Fa maninona....

81. pissoa ( 07/01/2005 23:29)
pitchou>Fa rehefa manao an\'izany anie ny sipa de mahay miala ny bandy fa tsy hoe akory hoe ... faly mahazo e! Sady tsy mahavoa ny hafa izany ... Resaka ve tsy atao, ary fomban\'ny bandy ny miteny hoe \" mahafatifaty, na manja kely na ...\" Fa tsy ireny akory dia sokajiana daholo hoe mikoty, na vao ikaloan\'ny bandy an\'ireny de roboka tokoa !!! Fahalalam-pomba no fandraisako ny teny mampiresaka toy ireny fa tsy hoe mikoty ... :wink:
82. mihanta ( 08/01/2005 13:19)
mahaiza mandinika mandalina mamakafaka lol
83. poupounesana ( 08/01/2005 17:42)
sechat ah, aza miezaka ny hicomprendra an\'zany fa nen\'ny lelà anie ny instinct tena sensible b! ny azy zany le instinct mandeha alou zay vao ny saina zay vao ny fo! ka na tiany aza indry refa mahita sipa izy d tsy maintsy manandrana mampiresaka eh na d pour parler ftsiny aza (hitester-ny ny pouvoir de séduction-ny koa e)
tsy hoatran\'ny vehivavy, ny fo no mandeha alou d ny saina zay vo le instinct (raha resaka fiodinana io han)
ie de zay no midika hoe rah miodina ny vhv d tena efa noeritreretiny tsara mitsy ny acte-ny zay vo nataony, zany hoe misy antony mavesatra ao matoa izy nanao izany!fa tsy hoe te hanao2 foana! tsy hoatran\'ny lelà zay tsy mahantaty mena miraviravy!
84. watafon ( 08/01/2005 17:55)
aiza kosa e! ze sipa rehatra miodina zany d we efa nandinika tsara mihitsy izy alou ! tsy ny rehetra angamba; misy ihany ko ange nareo tsy mahatanty an\'ilay mena miraviravy e! !!!
85. pitchou ( 08/01/2005 18:05)
watafon> raha ny raisonnement n\'i pissoa d tsara ho anareo ny mampiodina sipa mba ho hita hoe mahalala fomba! nefa aza ariana ao an-tsaina fa izay tena miaraka aminareo koa moa izany dia anaovan\'ny hafa fahalalam-pomba koa! dia mazotoa sy mahereza fa aza manenina ary e!
(fa raha izaho aloha tsy fahalalam-pomba velively izany amiko satria raha mifono hevitra ambadika e! tsy ny olona hita rehetra akory dia tokony hilazana an\'izany fa izay namana sy mifankahalala ihany! sinon tena déplacé b)
86. ikaretsaka ( 08/01/2005 18:11)
fa zany eo ihany fa nojereko aby tokoa ny valitenin\'ny ankamaroan\'ny sipa namaly tato dia ilay raizoneman an\'i pissoa ilay manao hoe :

Ny fototry ny olana de izao:
1- diso fiantefa ny balan\'ny sipa matetika. Tsy ilay ideal ao an-tsainy no tonga fa zavatra hafa, de lasa amin\'izay izy mitaraina.


io antony io ihany no mivadibadika eo fa saingy tsy mahita an\'io raha tsy miala ao ireo sipa voakasik\'izany!!
87. ikaretsaka ( 08/01/2005 18:17)
sady ilay fitsorana ange tena hitako koa fa tsy ao anatin\'ny sipa gasy sasany mihitsy! na mety tsy ampy ilay fandinihantena fa faly hanome tsiny ny ankilany foana
misy ny probleme fa tsy mba mi admettre mihitsy ehoe mety avy any aminy ny fototr\'ilay izy fa afindra foana

avy eo dia miverina amin\'io tenin\'i pissoa io ihany le izy hoe
de lasa @ izay izy mitaraina..

mivoaha ange dia manaova examen de conscience anareo manokana nareo de jerevo akaiky io e!.. de aza asiana prejugement mihitsy ..
fa bedebe ny ho tonga saina!

88. poupounesana ( 09/01/2005 08:19)
tena mivoka@ le sujet daolo nareo zany! ny fanontaniana anie mazava eh!
FA MANINONA NAREO NA D EFA MANANA AZA NO MBOLA MIKOTY?
inn no idiran\\\'ny sipa mandalo d miraikitra @zany? le ANTONY nanadalanao an\\\'iny sipa mandalo iny anie no anontaniana fa tsy zé fihetsik\\\'le sipa nadalanainareo no hotsaraina eto eh! hatr@zao alou d mbola tsy nahita valiny mazva aho eh!
raha tian\\\'i karetsak le fitsorana maninn no tsy atao alou mba ho modely enao! zay anie le mahavoa eh, nenareo d ny hangataka foana no mba hainareo fa nareo zamé manome rah tsy misy interet ao
89. pissoa ( 09/01/2005 16:11)
poupounesana> efa voavaly ao ambony ao ilay fanontaniana: instinct e! test de \"bogosite et pouvoir de seduction\" e!
8) 8) be de be ao e ...
90. tsiperifery ( 10/01/2005 08:20)
pissoa> miombon-kevitra za @ le hoe tsy sokajiana ho fikaotina avokoa ny fampiresahana sy fandokafana sipa.
Matoa tia mananihany de satria aleo sipa no betsaka manodidina handravaka ny fiainana andavanandro toy izay bandy e ! ( izay aloha ny ahy no tiako e ! ). Ny vaiavy moa anefa saropiaro tsy misy toa azy ka manameloka foana na dia tsy misy resaka bizou bizou akory aza !!
91. watafon ( 10/01/2005 09:19)
marina zany ry tsiperifery an ! tsy zay rehetra mananihany akory ange d mikôty daholo e! fa mahafinaritra ange le izy e!
92. poupounesana ( 10/01/2005 15:37)
hay v!azafady daolo ary eh!
saropiaro ny vehivavy v ry tsiperifery? zà anefa mahita hoe ny lelà no tena saropiaro! marina eh! satria zà koa manko tena d\'accord aho fa mahafianritra le mananihany, le mampiresaka, le mandoka eh! mahafinaritra araky ny nolazain\'i watafon! ary ngah io natokana hoan\'ny lelà ftsiny! oadray! d ahoana? inn ndray zao no havalinareo lelà @azny? hoe raha vehivavy no manao an\'zany d inn? nareo aza milaza fa tsy ratsy io koa
93. fijo ( 11/01/2005 22:41)
poupou an mba jereo ny zavamisy.ny sipa na dia miresaka fotsiny aza dia efa mivoaka toy ny inonany masony .ary ny ankety tsy mety vita.
94. pitchou ( 12/01/2005 14:53)
tsiperifery> dia misy koa ny sipa mila bandy bdb manodidina azy fa tsy sipa akory ka! mba manao fahalalam-pomba koa izy mitester ny pouvoir de seduction-ny! d mifampi-seduire eo zany d ze manana b indrindra na le sipa tsy mila afatsy bandy manodidina azy na le bandy mila sipa bdb manodidina azy
95. ikaretsaka ( 12/01/2005 16:07)
zay mihitsy..
ny mahavoa ny sasany kao ange ny sainy mihitsy no marary de olona miresak ana manao compliments na mi socialize fotsiny dia eritreretina heo mikoty e!
96. poupounesana ( 12/01/2005 16:53)
diso kosa nen\'i fijo kah! aza généraliser-na b hoatran\'zany le izy kah!sady nareo mitsy angamba no mila fehezina voan\'znay foana!
raha ny oll miarak@nay zao alou tsy mitaraina eh! fa ny mahagaga d zay ndray no mitady ho voan\'ny enkety!satria b namana loatra eh, b mpiantso loatra eh, michat foana eh!:-D :-D :-D :-D :-D nefa aza akory
97. mihanta ( 12/01/2005 17:57)
:-D :-D :-D ataovy zay mampety azy ao
98. fijo ( 12/01/2005 22:40)
poupou an bandy matahotra izany be ankety izany.
99. ikaretsaka ( 13/01/2005 06:29)
fa marina ilay an\'i pissoa atsy ambony atsy hoe indraindray koe olona miresaka tsotra izoa de eritreretin\'ny sipa ho mikoty anazy
100. poupounesana ( 13/01/2005 08:50)
koa raha tsy nandra b ry karetsaka d tsy hahafantatra hoe ty mikoty d ty miresak tsotra! le bandy mitsy zany no hafa2 kah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4947