Fa maninona....
1. sechat
(
30/12/2004 10:41)
Fa maninona ny lehilahy tsy maintsy mikoty foana vao mahita vevavy na de efa manana sipa na vady aza ? :*
répondu par fijo le 18/04/2005 23:16
2. loockx
(
30/12/2004 13:04)
Tsy we foana ka, mba jerena iany kosa klou ny kalandra sy ny karosy sô d tsy miady amle goût, d rah mety zay vô mikoty :wink:
4. sechat
(
30/12/2004 13:16)
loockx> mba valio hoe ny fanontanian\'i chipie1 fa io no tena tiko ho fantatra ?
5. ikaretsaka
(
30/12/2004 13:30)
ohatran\'ny an\'ny sipa hoe ahoana no manaiky kotiana sy mizesta mampi te hikoty nefa efa manana!
tsy mandeha ange ny basy raha tsisy bala e!
cause sy effets io ! :^)
tsy mandeha ange ny basy raha tsisy bala e!
cause sy effets io ! :^)
7. ikaretsaka
(
30/12/2004 13:52)
ka izay e.. misy bala ny basy dia mipoaka ... rehefa tsy tiana hiasa ny basy dia esory ny bala...
8. sechat
(
30/12/2004 14:13)
fa iza zany nizesita sady nanaiky nokotian\'ikaretsaka tany zany? :-D :-D
de tsy mba mahalala mi-résiste kory ve fa de manaiky fotsiny koa hikoty? :°)
de tsy mba mahalala mi-résiste kory ve fa de manaiky fotsiny koa hikoty? :°)
9. xxx
(
30/12/2004 14:16)
fa kozy vrai kosa fa na manana BM aza ianao ka mahita daba kitee mandalo mitodika e...,
de otsots\'zay!
de otsots\'zay!
10. pseudo
(
30/12/2004 17:33)
ka ny maso tsy adala ko! na de tsy hitondra hody aza!hihihi
anjamana ihany alo sô de mbô any le marimaritsa iraisana!?
ikaretraka>melsi lazoky an!
anjamana ihany alo sô de mbô any le marimaritsa iraisana!?
ikaretraka>melsi lazoky an!
11. pitchou
(
30/12/2004 18:24)
ka sechat v efa manana d mbola mikoty ihany ary? fa nahoana?
sao d kosa te hanaporofo @ tenanao fa mbola mi-tira tsara enao? :^)
sao d kosa te hanaporofo @ tenanao fa mbola mi-tira tsara enao? :^)
12. fijo
(
30/12/2004 20:55)
io ry zareo tsotra an.ny mpanjono na dia efa misy trondro aza azony dia mbola manipy fintana ihany izy,ka ny trondro no te ihinana sy tsy maharitra le kankana.ny mpanjono an fialamboliny io.
marina be koa io voalazan\'ika io ambony io.
marina be koa io voalazan\'ika io ambony io.
13. yonikafopl
(
30/12/2004 21:39)
zay ilay mahavoa anareo lhl reto ka, ka ndraindray ange le sipa tsy mahalala we manana nareo e!! nareo kou rehefa te hahazo izay milaza izao lainga tsara lahatra rehetra izao tssss
14. ikaretsaka
(
30/12/2004 21:47)
za aloha miresaka fa za miteny hoe manana rehefa tady hibolisatra ny raharaha e
zay amiko ny fifanajana voalohany..
raha ilay miavonavona ko manko manahirana be ihany fa le lazain\'ny olona heo vo tapohany na miavonavona sns. ko manko tsy mahazatra ahy
ny ahy ny isainako azy dia zanak\'andriamanitra aby reny ka tsy misy tombo sy hala.. tsy nozarina hiavonavona aho
mitady horesahina dia resahiko ..
fa raha mibolika de tsy lasa!
fa kosa
ny safidy manokana safidy manokana dia iny hajaina satria efa nekena (l)
sy azo indray aho @ iny

16. sechat
(
31/12/2004 10:07)
pitchou> oooooppppsss za nge vevavy e! 8) :-D
ry zalahy io mikoty io na dia efa manana aza ka izay no mahagaga ana :-D :-D :-D :-D
ry zalahy io mikoty io na dia efa manana aza ka izay no mahagaga ana :-D :-D :-D :-D
17. sechat
(
31/12/2004 10:10)
fijo>zay ve le fanjonon\'ny mpanakarena? :-D de angonina atao inn daholo nefa le vevavy kotina? :?:
yonikafopl> ié zay kou lou de marina é! :-D
yonikafopl> ié zay kou lou de marina é! :-D
18. chipie1
(
31/12/2004 10:13)
yonikafopl sy sechat> :wink:
sao de basimborona sy bala blanc eo aza...!
sao de basimborona sy bala blanc eo aza...!
19. dezy
(
31/12/2004 10:16)
tao tran\'antaninarivo io ka zay manangana aloha no manenina,zany we tsy maintsy mba mijery ihany na de manana aza na de hanatsarana ny any tena fotsiny aza sady mafinaritra anie ny mijery mercedesy e nenay ve déseveaux :-P :-D :-D :-D