Fa maninona....

261. yonikafopl ( 12/03/2005 18:59)
pitchou haiko tsara i fijo ka hihihihih
dadabe han han :P :-@
262. poupounesana ( 13/03/2005 11:30)
sotsa anareo alou miaro ana fa rah tsy teo anroe roa d masikita kila angamba sisa ny amiko.
dadabe sotsa tsy dakor
yoni ah, tsy avy aty @ko alou le raha lazainao zany han
263. dadabe ( 13/03/2005 16:20)
fijo=kofiboay milay =kofiboay bogosy sy be detanty =ok tsy misy hatahorana ny aminy koa aza manahy ry zavavy e
sa ahoan letsy fijo?? (l)
264. poupounesana ( 14/03/2005 09:36)
fijo az ts'hita koa!
265. dadabe ( 14/03/2005 10:23)
hehehehehe mbola matory angamba lery :roll:
266. fijo ( 16/03/2005 23:24)
minoha ahy fotsiny e.
267. poupounesana ( 17/03/2005 17:49)
inn aminao no inona aza eh!
268. pitchou ( 17/03/2005 19:58)
poupoun> minoa njy fa tsy misy afatsy sakafo no eritseretiny! hihihi
269. poupounesana ( 20/03/2005 06:11)
pitchou,zà anie efa mino an'zany foana eh! :lol:
270. dadabe ( 20/03/2005 16:00)
:roll: :roll: :( zah zany noana kle
271. sonwin ( 20/03/2005 17:02)
nona dadabe klé? fa zao koa ange izy io e, ny kofa mananihany fotsiny indraindray dia ny sipa tonga dia mandray seriuese be: de na izany an lasa niaraka tsy fidiny , na lasa tsy mpinamana tsy fidiny...
272. pitchou ( 21/03/2005 06:59)
poupoun> ka any ange akia le olana e! ze reehtra tazan\'ny masony heveriny fa sakafo daolo! :miam:
273. fijo ( 24/03/2005 23:53)
sonwin ekena
pitchou ka kaly io ko
274. pitchou ( 25/03/2005 18:49)
fijo> ary enao ve rehefa mba mitonotono tanana manafanba tanana eo @ afon'ny cheminée rehefa mangatsiaka be iny ny andro tsy tonga d manaikitra tanana avy eo? hihihi
275. poupounesana ( 28/03/2005 07:45)
:-D :-D :-D ary zay kay no mampisy dia-nify ny tanana sy ny tongon'io fijo io! ny diankaikitra eny @ rindrina moa tsy lazaina tsony!
d mba alaivo sary antsaina moa zany ny any @miafina any!
ary ratsy ihany le sain-kanina kah! tanjemo ihany rankizy malala so d vokaikikaitra tsy fidiny any han!
276. fijo ( 29/03/2005 22:32)
efa nahita ny tanako sy ny tongotro indray poupou an.hummmmm
277. poupounesana ( 30/03/2005 08:58)
ie d maninn? fa enao ane mbola v foana hatr@zao f'az matahotra eh
278. poupounesana ( 30/03/2005 09:05)
ie d maninn? fa enao ane mbola v foana hatr@zao f'az matahotra eh
279. dadabe ( 30/03/2005 14:32)
ahan ! misy tsy mazava??????? zandry mampiseho ny fandehany ==>ca fait poupou mahalala fa i zandry v,hhmm ,zao i poupou milaza fa efa nahita ny tanan sy ny tongotra ????? tsy mazava kle ? :roll: :roll: :roll:
280. fijo ( 30/03/2005 21:38)
ahan poupou io an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1783