchou: tsy mandalo de miraikitra izany aho ...
De tsy ny bandy anie no manana olana fa ny sipa e! Hitanareo, na efa manambady aza, na lahy , na vavy, ... misy mibirioka foana. Fanafodiny: \'Aza miavona,nefa aza maika\' OK
Hevitro io an!
:-*
67. ikaretsaka ( 06/01/2005 19:25)
bien possoa.. izay kao ny hitako fa tsara
68. fijo ( 06/01/2005 22:15)
manaova toa ahy e.ze tsara kotio,raha azo bien raha tsy azo namana.fa aza miady
69. watafon ( 07/01/2005 05:21)
de tohizako we hano ny hanina fa aza miady aman\'olona e!
pissoa: milay le tarigetranao kah ! tsara fa tohizo :wink:
70. pissoa ( 07/01/2005 12:07)
Saly daolo e!
ramaso: Ny bandy foana kosa ve no hivoatra eto? :twisted:
O ry fijo ah, tandremo aza sao kakerin\'ny amboa-kely tiana any ( ireny tsara kotinao ireny), hitako ery mametraka olana ato amin\'ny namana milay be ato ... Mitandrema ihany. Mampiresaka aloha vao mikoty ... :wink:
71. isrine ( 07/01/2005 13:11)
Kotio daholo izay hitanareo e, @ izay ianareo afapo!
ny anareo lehilahy anie ka asa anankiray ity mikoty sipa ity e. Misy tena marary loha mihitsy fa tsy mahakoty...! tolana ny nify e!
72. chipie1 ( 07/01/2005 13:34)
isrine> :-D :-D
73. pitchou ( 07/01/2005 13:51)
pissoa> za ve mahalala fa enao ihany no mahita an-ze mandalo de raikitra! sa mpamporisika koa moa izany e!
74. jhouhlambout ( 07/01/2005 14:22)
:-D
75. pissoa ( 07/01/2005 15:00)
pitchou> itanao, talo zay mandeha any amin\'ny bibliotheque any, de misy n sipa vao omena compliment in-1 de manome ny coordonnes iray manontolo, ... de izany teneniko hoe misy \'mandalo de miraikitra ny sipa\'. :!: Tsy hitanao hoe hafaahafa ve izany :?: Maika loatra e!
76. ikaretsaka ( 07/01/2005 15:12)
kay le... basin\'ariary 2 zany! :-D
77. watafon ( 07/01/2005 15:38)
zany koa alou ry pissoa tena tsipolitra misy araldita mitsy e mbô kôzy e! tonga ao zany !
78. pissoa ( 07/01/2005 17:20)
watafon&ikaretsaka> tsy hitako indray ireo fiteny ireo ... zavatra iray tena nahazendana anay mihitsy mantsy io nolazaiko io!!!
79. pitchou ( 07/01/2005 19:18)
pissoa> fa raha namako lhl no manao sipa an\'izany dia miteny aho! fa tsy miray petsapetsa! satria fantatro izany ny toetrany sy ny fanaony, ary tsy eken\'ny saiko izany! tsy idealista aho fa tsy mifaly @ tsy mety ataon\'ny namako!
80. pitchou ( 07/01/2005 19:24)
pissoa> tsy we akory tsy maintsy ho otran\'izay daholo ny olona fa aminko (aminay mpinamana) izany anisan\'ny maha-pinamana! fa tsy betsaka ny manana hevitra mifanohitra @zany ka faly ery rehefa mahavoa hafa ny namany! filozofia koa izany!
karetsaka> zany ve ho ariary 2 fa tsy gratos! inay enao nahita sy sendran\'izany o? hihihi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2304