Fa maninona....
141. ikaretsaka
(
24/01/2005 18:31)
atao hoe samy manana fa ilay 1 tsy manome malalaka moa ny 1 manome ko ko.. mety samy manana i cutie sy i poupoun fa i cutie manome dia i poupoun tsy manome!
143. pitchou
(
24/01/2005 19:19)
ary voa tany ho any ngamba i karetsaka io fa tsy nifanitsy t@ idealiny le izy ko!
efa we mi s\'adapte wa! tsy milay le ao an-trano? mi s\'adapte mijery hafa milay! :-D :-D :-D d asaina mi s\'adapte mijery ze miady @ piesiny ko le iray sao variana @ tsy idealy eo!
efa we mi s\'adapte wa! tsy milay le ao an-trano? mi s\'adapte mijery hafa milay! :-D :-D :-D d asaina mi s\'adapte mijery ze miady @ piesiny ko le iray sao variana @ tsy idealy eo!
144. ikaretsaka
(
24/01/2005 19:39)
an3 mba misolo vava sy mba manao exemple fotsiny za ko.. :-D .
milay le ao an-trano ka
milay le ao an-trano ka
146. pitchou
(
24/01/2005 19:58)
d ahoana r\'ikaretsaka no ahafahanao misolo vava zavatra tsy ankasitrahanao? tsss mampieritreritra an! :wink:
147. ikaretsaka
(
24/01/2005 20:01)
ohatran\'i pasitera mano exemple ny momba ny lanitra ihany io re e.. izy tsy mbola tany nefa manindraindra ny fiainana any
148. pitchou
(
24/01/2005 20:17)
kay! enao zany manindraindra le tsy idealy? :-D :-D :-D :-D gravy b izay an!
149. cutie
(
24/01/2005 20:24)
pitchou anga tsy le ao an-tranony ny idealy?
oups; sao de za njay no lasa mpisolo vava eo . :-D
oups; sao de za njay no lasa mpisolo vava eo . :-D
150. ikaretsaka
(
24/01/2005 20:40)
vavan\'inona aloha io?
tsy heo ny idealy fa jerena kao ny tombotsoa ko..
tsy idealy raha maty antoka :^)
tsy heo ny idealy fa jerena kao ny tombotsoa ko..
tsy idealy raha maty antoka :^)
151. cutie
(
24/01/2005 20:49)
vavan\'ny ze mila soloina vava.
ka ny we atao ze hampiety azy kou no we ho maty antoka. :(
ka ny we atao ze hampiety azy kou no we ho maty antoka. :(
152. ikaretsaka
(
24/01/2005 20:56)
ka raha ohatra ange efa nifanaikyhoe zay znay de tokony hirfanome e.. fa efa manaiky ve nefa tsy manome?
153. cutie
(
24/01/2005 21:00)
lolllllllllllllllll. Iny njay no tsy hitako .
Terena rehefa tsy mety manome. :-D
Terena rehefa tsy mety manome. :-D
155. fijo
(
25/01/2005 23:12)
omeo izay mitady fa hipetraka tsara izy.io no mamehy izay rehetra izay.
156. yonikafopl
(
25/01/2005 23:26)
fa aza de manao be fangataka fa rehefa mahazo kely de am manaraka njay , fa raha tsy manome ange akory tsy de hoe fahihirana fa mba fitsinjovana anareo kou sao tsy hahalany betsaka ny ampitso e :-P
157. ikaretsaka
(
25/01/2005 23:26)
rehefa mihamboho adidy .. sy tsy mahaefa ny adidiny dia soloina olona hafa mahavita azy..
zany ange ny lalana e
zany ange ny lalana e
158. cutie
(
26/01/2005 03:57)
tsy azoko intsony izy ty :(
Ze mahay mangataka ka mahalala misotra no omena . :-D
Ze mahay mangataka ka mahalala misotra no omena . :-D
160. cutie
(
26/01/2005 12:30)
pitchou
Efa lasa niova njay akia ny theme a.hihihihi
Lasa ny fanomezana njay zao no malaza. (l) (l) (l)
Efa lasa niova njay akia ny theme a.hihihihi
Lasa ny fanomezana njay zao no malaza. (l) (l) (l)