Fa maninona....
201. poupounesana
(
09/02/2005 11:57)
afka manao tantine koa anie fijo eh!ngah ry karetsak sy ramaso sarotiny
203. pitchou
(
09/02/2005 14:12)
karetsaka> inn ndray ary zany miteniteny fôna nao zany! tonton n'i ramaso avy ary @ lafikavany ary f'angah avy aty? zà modimody fotsiny fa tô tsy manana hono izy
205. pitchou
(
09/02/2005 18:24)
sady karetsaka nge mba tonton ny tiany e! =)) =))
sady enao tonga d afaka manidy azy raha vao madiditra eo io!
sady enao tonga d afaka manidy azy raha vao madiditra eo io!
206. fijo
(
09/02/2005 21:57)
aoka tsy ry poupou fa za akamany an.aleo ihany i pitchou ka,izy no efa tantine tato
209. ikaretsaka
(
10/02/2005 15:21)
hah hah hah
ary ho lasa mpianakavy aby isika raha izao le .. itsy cousine e itsy tantine e, itsy maitresse e, itsy maitre e... itsy dadabe sy bebe e, itsy nenifara e, itsy zaobavy e
itsy zokinifijo sy zandriny sy sipany sy rafilahiny e...
=))

213. ikaretsaka
(
11/02/2005 14:53)
ary mety hifanaja bebe kokoa satria i ddabe inceste raha mikoty ny zafikeliny ohatra!
214. pitchou
(
11/02/2005 20:27)
ikaretsaka> aa milaza loza kousssss fa tssss! dadabe tsy mahay mipetraka? faizina!
216. poupounesana
(
12/02/2005 06:25)
ary hitako no toa tsy ampiampiampy kely aby nareo ry karetsak! aiza koa ny gene hita ary @ dadabe sy bebe ihany no natambatra ao aminao f tsy mba misy avy any @ olonkafa mitsy!
217. Ramaso
(
12/02/2005 07:08)
efa ao anatin'ilay fianakaviana koa nge i poups e
isika fa tsy nareo ry poups fa aza mody fanina eo fa mambra anle kominaoteh ko njy a
isika fa tsy nareo ry poups fa aza mody fanina eo fa mambra anle kominaoteh ko njy a
218. poupounesana
(
12/02/2005 07:42)
fady inceste anie zà eh! aleo zà mba atao naman'ny fianakavina fa tsy maninn! le fianakivana manko toa toa tsy d milamina ! dadabe v tady hanamboatr nyzafikeliny koa! refa invité matory any @tranon'dry dadabe zany mila manisy alarme manodidina ny fandriana so jokoiny ao =)) =)) =)) =))
219. Ramaso
(
12/02/2005 07:46)
ka voaja y ange njy @ zay fa tsisy masaky mikoty anjy tsony ny fianakam's fa njary inceste e!
raha tsy ao @ fianakam's njy de lasa mikoty an-jy jiaby manafo retr'io!
raha tsy ao @ fianakam's njy de lasa mikoty an-jy jiaby manafo retr'io!
220. poupounesana
(
12/02/2005 08:25)
ountss! nenareo hafa mitsy koa!zay ao @ fianakams ihany no kotinareo! d aleok mitazna anareo mifampikoty2 ao avy ety ivelany ety :-D