Fa maninona....

41. pitchou ( 03/01/2005 18:11)
tsy hitako kou izay antony tsy itsrana hoe efa misy! raha mbola misisika le iray d anjaran\'ny hendry no miala talou fa tsy we izy tsinona misisika!
42. yonikafopl ( 03/01/2005 18:52)
marina!!
aleo mitsotra e!!!
43. pseudo ( 03/01/2005 19:45)
mpiasabe daholo zany an!
44. ikaretsaka ( 03/01/2005 20:36)
mamy ny miaina letsy an
sady tsy reveko loatra io hombohomboina io fa manimba ny fantson-drano e
45. booboo ( 03/01/2005 21:27)
:-D :-D :-D
46. ikaretsaka ( 03/01/2005 21:43)
za mbola te ho ela velona raha azo atao ko
tsy te ho convoque alohan\'ny fotoana aho e
47. jhouhlambout ( 04/01/2005 12:02)
48. mihanta ( 04/01/2005 13:17)
hihihihihi d inn ny tena marina zany :-D
49. sechat ( 04/01/2005 13:27)
mihanta> mody fanina ndray ry zalahy reo e! :-D :-D :-D
50. vegas ( 04/01/2005 13:44)
Ary ra averiko aminao ny fanontanina: maninona no mbola manaiky kôtina fôna na de efa hita fa manana vady na sipa aza ? aza de alefa aty aminay fôna kosa lé fadisona an. Ary iza lé manambady tinao tenenina aloha: lé sipa kôtina sa lé bandy mikôty?
51. sechat ( 04/01/2005 13:49)
ah! nenà tonga de teneniko hoe za efa manambady fa tsy mila kotiana tsony raha vao miresaka adaladala :-D Raha tsy mikoty izy de miresaka tsara a, fa raha mbola mikoty ihany izy de lasa a mande :-D
52. ikaretsaka ( 04/01/2005 14:50)
misy ts manaiky kotina ka
ny ahy koa lazaiko.. mitovy sika sy sechat eo
53. watafon ( 04/01/2005 14:51)
hendry tsar kosa nareo zany an ! tsara fa tohizo ary rah mi-insiste b izy d ahoana ?
54. ikaretsaka ( 04/01/2005 14:53)
de ialao fa lolo!
55. pitchou ( 04/01/2005 18:15)
ary raha lolo manaraka d ahoana? :-D :-D :-D
56. ikaretsaka ( 04/01/2005 19:13)
ialako lavitra ko..
\"vade retro\" hozizy jesosy izay!
57. fijo ( 04/01/2005 23:59)
ny ahy ry zareo be ny fitiavako ka zaraiko an
58. watafon ( 05/01/2005 09:43)
misy mahamarina azy zay ry fijo an , fa tsy @ ze mandalo rehetra kosa angamba e ! :P
59. isrine ( 05/01/2005 11:48)
Manao ahoana aby e!
@ ankapobeny aloha ny lehilahy no tena mpanao an\'io e. Ny lehilahy anie no mpikoty e.
Ny ahy aloha tsy dia hoe te-hokotina fa mba manao izay mahafinaritra ny tenako aho indray2. Mety hoe manao mety2 aho fa misy zavatra hovonjena, nefa eny andalana de misy mikoty. Zany hoe ilay mpikoty tsy mahalala akory ny antony mahatonga ahy hanao mety2 fa mihevitra fa hoe te-hokotina aho satria manao mety2.
Ary inona anefa no ao ambadiky ny mikoty e?
Matetika anie dia firaisana ara-nofo e!
Tsy maintsy miteny an\'iny teny 2 iny ny mpikoty na dia hita fa tsy fitiavana an\'iny olona iny no manosika fa juste ny fihetsiky ny basy!
Ary ianareo lehilahy anie mihevitra fa be hevitra fa jereo tsara anie ny fahakivian\'ny lehilahy 1 raha ilaozan\'ny sipa na vady e? Tsy te-hijery vehivavy intsony!
Tsy misy hafa-tsy ny fahatsorana e. Na manana vady na sipa aza ianao mikoty dia lazao @ ilay kotina fa efa manana ianao ka anjarany no hiditra na tsia fa tsy ampiesonina fotsiny ny olona.
Fa ity misy tantara 1, na nilaza t@ ilay bandy nikoty aza za hoe efa manana olontiana dia ohatry ny tsy nohenoiny fa niaraka izahay, kanjo rehefa henony t@ olonkafa fa nanana olontiana talohany aho dia izay izy vao nahay nanapaka ny taminay.
Manahirana anie ny fitiavana e!
Ny ahy fantatro foana ny endriky ny olona milaza fa tia. Raha tia tena tia izy dia manana faharetana na tsy omena ilay tadiaviny aza.
Ary misy koa anie ny olona tia ny tena nefa tsy tina akory dia izy no misisika nefa ny tena tsy rototra!
60. ikaretsaka ( 05/01/2005 16:44)
ka izay.. cause sy effets io
ny iray manao izay maha te hikoty azy.. dia ny 1 mikoty.
io ilay hoe nomen-dravehivavy paoma ny lehilahy de nihinana!
De misy tokoa ny roboka ary mahafoy ny akoho taman-trano
ny sasany indray dia mitsotra rehefa hitany hoe gravy ny raharaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3784