Fa maninona....

281. poupounesana ( 01/04/2005 08:32)
ka maso mahita v moa hitondra mody eh! sady le oll anie mbola certifié fa mboal mifono tsara eh! inn aza no mampikorapaka anareo toy izao! :-D :-D
282. pitchou ( 01/04/2005 18:56)
gravy reto ka!
283. fijo ( 01/04/2005 22:20)
izahay sy poupou io e,
eo de mifampijery eo,
ity ny tanako ,ity ny tongotro
enao mahita ,za mbola v,
hay mamazeny e
284. poupounesana ( 02/04/2005 06:04)
ary ty fijo ty kay mahay mihira b han! fa zay ihany angamba no hainy
285. fijo ( 05/04/2005 22:28)
ka izay no mba tiako ko
286. poupounesana ( 06/04/2005 17:00)
zé tinao ihany zany no hainao!
ah mamazeny eh! anao ty mahay raha maro sa tsia?
287. pitchou ( 06/04/2005 18:12)
hihihi
288. fijo ( 06/04/2005 22:53)
izay indray valiako rehefa itsika sy ndry irery
289. poupounesana ( 07/04/2005 09:23)
ahan ! valio dien'izao kah! tsy tiko mitsy le sirprisy ! ndrindra moa fa avy @nao ry fijo :-D :-D :-D
290. fijo ( 07/04/2005 21:52)
an an aleo wa rehefa
291. pitchou ( 08/04/2005 18:25)
kay! zahay ko mba te-hahita ny valiny eto fa valio eto e! inn ndray ary ty fomba ratsin'i fijo ity
292. poupounesana ( 11/04/2005 08:40)
f'hita wa ry pitchou!
d ahoana ry fijo? efa betsaka ane no te hahafantatra eh
293. fijo ( 18/04/2005 23:16)
aleo izay te ahafantatra hoany ko.za nga no misy olana tsy izy.hi hi hi
294. poupounesana ( 21/04/2005 08:22)
ary manomboka mahay vava han! enao v tsy te hanao pub eh =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0109