Fa maninona....

241. poupounesana ( 25/02/2005 11:28)
hay v! ka enao anefa so d manaikitra alou eh!
242. pitchou ( 25/02/2005 19:27)
fijo> manaova enao voky tsara vao mankany @ poupoun any sao d hoaninao velona ao ny zanak'olona!
243. booboo ( 25/02/2005 19:33)
poupou>aza manaiky ahantona zany :-D :-D
fijo>manatona fa tsy manantona. Ahanton'ingahy aiza poupou ? eny ambony hazo ? :-D :-D
244. fijo ( 28/02/2005 22:54)
kay azo ahantona koa ka.milay izay an
245. poupounesana ( 03/03/2005 17:03)
booboo sy pitchou, misaotra @ torolalana sy ny fiaronava:wink: !
fa i fijo v nefa d mieritreritra hoe hanaiky hahantona mora foana zày eh! koa rah tsy paiso petak'orona ny aty koa
246. poupounesana ( 03/03/2005 17:08)
booboo sy pitchou, misaotra @ torolalana sy ny fiaronava:wink: !
fa i fijo v nefa d mieritreritra hoe hanaiky hahantona mora foana zày eh! koa rah tsy paiso petak'orona ny aty koa
247. dadabe ( 05/03/2005 10:09)
poupou>ary indry tia mamerina in-dr2 foana hoa fa ahoana e?
poupou,booboo,pitchou>aza itambaranareo kousa rangaha ny akamanay a,kofiboay sady bogosy anie io no be detanty e
:wink: milay zandry a
248. poupounesana ( 05/03/2005 16:16)
tsy d nataoko fanahy iniana dadabe ah!
koa hey zany izy hoe bogosy sy b detanty koa aiza no tsy itambaran'ny oll!
249. yonikafopl ( 05/03/2005 21:36)
so de ho reraka ambony ihany io fijo ry izy telo vavy fa mba omeo fotoana kely hakany aina a!! ataovy milamina de misesy fa aza de tonga de atao ady telo be re a!! :-P
250. poupounesana ( 06/03/2005 05:56)
hihihi! teneno akia izy hoe zany no alehany refa 3B hoe (bogosy,bedanty ary b vava) :-D :-D :-D :-D
251. pitchou ( 06/03/2005 19:19)
fijo 01.03.2005> elà mampitaotsa be! tedavin'là ahantona atao kitoza ny zanak'olona???? ahantonay kou fa ataovy an!
yoni> ka fijo b fijofijo kou!
252. yonikafopl ( 07/03/2005 13:30)
=))
253. pitchou ( 07/03/2005 18:39)
yoni> lozan-jy mitsikasikasina njay manko an! ataovy fa asiany fata-pera ao ambany d lasa rôti njy!
254. fijo ( 09/03/2005 22:48)
poupou an nga ny paiso petakorona no ahantona?hi hi hi
loza ry dadabe fa kay ireto sipa ireto tsy mahavita tenna fa mila mitangorona vao mahavita zavatra .poupou no ahantona ka ny sasany no may volo.
255. pitchou ( 10/03/2005 18:55)
ka tedavin'ifijo ahantona ny namana ko! tsisy kle!
256. fijo ( 10/03/2005 22:13)
ka eo le hoe izy iry ambony iry o
257. dadabe ( 11/03/2005 17:27)
fijo>zah mbola ato fa tsy irery elah e
le miantona anie izany ohatraan'i jodasy e le nanatotena ahahah de i poupou ve less no ahantona hhmm tsy dakor ndray alou zah e :wink:
258. yonikafopl ( 12/03/2005 11:55)
pitchou hihihiih njy kouu ny sasany ahantona de za no tadiavinjy hatsatika ????
dadabe hummmmm miaro an'i poupoun njay , ao raha :roll:
259. dadabe ( 12/03/2005 16:10)
yonika>non le ahantona no tsy dakor aho ka hihihihh (nefa mety ho marina ihany :wink: )
poupou> :wink: :wink: :wink: :wink:
260. pitchou ( 12/03/2005 17:22)
yoni> ka tsy maintsy mailo tsika ko! fijo ange io sao tsy fantatry njy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2385