Fa maninona....

121. xxx ( 20/01/2005 20:47)
vodintsobika aza manan any tandrifiny hono. ary marina fa manaan ny anjarany daholo ny tsi 1 1 . fa jereo ko hoe inona ny tandrifiny na na izany aza an... vodin\'inona re e
122. ikaretsaka ( 20/01/2005 20:49)
fa rehefa nodinihiko ilay izy dia marina ihany ny tenin\'i pissoa tary ananona tary hoe ny olana amin\'ny olona sasany dia diso na tsy mifandraika @ ilay \"idealy\" eritreretiny no mipoitra any dia eo @ izay izy fa mimenomenona
123. ikaretsaka ( 20/01/2005 20:50)
Mpandefa : pissoa
05/01/2005 20:20:24

Lohateny : Val : Fa maninona....

Sali an,
Izaho aloha vehivavy an, saingy miombon-kevitra amin-dry zalahy aho ... indrindra fa le oe cause sy effet io.
Ny fototry ny olana de izao:
1- diso fiantefa ny balan\'ny sipa matetika. Tsy ilay ideal ao an-tsainy no tonga fa zavatra hafa, de lasa amin\'izay izy mitaraina.
2-Aza tezitra amiko ny vehivavy an!
124. cutie ( 20/01/2005 20:52)
ikaretsaka, ka nanin no nofidina aza raha we tsy mitovy @ idealiny ny ny eritreretina. :-D
125. fijo ( 20/01/2005 23:02)
cutie an ka manja ihany koa anie dia nalaina ihany e.fa avy eo mameno azy ary ambadika.
mandreraka ve ry poupou?rehefa voalamiona tsara ny fotoana tsy koi ka.izany hono fa za tsy mahay an
126. dadabe ( 21/01/2005 11:29)
kiiiiiiiii aiza kosa de hoe mikoty fona e!ho anay efa antitra tony aloha zaranay aza mahita kou !! heu heu heu (l) (l) (l) :* milay e
127. cutie ( 21/01/2005 23:04)
ramaso, anga voatery fona we ny sipa no mahakobo fa tsy idealy le bandy. lolllllllllllll

Araky ny efa nolazaiko ery ambony , ny olombelona( lahy sy vavy) tsy mety afa-po.
De aleo hitady ze idealiny e. :* :-* :*
128. ikaretsaka ( 21/01/2005 23:08)
de rehefa tsy mahita na sendra ny tsy nifanentana amin\'ilay idealinao de aoka tsy himenmenina ..
fa ianao no tokony hi s\'adapte eo @ ilay marimaritra iraisana
129. cutie ( 21/01/2005 23:12)
tsy misy oul tonga lafatra hono eto ambonin\'ny tany . :* :-* :* Fa rehefa nahita enao zay de idealinao iny . lollllllllllllllllllllllll
130. ikaretsaka ( 21/01/2005 23:14)
de aoka tsy himenomenona hoa! hoe manao an zao ny sipako na manao an zao ny vadiko na maninona ny bandy no ohatran izao de ny anona fa maninona fa zay zany.. mikaroka ny idealiny izy
131. cutie ( 21/01/2005 23:18)
tsy misy mimenimenina eo ry ikaretsaka. Samy maneho ny heviny fotsiny . :* :-* :*
132. yonikafopl ( 22/01/2005 00:19)
mifandamina mihintsy kalou nareo dahy ka!!!
133. cutie ( 22/01/2005 00:21)
yonika
aleo akia hilamina de hisesy a. lollllllllllllllllll :* :-* :* njy
134. ikaretsaka ( 22/01/2005 03:02)
yonika> zay ange efa mifanaraka tsara e.. manoratar za de manoratra i cutie! de ahoana?
135. poupounesana ( 22/01/2005 08:19)
marina nen\'i karetsaka refa izy miteny oe tsy mifanentana @ le idealy d ale omis\'adapte fa tsy mimenomenona
1- tsy misy parfait eto antany = tsy mi-existe zany ny idealy
2-hoan\'ny manambady : refa nekenao teny @alitana d c\'est pour le meilleur et aussi pour le pire : zany hoe na mivoaka aza le toetra tsy zakanao d miezaha mba manova eh !ary raha tsapanao fa misy zavatra tsy ampy any @ny d mitadiava hevitra mba hahazoany izany f\'aza any ankoatra mitady!
zay angamba ny dikan\'le hoe aza mimenomenona nolazain\'i karetsaka
zà alou manaiky hoe sarotra eh! fa tsy maintsy hatao sinon na ho marovady (manahirana) na hiova vady foana satria iza no hanaiky hoampirafesina lava eo?
136. cutie ( 22/01/2005 18:22)
poupounesana
araky ny voalazan-jy zany de raisina @ arasan-tsokajiny daholo izy ty.
Ny ahy manko ni-generaliser-ko le izy .
grrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr.
Aleo hijanona @ zay fa efa samy naneho ny heviny.a
:-* :* :-* :* :-*
137. poupounesana ( 23/01/2005 16:05)
ny tiako tenenina d hoe tokony tsy tadiavina any @ oll hafa zay tsy hita nefa tadiavina any @le vady eh! en résumé zany tsy tokony hampirafy eh!azon-jy ve ry cutie?
138. cutie ( 23/01/2005 16:54)
Azoko tsara ny tian-jy lazaina ka . :* :-* :* :-*
139. cutie ( 24/01/2005 13:03)
ze ataonao ramaso a. lollllllllllllllllll
140. yonikafopl ( 24/01/2005 17:59)
ramaso fa inn ohatra ny zavatra hananan\\\'ny vehivavy hafa tsy hananan\\\'ny vadinao ohatra???
ataoko fa ny bikabikany , izany hoe ny resaka qualite sy quantite, no tsy mitovy fa izay hananan\\\'i cutie mety hananan\\\'i poupoun
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2893