Fa maninona....
161. ikaretsaka
(
26/01/2005 22:34)
adidin\'ny tsirairay ny manome fahafinaretana ny vadiny... rehefa tsy mahavita io adidy fanomezana io ve.....
an\'iza ny tsiny?
an\'iza ny tsiny?
164. pitchou
(
27/01/2005 20:31)
inn alou no ovaina eny an-dalana?
enao zany rafijo d tsiny be mihitsy an! :-D :-D :-D
enao zany rafijo d tsiny be mihitsy an! :-D :-D :-D
165. fijo
(
27/01/2005 22:44)
tsy za irery no mpanova resaka eny andalana eny fa samy manao aby isika ato ka
166. poupounesana
(
01/02/2005 06:08)
karetsaka? marina le voalazanao t@ tapany voalohany t@ 27/01 io! hoan'ny lahy SY ny vavy han! adidin'ny tsirairay ny manome fahafinaretana ny vadiny!
saingy rehefa tsy mahavita izy d tokony mba miaraka mikaondoha mitady vahaolana alou!refa tsy tafa ny fikaonandoha zay vo mankany @ tribonaly mangtaka divorsa!
saingy rehefa tsy mahavita izy d tokony mba miaraka mikaondoha mitady vahaolana alou!refa tsy tafa ny fikaonandoha zay vo mankany @ tribonaly mangtaka divorsa!
167. Dezy
(
01/02/2005 13:37)
poupou> vola tokony ampiakarana ny ray vaovao kou lanina @ ze devorsa??? :-P
matoa tsy nisy valiny ny fikaondoha natao de efa gravy be zay le zavatra fa tsy vitany le resaka etsy ambony we ny fanomezana hoy cutie
matoa tsy nisy valiny ny fikaondoha natao de efa gravy be zay le zavatra fa tsy vitany le resaka etsy ambony we ny fanomezana hoy cutie
169. pitchou
(
01/02/2005 19:54)
za alou aleoko tsy mitsapatsapa fa tsy fanatra ze ho voatsapa ao e!
173. pitchou
(
02/02/2005 20:08)
ka tsy tia tsapatsapa zany wa zà fa hampidi-doza zany! kou tsapa hozy cutie kou
174. cutie
(
02/02/2005 21:49)
pitchou, ahoana no ahafantaran'dry we mampiti-doza le izy?
Ny tiako lazaina tsapa= to feel
tsapaina= to touch
:*
Ny tiako lazaina tsapa= to feel
tsapaina= to touch
:*
177. sechat
(
03/02/2005 10:00)
hhmmmm mampatahotra be zany resaka mifampitsapatsapa ato zany :roll: